tena mahagaga ity voalaza ato ity zay niseho anio

1. ravatorano ( 21/08/2006 14:47)
POLITIQUE

Election présidentielle
Menace des natifs des cinq provinces
Les projets de perturbation de l’élection présidentielle se font jour. Le soi-disant groupe des natifs des cinq provinces a annoncé qu’il n’est pas responsable des éventuels dérapages si le gouvernement maintient la date du 3 décembre
.


Deux dirigeants de l’association des natifs des cinq provinces haranguent l’assistance samedi à la villa Elisabeth.
L'association des natifs des cinq provinces, en dehors de ceux de la capitale, lance au gouvernement un ultimatum qui ne dit pas son nom. Le G5 tente de mettre la pression sur le pouvoir de Ravalomanana.

L'association des natifs des cinq provinces, formant le G5, adresse une mise en garde contre le pouvoir. Le groupe, proche de l'opposition et du Comité pour la réconciliation nationale (CRN), jusque-là discret, élève la voix contre le gouvernement face à l'échéance électorale. Il s'aligne ouvertement sur leur position. Ses revendications tournent, entre autres, autour de la réconciliation nationale et la révision du code électoral. Il exige également la mise en place d'un comité électoral indépendant pour organiser le scrutin.
Dans son communiqué de samedi, le groupe dirigé par Salava Nicolas se veut intransigeant contre la volonté de l'Exécutif d'organiser le scrutin avant la fin de l'année. "Le gouvernement portera l'entière responsabilité des événements pouvant survenir avant, pendant et après l'élection présidentielle du 3 décembre", prévient le G5.
Comme son nom l'indique, le G5 s'appuie sur le clivage Hautes terres-périphéries dans ses revendications. "Nous comptons sur la solidarité de tous et la prise de responsabilité de chacun. C'est la solution pour l'avenir de notre région et de notre descendance ", souligne le même communiqué, sans pour autant préciser la suite du mouvement.
Pour ce faire, le G5 tente de rassembler le p
Un zébu a été sacrifié pour réconcilier les cinq provinces.
lus de monde possible en organisant des cérémonies de "réconciliation nationale". "Il est normal de commencer la réconciliation entre les originaires des cinq provinces avant ceux de la capitale", fait valoir Salava Nicolas, président du groupement.
"Ce sont surtout les natifs des cinq provinces, en dehors de ceux d'Antananarivo, qui se sont impliqués dans l'affrontement lié aux événements de 2002. C'est également le cas pour les prisonniers de la crise post-électorale de 2001", justifie le patron du G5.

Image de sectarisme
Paradoxalement, le G5 "ne ferme pas la porte aux natifs d'Antananarivo". "Nous attendons la réponse des originaires de la capitale", indique le pasteur Edouard Tsarahame, un des dirigeants de l'association. Il fait ainsi allusion à des tractations en coulisses avec les "Raiamandreny" de la capitale pour éviter l'image sectariste.
Malgré le durcissement du ton, le G5 et sa force de ralliement restent encore énigmatiques. Samedi, ils sont près de 300 à avoir répondu à l'appel de l'association. Salava Nicolas évoque des "intimidations" pour expliquer la situation. Il admet lui-même, mais à demi-mot, la nécessité d'un travail de fond pour convaincre le plus de monde.
De son côté, le pouvoir ne se fait pas prier pour fustiger la visée politique du G5. Le sénateur Joseph Yolland, alias Mômy, parlementaire issu de la région de Diana, "déplore la politisation de la notion des provinces. Une telle conception est dépassée. Madagascar est une nation unie."
"Il n'existe pas de conflits entre les provinces, nécessitant une réconciliation nationale. Chez nous, il y a seulement une opposition et un pouvoir en compétition", souligne Mômy. Le parlementaire issu du Tiako i Madagasikara (Tim) appelle ainsi "à la raison et au développement".

