Matahotra mankany @ Dentiste
21. papounette
(
23/08/2006 15:10)
:snif::snif::snif:Zà matahotra tsindrona e!
:cry:Mba omeo courage moa e!!!!
:cry:Mba omeo courage moa e!!!!
23. Herimiafina
(
23/08/2006 21:51)
Ny ahy njay ry reto ten amahagagaahy fa tsy mbola nakany amin'ny dantista mihintsy zah hatrizay klé. Zah ihany no nisikotra ny nifiko nihozongozona tamzah mbola papouzy! :^)
24. fijo
(
23/08/2006 22:19)
dadanay mandrapahafatiny tsy mbola nararay nify,fa lazainy fa fady misikotra nify amin'ny vy izy.
25. mimich
(
24/08/2006 05:36)
papounette> njy moa dr , matetika manko reny mpanindrotsindrona oll reny no tena matahotra tsinjona fadiranovana
HM> shhhhhh, nenao ve tam mbola kely ny lazaina, za ko tam mbola kely za doly ny naka ny nifiko nihozongozona , de le atsipy any ambony tafotrano hono :lol::lol:, de le tafo avo beuu nefa le oll hanipy azo potakely :roll::roll::roll:
fa nen'oll zao lhb zao no resahina koo
tywa68> papounette no tena matahotra tsy mety mande ka, fa za efa tany fa zany we tena vita daholo zao karazam-bavaka rehetra izao mandrapahatongan'ny tour ho amin'ilay dentistesy ilay fitenenana we "SOKAFY NY VAVA" grrrrrrrrr

26. mimich
(
24/08/2006 05:51)
ny antony iray tena mampihemotra amin'ity fandehanan any am dentiste maka nify ity koa anie ka ity resaka fahadiovan'ny fitaovana ampiasaina ity ee
oh mampanahy be ihany indray2 ilay izy am ity resaka "SIDA" ity.
ny eto dago aloha no resahiko an!! fa ny any ivelany tsy haiko. lasa tsy oh tsy mety matoky zany eee satria be ny resaka mandeha.
sao sanatria ny any ambany arovana tsara kay ny tany ambony no nanondrana :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

27. bobone
(
24/08/2006 07:00)
:D:)
Marina ny tenin-dry aloha e! sao hifindran'ny SIDA nefa diso ihany koa !
raha ohatrany aty aminay aloha de tsy ho hisy tratran'ny SIDA izany @ fitaovana ampiasana hanalana niry satria tsy maintsy sterlisena anaty Popinelle io fitaovana io vao azo ampiasana ary izay rehetra fitaovana avy nampiasana tsy ampiasan'olona intsony!ka izaho sur fa tsy ho azo ny SIDA
Aza matahotra intsony oah!

28. watafon
(
26/08/2006 08:03)
papounette: courage akia an :-*! le vokatsoa avy eo eritreretina e! aiza kosa akia d hoe S/ AG an ! tena sahindry tokoa v raha mety le Dr ? :roll:
mamz: ao ambaton'akanga misy rah hoany njy ? :-D:-D:-D
ndao daholo hoany fa ts maninn zany ny dentiste ko k ! zarany aza mahazo kil kou! :wink:
mimich: tena marina mihitsy le hoe le zatra mpanindrona ireny anie k saro-tahotra e!

29. bobone
(
28/08/2006 06:21)
:D:D:D
Mahagaga tokoa fa ny zatra mpanindrona indray no matahotra tsindrona! asa inona re no mahatonga izany e!:oops:

30. mimich
(
28/08/2006 06:33)
wata> dentsite ambatonakanga humm , oh efa reko , sao de ilay Rajaosafara sa oll hafa ????? , ka tsy lafo beuuuuuuu
33. watafon
(
31/08/2006 06:46)
mimich: fantatrao angah izy ? hihihihi! tena lafo tokoa k !
bobone, Fiffi: za alou tsy matahotra tsindrona zany refa zà no manindrona anà e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D
papounette: aiza ndry e ?

36. mamzelkely
(
31/08/2006 08:03)
watafon:
mamz: ao ambaton'akanga misy rah hoany njy ? :-D:-D:-D
ts tiko wa ao fa ts bogosy le dentiste de kamo za ho any :-D
37. papounette
(
31/08/2006 11:39)
mamzelkely:
watafon:
mamz: ao ambaton'akanga misy rah hoany njy ? :-D:-D:-D
ts tiko wa ao fa ts bogosy le dentiste de kamo za ho any :-D
Aleo marina mitady dentiste bôgosy!mba farafaharatsiny.....
38. watafon
(
01/09/2006 11:23)
Fiffi: za tsy matahotra zany k ! fa tato anatin'ny 10 ans aloha d indroa ihany za no nitsindrona e! d za ihany no nanao an'azy satrai tsy nahita oul mahay manindrona za nefa urgent le izy ! nihinakina-poana mantsy za tamzany ! :-D:-D:-D
mamz: d ahoana re zany e ! k njy tsy mety mankany @ le dentiste ko kou ! :-D:-D
papounette:marina alou zany e! d tena sahy atao AG marina v alou njy ty hoe hanala nify ftsn e?

39. mimich
(
01/09/2006 12:47)
[quote=watafon]
mimich: fantatrao angah izy ? hihihihi! tena lafo tokoa k !
tsy fantatro izy ka, fa ny lazany no efa reko fa hoe mahay sady tsara karakara , saingy lafo beuuuuu

40. tywa68
(
01/09/2006 13:21)
ka ho sahirana raha hiandry bogosy (sao maniry nify eo ny akoho ?) =))=))=))