Matahotra mankany @ Dentiste

1. papounette ( 21/08/2006 09:27)
:{Matahotra mankany @ Dentiste zà rireto a,Marina e!tena efa mila ho faty ny aretinnify de lôzako mihinanana fnfd fotsn de calme nefa ange ny dadako dentiste e!:-o:-o:-oFa izy az
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:46
2. lemenakely ( 21/08/2006 09:45)
ouadray ahoana koa re izany e! koa maika izany fa hiteraka koa tsy vao maika looza! angaha tsy misy anesthésie fa tonga kosa dia ady maina be?
3. Fiffi ( 21/08/2006 10:03)
bdb ny olona matahotra mankany @ dentiste ary tsy mora mihintsy ny fanalana an'io tahotra io ! noho io fahatahorana io indrindra no hanaovana sy hitandremana @ ny fahasalaman'ny nify mba tsy hankanesana any ! Na izany aza de hilaina hiany ny fanantonana dentiste in-2 isan-taona !
4. booboo ( 21/08/2006 10:46)
papounette > zaho tsy matahotra fa tsy tia mihitsy ! vao mieritreritra hoe hatao ilay bzzzzzzzzzzzz iny défa dilo beeeeeeeeeeeee :{:{
5. watafon ( 21/08/2006 11:06)
booboo: bzzzzzzzzzzzz ! :)
papounette: inona akia no tena hatahorandry ? le hoe mety harary v sa zavatra hafa mihitsy ?
6. mamzelkely ( 21/08/2006 12:40)
za ko matahotra dentiste, sirtou le frézy iny gay gay gay :{:{
7. watafon ( 21/08/2006 13:51)
d eo njy raha izany kou ! za alou ts matahotsa sady ny dentiste ko manja kely zay !=))=))=))
8. kally ( 21/08/2006 13:59)
papounette> Mandehana akia a! ataovy an-tsaina fotsiny hoe ho lasa maimbo vava be itsoahan'ny olona eo indry dia tsy maintsy lasa! tena marina ange izany e! mamoaka fofona mantsy ny nify marary, dia indry mety tsy maheno fa ny olona miresaka amin-dry no mahatsapa an'ilay izy dia ahodiny ny lohany na mody mihatakataka izy rehefa miresaka amin-dry.
Izaho kamo mandeha fa tsy maintsy mandeha in-2 isan-taona raha kely, sady izaho tsy mbola naheno olona maty nandeha tany:lol:
9. booboo ( 21/08/2006 14:01)
:-D tsy misy maty fa na torana sy olona mikikiaka beee ohatra gliavana fotsiny tsindraindray hihihihihihi
10. mamzelkely ( 21/08/2006 14:48)
watafon ko nenao zany mbô manja ko, ra fatatrao marina le dentiste nolazaiko anao iny de his courage ve za :-w :-D:-D
11. kelly13 ( 21/08/2006 15:04)
dentiste>ennemi-ko number one
a bas les dentistes hihihi
12. watafon ( 22/08/2006 11:10)
kelly: fa ahoana kosa e?
Mamz: miovà dentiste raha izany e! hoentiko any njy ?
13. papounette ( 22/08/2006 11:42)
lemenakely:le miteraka hafa mitsy e!sitrapo mampanahirana!:oops::oops::oops:
Watafon:Tsy haiko mitsy zay choc nahazo ahy tany @ vie antérieure tany.Hi!Hi!Hi!:°)
Efa nanala nify zà an fa le tsindrona voalohany iny.:{:{:{saika pipy tôty ny havanao.
Fa raha ohatra misy manao anésthésie generale de je suis partante.Pour enlever 02 dents de sagesse.Fa le Dr namako tsy mety e!
14. mimich ( 22/08/2006 11:56)
za matahotra dentiste , fa tao am polyclinique za vo tsy natahotra tsony fa lafo lozan-tany.grrrrrrr
Ndao ho any am dentiste n'ny wata doly eee , am zay tsy matahotra
15. papounette ( 22/08/2006 12:07)
le hoe manjakely ve?
Sô de saropiaro @ Wata de vô maika loza ny ahazo atsika:wink::wink::wink:
16. mamzelkely ( 22/08/2006 15:03)
watafon hitedavo dentidte bogosy za de mazoutou :-P:-D:-D
17. bobone ( 23/08/2006 06:07)
:D:D:D
hi!hi!hi!
tongava aty aminay fa be dia be ny dentiste manjakely!
tena marina io an!
sady tsy marary hoa ny hanalana nify izany!
le tsindrona voalohany iny ihany angaha
donto tsy heno akory ny hanalana azy!!!
misy vokany lehibe eo @ fahasalamana anie ny nify ratsy e!:roll::o
18. booboo ( 23/08/2006 06:12)
misy vokany lehibe eo @ fahasalamana anie ny nify ratsy e


:-w:-w...hihihihi matetika refa miteny hoe vokany lehibe zany dia raha positifs zay no tiany havoitra nefa eto hoe nify ratsy no resahina hihihihihihihi.
19. mimich ( 23/08/2006 06:53)
papounette:

le hoe manjakely ve?
Sô de saropiaro @ Wata de vô maika loza ny ahazo atsika:wink::wink::wink:



ka tsika anie vhv doly ee, dc tsissy raison tokony hahasaro-piaro azy koo:lol:
20. tywa68 ( 23/08/2006 14:50)
aza mangatak'andro ry Mimich fa sao hanenina â ! tsy aleo ve jerena dieny mbola azo tsaboina toy izay efa lo !!! matahotra dhl anie fa tsy maintsy manao effort kely ! courage e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0848