Iloniaina Alain
Date : 21-08-2006
express de madagascar
2. ravatorano ( 21/08/2006 14:51)
hoy nby gazety io an
teny fratsay io no nadika mitovy d napetraka tato.

defa tena tsy haiko tsony reto mpanao politika reto
mampimé manahirana masosotra farany mandreraka b miitsy.Tena mahasolo izany sink province zany v klouh zalah ireo ?
Inn no tena mba zavatra kendren dry zalah ireo e ? inn ngahn no tena tiany hatongavana fa raha izaho manokana d tena valalanina aho kah sady menatra ihany koa satria eto amin ilay faritany tsy aoa antin ilay sink no anaovana ilay fanambarana ?
tsy azoko ? ? ? ?
ny gazety io fa tsy za sao d misy hiteny hoe hanao adi poko injay na hiresaka fokoa su fihaviana ndray
3. mandrindra ( 21/08/2006 14:57)
ny zavatra toy izao dia manao "atteinte à la sûreté de l'état" dia raha samborina ry zalahy ireo dia lazainy fa tsy mety izany.
4. ravatorano ( 21/08/2006 15:02)
ka zay mantsy
ho aiza ary tsika ty
tsy hay tsony e :cry::cry::cry:
5. mandrindra ( 21/08/2006 15:29)
dia mety hisy op mangina amin'izao. satria tsy dia tena fantatry ny olona loatra anie ry zalahy ireo e
6. rogeroge ( 21/08/2006 15:33)
Ireo le mirediredy, ary ny mahagaga dia ity, mba firy isan-jaton'ny 5 province moa ireo f'anga raha omena micro dia miteniteny foana, tsy ho aiza koa ireo sady mampalahelo ny fomba enti-manohitra , problème social ny an'i gasikara fa tsy ethnique, lany andro eo
7. Lalah ( 21/08/2006 15:51)
Tsy atao mahagaga intsony zany ry reto an! ny fankahalan ny sisiny an ny afovoany manko tsy zoviana intsony. Fa de aleo handeha hotazamina.
8. Fiffi ( 21/08/2006 18:04)
gravy zany an! andraso aloha vakiana miadana kely hoe aloha!
9. miangalyandria ( 22/08/2006 09:43)
ny tena mampihomehy no mahakamo ahy dia ilay hoe "Nous comptons sur la solidarité de tous et la prise de responsabilité de chacun. C'est la solution pour l'avenir de notre région et de notre descendance " fa maninona moa ny descendancen'ny farintany dimy ankoatran'antananarivo ? toa tsy maninona aby koa sa hoe ....

zarazarao hanjakana e ! izay no tena marina dia dombo daholo ve no fiheverany ny hafa ka hihaino azy ireo 8-)
10. lolabe ( 22/08/2006 10:01)
izay le atao hoe tsy fahazakana ny fitondrana entin'ny merina, mihevitra ireo any @ province fa izy ireo ihany no tokony hitondra ity firenena ity, nanomboka t@ Tsiranana ka h@ Ratsiraka anie efa ry zareo foana no teo e, inona anefa ny vokany, ny paosin'izy ireo no feno ary ny havany no nameno ny fitondrana, izay merina mba niditra teo ni-éliminéna foana, satria ve ravalo manana izay ampy sy manana loha matanjaka de hoe hianatra ny hikitikitika azy, andramo fa mbola mafy noho ny mafy ko anie io e, fa mba mievera fotsiny ry zareo any @ province a, mba mandraisa andraikitra fa lasa ratsy ny imagenareo noho ireo olona ireo raha tsy mitsangana mamaly ireo olona ireo haingana nareo, rehefa tsy mamaly azy ko nareo de efa toy ny manaiky azy zany
11. hery ( 22/08/2006 10:08)
Aza generaliser-na ilay izy.

Ry zalahy miteny hoe G5 ireo dia tsy mitondra mihitsy ny feon'ny Malagasy rehetra @ faritany dimy
Raha avy any amin'ny faritany 5 aho dia ireo no nataoko ampamoaka voalohany hoe
- Iza no nifidy anareo hisolo vava anay
- Iza no nanondro anareo hamafa ny safidinay

Satria raha tsy diso aho dia misy ny antsoina hoe solombavambahoaka nofidina.

