mila fanampiana

1. kalina80 ( 28/08/2006 14:02)
Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?
2. booboo ( 28/08/2006 14:23)
refa tsy hitanao zay olana satria mahatsiaro tiana sy mitia koa ianao, maninona no manasaro-draha @ fametrahana fanontanina ? Na izany aza, raha te-hitady raha matotra, tsisy contraintes-n'ny mionona @ maha amante anao fotsiny, dia tena lalaoviny tokoa ianao.
3. era ( 28/08/2006 14:52)
tandremo fa rehefa tia ianao dia mihevitra hoe tiana. Jamba mantsy ny fitiavana !!!
4. simplex ( 28/08/2006 15:00)
Tsy azonao fantarina nga ny antony tsy hisarahany @ ilay iray :?::?:
Tsory aminy hoe tsy mety aminao izany fa ra tia anao izy dia hisaraka @ ilay 1.:°):°)

Raiso mora ilay fitiavana mba tsy hanenenana. Aza atao hoe mbola tsy nahita ol tia ohatr'izany aho. Ary tadidio fa io tsy diavolana foana isan'andro an ;-):D:D :D de ampy e ;-):°):miam::miam:


:-*:-*
5. papounette ( 28/08/2006 15:10)
kalina80:

Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?

:wink:Le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas.
Vis ta vie,aza mihaino ny vavan'ny olona,rehefa mahatanty njy de zay.Rehefa tsy mahatanty de miala dieny zao.:-*:-*

6. Fiffi ( 28/08/2006 15:35)
hummm ! de tsy aiko kosa loha fa raha zah no eo @ toerandry ry kalina80 de lazaiko tsotr'izao hoe " fais-ton choix " hanaiky izy tsara , tsy hanaiky izy heu..miala zah !
-Ahoana aza izany hoe miaraka @ sipa 2 zany ? zany ve de hekendry ? zany ve de azo hatao hoe tena tia andry izy ?
Raha tena tia andry izy de efa nadabony le 1 fa ndry no hiharahany sy hajainy !!
7. booboo ( 28/08/2006 15:44)
hum...
8. Fiffi ( 28/08/2006 15:57)
hummm...sa tsy marina ve akia io ry booboo ?
9. tsingy ( 28/08/2006 21:01)

Sarotra ne leretsy ty fitiavana ty e!d nj ihan malala azy fa aza sodoka ny ety ivelany fotsiny kosa an, misy ange ny mpampandry adrisa e:-D
10. nolalaina ( 28/08/2006 21:06)
kalina80:

Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?



Tsy mbola tia anao tanteraka izy, ary mbola misy fitiavana anlé 1 hafa matoa tsy mety misaraka @ ka asio eritreritra tsara klou!!
Maztou aky an!!
11. cutie ( 28/08/2006 21:07)
Mpandefa : kalina80 [ Valio ] 28-08-2006 16:02:27
Lohateny : mila fanampiana
Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?

mitovy hevitra @ papounette koa za
live the moment :P
12. hantatiana ( 29/08/2006 07:07)
salut
nena ndray tsotra ian
rehefa tia d manaja - ary hifanaovana lé fanajana fa ra mande ilany d tsy mety -
d asa aiza ho aiza ny heritreritry ndry @zay
fa ra za aloha teo @ toeranao d niala za fa raha tena tia izy d miala @le iray d miverina amiko pour de bon - sa aona ozy nareo?
ny fiiavana koa ange azo hanaovana cinéma e hihihi mody langolangoana @zay tsy fotso dro- zany miits ny fomban'ny olona tia tena aloha e
zay fa courage - à toi de décider : na miray vilia amle iraika vavy ao, na miala d avelanao izy haka ny décision ny d mizaka zay vokany eo - d aza adino koa fa il n'est pas le seul homme sur terre ... courage e
13. mandrindra ( 29/08/2006 09:40)
papounette sy cutie, miombonkevitra aminareo.
kalina80, mifampizara fitiavana sy fianana mahafinaritra raha misy an'izay androany fa tsy hay izay ho ampitso e.
14. tywa68 ( 29/08/2006 09:57)
tena izay lazain'i fiffi sy nolalaina izay mihitsy ! matoa mitàna ilay 1 dia tsy ampy azy enao ! fa raha zakanao moa ny mizara dia anao izany ! (indray andro any anefa tsy maintsy hanao choix izy ! enga anie ka enao no alainy !):wink:
15. mandrindra ( 29/08/2006 11:21)
tywa68, afaka tsy misafidy mihitsy satria soa ny manandroa ary tsara ny manana ny maro
16. booboo ( 29/08/2006 12:13)
hihihhihihi
17. sherry ( 29/08/2006 13:43)
Salut !!! ny oul retraretra né afaka miteny oé tiko énao sans que oé il le pense vraiment éé .
Ar énao ra zao no itany oé mazaka anzany d jusk à la fin de ta vie dé sois sur oé apirafy anao fona izy.
F anga d tsisy oul hafa mits éé .
Ra za lo énao d mitady hafa za éé ,izy né refa miaraka amin sipany any ko surement ts maatsiaro anao na dé 1 mn monja ar nefa énao d lany andro amoiny éo.Zay ny tena marna .

18. andry08 ( 29/08/2006 15:53)
Ka @ voalohany anie dia tiany daholo izay vaovao e!
19. tywa68 ( 29/08/2006 16:23)
ka hifanarahana anie hoe samy manana roue de secours-ny zany dia samia manao ny tiany !!! fitiavana koa izany fa rehefa averti(e) moa inona no olana, tsy ilaina fanampiana eto akory ;-)
20. kalina80 ( 29/08/2006 16:31)
andry08:

Ka @ voalohany anie dia tiany daholo izay vaovao e!
fa mba efa ela ihany ané zay é, efa + d'un an



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0841