Matahotra mankany @ Dentiste

41. fijo ( 01/09/2006 21:03)
ka ny akoho no bogosy izany ko.hi hihi;fa tsaboy ny nify fa sao hosahirana e
42. watafon ( 07/09/2006 07:19)
hahaha! aiza kou no hisy akoho bogosy zany kle! :-D
mimich: zany v ? haiko tsara izy k !
43. nambina ( 07/09/2006 12:23)
watafon>akoho borbonezy ireny ka!=))=))=))
jereo tsara ange lay lohany e, manao style ny 1960=))=)) sade efa niverina daholo izao ireny lamody ireny:)
44. watafon ( 07/09/2006 12:29)
nambina: ary enao kou tena mandinika an ! :-D:-D:-D
45. nambina ( 07/09/2006 13:26)
tsy mandinika lotra fa miara miaina aminy ve tsy hande ho azy izany=))=))=))
46. mimich ( 07/09/2006 14:30)
:-D:-D:-D
47. fijo ( 07/09/2006 21:35)
nambina,miara mihaina main'ny akoho ve?hi hi hi
mimich sy wata.NIVO ao antaninarenina koa mahay sady antoniny.
48. nambina ( 08/09/2006 09:49)
fijo> nga d tena raisina literaly b izy io é:-D:-D
49. mimich ( 08/09/2006 11:22)
nambinina > omeo ary ny hevitra tsy literaly ee, tsy azo ny laza adina raha izany:?::roll:
50. watafon ( 08/09/2006 18:32)
fijo; aiza ho aiza zany lesy ? za alou efa manana fa tsy hiova e! :wink:
nambina: :-D
51. fijo ( 08/09/2006 20:54)
wata ao antaninarenina eo ampitan'ny prisunic taloha.
nambina,ka raha horaisiko vretikaly eo ndry hosahirana ko
52. Fiffi ( 09/09/2006 09:24)
fijo: inona akia ity vretikaly ?
53. nambina ( 09/09/2006 13:30)
fijo>:-D
mimich>alefaso fotsiny ilay imagination d mande ho azy akia ! Raha hazavaina b d tsy misy tsirony indray nge!:wink:
54. watafon ( 09/09/2006 13:50)
fijo: ah ok !
fiffi: mifanohitra @ horizontaly akia an !:-D
55. mimich ( 11/09/2006 05:47)
nambina> asainao manonofy njay zany koo.
56. nambina ( 11/09/2006 13:18)
mimich>tsara ange akia ilay manofy rehefa tsy diso tafahotra lotra e!:wink:
57. Fiffi ( 11/09/2006 16:31)
wata: misaotra akia an! aleo tadidina indray aloha le vretikaly....
58. mimich ( 15/09/2006 07:16)
nambina> manofy atoandro ve!!!sa nofy ririnina
59. Fiffi ( 17/09/2006 14:05)
:-D
60. watafon ( 17/09/2006 16:12)
mimich: mety doly zany k !:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851