Sa ireo solombavam-bahoaka rehetra any amin'ny faritany 5 no ao anatin'ny G5?

lolabe> aza dia aviavy mitsara loatra fa araka ny nolazaiko dia tsy ny olona rehetra any @ province no niteny an'io... mety olona tsy tiany akory.
12. lolabe ( 22/08/2006 11:33)
Hery> io ra Hery de zao ihany a, amantaonany za no nipetraka tany Tamatave a, fantatro tsara ny tsy fitiavan'ny betsimisaraka ny merina, ary za zao de tena victime tamin'izany t@ 1972, nenjehina ny merina ary novonoina mihintsy, tsy mandà za fa misy tsy amin'izany fa noho ilay toe-tsaina izay nampidirin'ireo mpitondra teo aloha de lasa tena simba koa ny toe-tsain'ireo olona ireo, i Ratsiraka iny tena nilaza mihintsy tany Toamasina fa ny peta-tsanga tsy izy, mampalahelo le izy e. Ka aleo ry zalahy G5 hanao izay tiany eo fa tsy ho lasa lavitra intsony izy, ny olona ko anie efa manomboka mankahala andry zalahy ireo e, i Zafy no lohany ao ka mazava ho azy fa izy no tena anisany tsy tia merina ao, ka ny alikany ary hono mitondra ny anarana hoe merina. Mahereza ry merina isany a,
13. matisse ( 22/08/2006 11:49)
ntsss fa refa tena raikitra nge ny rombo tsy mahatohitra kory ry zala e jereo t@2002 reny fotsiny ,fa ny tena marina de fankahalana tsotra izao no misy de zara aza misy resaka politika mba ahafahana maneo izany
14. ravatorano ( 23/08/2006 10:07)
za kosa aloha tsy mino hoe zalah ireo mahasolo an ireo olona any amin ny sink province sady ireo olona akanga sisan ny vorona sendra mitady zay toerana hisy azy neh reo eh , olona sisasisan ny fitondrana taloha izay saika hamotika ny maha iray ny malagasy
za d tena sorena miitsy amin ilay declaration ataondry le zalah reo.
Aoka fotsiny iska izay mahatsiaro tena mba tsy ho tafaroboka amin ny hevitry ry lre maizina fa mitasy fampiadiana ny samy malagasy zalah reo
ntssss
:twisted::evil:
15. Fiffi ( 23/08/2006 17:44)
tena marina kosa aloha ireo lazainao ireo ry ravatorano an! pffff
16. Herimiafina ( 23/08/2006 18:50)
Tena efa misy mi-paorina mihintsy any Dago any izany amin'ity mamba pouvoara loatra ity klé. =))
Aza taitra ry ise isany fa ny azy anoie halahelon-tseza satria tsy alehany raha tsy misy titre e! o^o
17. mandrindra ( 23/08/2006 19:27)
ka na misy titra aza anie ry llerony tsy alehany e
18. fijo ( 23/08/2006 22:50)
misy marina io voalazan'i lolabe io,ary zavatra nampalahelo nitranga indroa ireo tany tamatave.le fampodiana merina io tiako lazaina io.saingy efa maro izao ny olona any no tsy miraika amin'izany intsony.
fantatra koa fa tsimaintsy hanakorontana ry zalahy ireo.ary raha vao voasaombotra dia hilaza fa voan'ny tsindry hazolena indray.fomba fiady efa lany andro no mbola averina ihany sao mandaitra,ka ho hita eo ny tohiny
19. ravatorano ( 24/08/2006 08:32)
efa lany andro tokoa ilay fomba fiady nefa toa zatra ny lalan dririnina loatra ry zalah ireo
misy koa olona dia mihinana mbolony fotsiny ka sahy mitelina ny tsaho sy zizo lava ataon ny andian olona izay tsy manana hevitra hafa tsy ny hanakorontana fotsiny ihany.ekeko fa tsy tena lavorary ny fandehan ny fiainana etyo amin ny tanana nefa kosa izany tsy midika fa tsy manao miitsy rafanja !
20. Herimiafina ( 24/08/2006 18:13)
Aza gaga intsony rehefa sendra zavatra toa io e! ireny no atao hoe structure napetraky ny fanjanahantany e, efa hatramin'izay izy io no ni-destabiliser ny raharaha politika tao antanana tao foana, ka aza gaga! :roll::-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3232