mila fanampiana

21. kalina80 ( 29/08/2006 16:34)
tena marina zany fa refa tena tiana le olona lasa otrany tsy foy zany. Tena zany no mahazo ahy zao, lasa tsy foiko intsony izy
22. kalina80 ( 29/08/2006 16:39)
[quote=sherry]
Salut !!! ny oul retraretra né afaka miteny oé tiko énao sans que oé il le pense vraiment éé .
Ar énao ra zao no itany oé mazaka anzany d jusk à la fin de ta vie dé sois sur oé apirafy anao fona izy.
F anga d tsisy oul hafa mits éé .
Ra za lo énao d mitady hafa za éé ,izy né refa miaraka amin sipany any ko surement ts maatsiaro anao na dé 1 mn monja ar nefa énao d lany andro amoiny éo.Zay ny tena marna .

efa ela ihany no nahafantarako olona sy nitiavako olona fa raha ity no tsy réciproque dia tsy haiko intsony ze tena marina e !! mampieritreritra ity izy koa.Zao ilay mampiteny hoe raha tsy izy no ho vadikop dia iza indray? ary matahotra aho fa raha tsy izy dia mety tsy ho tiako ze hovadiako eo



23. kalina80 ( 29/08/2006 16:40)
papounette:

kalina80:

Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?

:wink:Le coeur a ses raisons que la raison ne connait pas.
Vis ta vie,aza mihaino ny vavan'ny olona,rehefa mahatanty njy de zay.Rehefa tsy mahatanty de miala dieny zao.:-*:-*



mahatanty aloha aky za h@zao fa ny ho avy mampatahotra ahy ihany


24. kalina80 ( 29/08/2006 16:41)
Fiffi:

hummm ! de tsy aiko kosa loha fa raha zah no eo @ toerandry ry kalina80 de lazaiko tsotr'izao hoe " fais-ton choix " hanaiky izy tsara , tsy hanaiky izy heu..miala zah !
-Ahoana aza izany hoe miaraka @ sipa 2 zany ? zany ve de hekendry ? zany ve de azo hatao hoe tena tia andry izy ?
Raha tena tia andry izy de efa nadabony le 1 fa ndry no hiharahany sy hajainy !!

sarotra oa marina e
sady ny tena marina mbola tsy de sahy mi aborder anilay resaka aho fa matahotra

25. chakkakkely ( 29/08/2006 19:37)
kalina tena mitovy cas aminao mintsy za am zao fotona zao zay koa efa niaraka efa ela fa saingy misara toerana zay dia niaraka amina olona hafa izy fa na dia zany aza tsy mitsahatra ny miantso ahy foana sns tsy manadino ahy foana izy , dia za koa manao otranao hoe ra tsy io no vadiko dia ho iza dray satria tena tia ahy loatra izy ary za koa tena tia azy , fa ny zavatra nolazainy dia hoe satria za tsy teo nonahatonga azy niaraka tam io sipa io , nefa zao zay mbola mifanalavitra foana iany noho ny asa fa zany hoe mba hafaka miona iany fa tena in 1 mandeha isakiny 3 volana angamba , dia tena tsy hitako zay lazaina azy hoe misaraka am le sipa nefa le sipa aza any akaikiny any koa , sady le sipa koa tsy manaiky mintsy fa zay miaraka aza le sipa dia miantso foana , izy alo efa niteny hoe hisaraka fa za tsy mino hoe hotafasaraka izy satria le sipa miraikitra be moa koa za alavitra fa dia atao aona fa dia mionona am zao alo satria samy tsy hafa manotra eh , fa makarary fo le izy an , fa dia za koa aty mba manao zay mahafinaritra ny foko , fa saingy tsy mahavita ny tena miaraka amin olona hafa za fa mba miflirte fotsiny eh satria fantatro fa ny foko efa azy , fa mba analana an le sorisory dia mba manala azy eh , fa ra nifanakaiky zay tsy nanaiky an zany za fa tonga dia tsy maintsy manao choix satria fitiavan tena ny azy ra ohatra ka sady hiaraka amiko no hiaraka am le ray , fa zao atao tonga dia teneno izy hoe atovy ny safidinao fa tsy mahazaka an zao tsony za fa na za na izy , ary am zay alo dia mila maka risque eh soa dia hoy izy hoe le ray zay vao loza , fa tonga dia teneno izy hoe aleo tsika hisaraka fa ianao tia tena loatra , fa atovy ny safidinao na za na izy , dia vita kabary aloe koa terena kely otran zay , satria ianao matoky ny fitiavany anao , fa makarary fo be io miheritreritra hoe mampirafy ny sipanao io , zay akia fa mahereza an
26. vale ( 29/08/2006 20:21)
kalina80:

Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?
kalina> ny ahy koa aky ny efa sendra ahy dia teny mamy re izao, dokadoka re izao:x, sady mampihanta eee, sns, ary tena azony tanteraka ny foko tamzany satria ny lhl niaraka tamiko talohany tsy dia nisy nanao an,zany, dia hoy za hoe ty no tena olona tena ty ahy!! hay rehefa aazony tteraka enao dia miseho amzay ny hadalàny, manararaotra hoe efa ahy ty ka tsy hafohy le tambitambiko sns, de manararaotra manao ny hadalàny amzay izy, ny tsy nampitovy kely azy ftsn dia ilay ol ny ahy tsy nisy niaraka t@, ka zay fa mitandrema fa mamitaka indray2 ny fihetsika be loatra hataon,ol aminaoeh, efa voa aloha zà de izay no itenenako fa ezaho hadinoina miandalana eny ihany
Tsy vitan,zany ange fa izy tsy miala @ ilay iray e, courage an!:-*:-*:-*:-*:-*, aza mety rebirebena @ teny mamy sy ny tambitamby sns, izany fa indray2 hafetsena te hahazoany anao ftsn izany!!:-*:-*



27. pissoa ( 29/08/2006 20:44)
kalina80:

Manana sipa ny miaraka amiko @zao nefa tsapako fa tia ahy be izy fa tsy mety misaraka @ilay sipany.
Raha ny hevitry ny olona ivelany dia hoe lalaoviny aho nefa h@izay niainako mbola tsy nahatsapa olonaten tia ahy otran'izany aho. Mety diso hevitra ve aho?

Miombon-kevitra amin'i Fiffi aho. Tena tiany ve ianao tsy efa nadabony tany ny iray?
Dia hoy ianao hoe
kalina80:
sarotra oa marina e
sady ny tena marina mbola tsy de sahy mi aborder anilay resaka aho fa matahotra

Inona no mety tena atahoranao? Ny ilaozany ve? Io anie possible foana na miresaka indry na tsia e, satria ny sipany aza izany 2 ... Vakio ny resaka rehefa tsy zakanao ny ataony, dia bon courage fotsiny :-*
28. nikopol ( 30/08/2006 06:49)
Kalina80 inn no ilaina aborder-na ilay resaka, ararraoty kalo dieny mbola matsiro ilay fitiavana ! io nge mbola ho tapitra foana na ho ela na ho aingana e ! raha sanatria tsy tapitra dia vao maika tsara:lol:
29. pissoa ( 30/08/2006 07:02)
:-D
30. pissoa ( 30/08/2006 07:05)
Niko - ngah tsy hoe

Mino foana foana f’any aoriana any :
Taona alin-kisa.
Hiray izaho sy ianao, hikambana any ho any,
Hamonjy paradisa.


