mila fanampiana

41. chakkakkely ( 31/08/2006 21:14)
tena marina mintsy ny an i irery akia ry kalina an , ny ana koa ange tena efa natoko an zay hoe carte sur table otran zay eh , dia izy alo niteny hoe za no tiany eh sy bla bla fa bon tsy dia azo ametrahana confiance total zany tsony izy hoe tena tsy anao tsony satria za tsy mahita ny atony any , dia bon fa saingy noho le elanelan tany dia tsy hafa manotra sady izy koa misika raha teo foana fa kosa ny saiko efa amboariko hoe mety tsy ho ana izy satria ny fitiavana mivadibadika zay iany sady le sipa ray koa no any akaikiny any foana zay no mahatonga ahy mba manala azy ety am ny sisiny alo mba tsy hahazo surprise ratsy be hoe ra sanatria ka tonga ny tokoa ......... , fa marina ny anao hoe tsy mora ny manatanteraka fa tsy miantsy zay eh zay le fiianana tsy maintsy misy ny mamy ary misy koa ny mangidy , ary ra tsy misy zany dia sty azo atao hoe fiainana satria monotone be tsy misy inoninona mintsy ratsy be zany , fa courage akia an ,
42. ikalakintina ( 31/08/2006 21:31)
kalina korazy nji!, refa tia injy na hiresaka am le ol aza mampatahotra so de misaraka, asa alou nareo fa za efa niaina tam zany, fa refa ela ny ela tsy nanapakevitra izy de niala za narary mafy ny fo, ary efa nihevitra hoatr'anji koa oe raha tsy iny de ho iza!, le iza misy foana fa aza kivy!, misy anjarandry foana any ho any!
43. malalatinasoa ( 31/08/2006 22:47)
kalina80:

Misaotra betsaka @ famaliana, mahafinaritra ny firesahana eto fa tena sincère daholo ianareo.Ezahako ny fifampiresahana manomboka izao ary ny tena marina an'Andriamanitra ny teny farany @ momba anay.Mafy be tsy ho tantiko mihitsy angamba raha sanatria ka tsy ho izy ilay voafidy ho ahy nefa atao ahoana moa !!!!
Satriko foana ry reto ho ento anilany fa aleo aloha ary mankafy faramparany raha sanatria tsy ho ahy izy



Tsy tokony eritreretinao hoe izy no voafidy ho anao, satria ianao no mifidy azy. Raha ela be loatra izy ny misafidy ny aminareo 2 (herintaona izany tsy vo haingana) dia potsiro ny bouton hoe "NEXT", fa manjary bahanany be ny place nefa ny lanitra tsy dia manga be akory fa misy rahondrahona nefa vao manomboka.

44. tywa68 ( 01/09/2006 10:10)
aza mampijaly tena wa (jereo ny manodidina anao) ! :wink:
45. chakkakkely ( 01/09/2006 13:18)
malalatinasoa:

kalina80:

Misaotra betsaka @ famaliana, mahafinaritra ny firesahana eto fa tena sincère daholo ianareo.Ezahako ny fifampiresahana manomboka izao ary ny tena marina an'Andriamanitra ny teny farany @ momba anay.Mafy be tsy ho tantiko mihitsy angamba raha sanatria ka tsy ho izy ilay voafidy ho ahy nefa atao ahoana moa !!!!
Satriko foana ry reto ho ento anilany fa aleo aloha ary mankafy faramparany raha sanatria tsy ho ahy izy

tiako be le fomba fitenin i malalatianasoa azy hoe potsero ny bouton ho NEXT hitako dray io , fa saingy mora lazaina ange le izy fa ny fanatanterahana azy no tena mbola ,,,,,,,,
mahereza akia kalina an ,

Tsy tokony eritreretinao hoe izy no voafidy ho anao, satria ianao no mifidy azy. Raha ela be loatra izy ny misafidy ny aminareo 2 (herintaona izany tsy vo haingana) dia potsiro ny bouton hoe "NEXT", fa manjary bahanany be ny place nefa ny lanitra tsy dia manga be akory fa misy rahondrahona nefa vao manomboka.





© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3091