njay? :lol:
Elah maditsa an :-*:-D:-D:-D

PS: Andalana notsongaina ireo, fa http://serasera.org/vetso/index.php?rub=vetso/vetso&vid=v4345563109abc ny tononkalo feno ( GoodBey Angel ) ;):-D:-D:-D
31. kalina80 ( 30/08/2006 09:56)
Misaotra betsaka @ famaliana, mahafinaritra ny firesahana eto fa tena sincère daholo ianareo.Ezahako ny fifampiresahana manomboka izao ary ny tena marina an'Andriamanitra ny teny farany @ momba anay.Mafy be tsy ho tantiko mihitsy angamba raha sanatria ka tsy ho izy ilay voafidy ho ahy nefa atao ahoana moa !!!!
Satriko foana ry reto ho ento anilany fa aleo aloha ary mankafy faramparany raha sanatria tsy ho ahy izy
32. booboo ( 30/08/2006 10:29)
hum...
33. chakkakkely ( 30/08/2006 12:33)
marina mintsy zany ry kalina80 an , ankafizo tsara alo , fa tsy ho hita eo iany ve eh .
34. tywa68 ( 31/08/2006 12:54)
mahavita enao ry chakkakkely ! tena hafa mihitsy ny toetranareo sy kalina80 ! courage ary fa izay reraka izany miala ê ! ;-)
35. chakkakkely ( 31/08/2006 14:28)
zay le atao hoe tia ry tywa68 ah , sady hainao oa le hoe ny fitiavana maharitra ny zavatra rehetra , tiako izy ary za koa mahatsapa fa tia ahy izy , saingy ..... , dia zay eh aleo alo ankafizina tsara dien mbola misy azo ankafizina fa rehefa tsy misy tsony dia aleo miala , sady zay koa samy tsy misy hafa manotra noho ny asa , ka akory atao , ?
36. tywa68 ( 31/08/2006 15:28)
ka ilay faharetana mihitsy no mahazendana ahy ! hafa kely ilay fitiavana ê ! dia manararaotra aloha izany izay misy omeny dia rehefa hiteny izy hoe vita fa lasa aho dia ahoana ?
37. kalina80 ( 31/08/2006 17:21)
ka ny tena tiako dia izaho mihitsy no hanana ilay courage hiala aloha fa tsy izy.Fa ny anaovana ilay 1é pas mihitsy zao no tena sarotra satria (l)tia e .Fa izay ilay nolazaiko hoe mandrapahatonga ny décision farany izay ilaiko courage dia mila tohana avy aminareo e .
Misaotra ry reto a , mody atao hoe moramora ny miresaka azy eto fa tena mbola tsy niaina zvt toy izany aho e
38. tywa68 ( 31/08/2006 17:51)
ka tsara ihany mivoaka kely mahita ny any ivelany fa variana @izany ao dia tsy hahita an'ilay mety tena anjaranao :wink:
39. irery1 ( 31/08/2006 18:40)
slt toi
Tsy mila imaginena akory ny fijalianaao fa tonga dia tsapa satria ataoko angamba hoe 95%n'ny vehivavy efa nitia dia efa samy niaina tamizany,mora ny miteny aminao hoe :ataovy an'izao na manaova an'izao?fantatra anefa fa mora ny miteny sy maminavina fa sarotra ny manatanteraka,tsisy afaka mi-regler anio afatsy ianao sy ny sainao ihany ,tandremo anefa fa ny fo mpamitaka ry neny!!!
Ra izaho fotsiny no t@placenao de zao ny aingana tamiko,ny carte sur table (avec lui) ka n'inona2 explication omeny,refa tsy hanao ny choix izy dia laisse tomber,teneno izy fa tsy misy fo afaka mizara 2 fa ra mahatsiaro ho manana ny ampy any aminao izy tsy hitady any an-kafa ,ka zao tsofy rano izy car je sais que avec l'amour que tu as tu merite mieux et surtout tsy mendrika anao izy
Fantatro famafy izany nefa ento ami'ny saina fa aza entina @fo satria tsisy fahadisonao fa efa hita ny alikany.courage
40. titis ( 31/08/2006 19:17)
Fa ndry angaha aloha talohan'ilay sipa sa taorinany e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5075