very maina Jean frédi

1. Flavien ( 19/08/2006 20:04)
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina.
novalian'i lanto ny 22/09/2006 13:55
2. cutie ( 19/08/2006 20:07)
ohtran'ny haiko fa ndraso alou :lol:
3. mandrindra ( 21/08/2006 13:46)
za ko ohatra ny mahay fa mbola miandry an'i cutie.
cutie ô, :*:*:*:*
4. Fiffi ( 21/08/2006 20:36)
:) de miandry anareo zany ry cutie sy mandrindra an!
5. mandrindra ( 22/08/2006 13:35)
dia mbola miandry an'i cutie aloha sady manome :*:*:*:* ho an'i cutie ihany
6. cutie ( 24/08/2006 21:22)
:lol::lol::lol::lol:
tena mbola andraso alou :lol:
7. mandrindra ( 25/08/2006 10:11)
raha ianao indray dia andriko foana :°)(l)
8. cutie ( 25/08/2006 20:40)
zany an :lol:
9. mandrindra ( 26/08/2006 19:49)
zany dia izany tokoa :lol:
10. cutie ( 27/08/2006 17:11)
:*:*:*:*
11. mandrindra ( 28/08/2006 12:38)
milay hoe ilay mahandry e :*:*:*
12. cutie ( 28/08/2006 20:21)
milay le mahandry :*:*:*
13. mandrindra ( 29/08/2006 08:33)
ianao mihitsy no milay ka:wink:(l):*
14. cutie ( 29/08/2006 15:50)
mandrindra koa milay :*:*:*(l)
15. mandrindra ( 01/09/2006 10:25)
milay + milay =(l):*(l):*
16. cutie ( 01/09/2006 15:39)
andraso @ zay alou ry mandrindra hitady an'le hira za fa tena adino izy teo a :wink::*(l)
17. cutie ( 02/09/2006 19:50)
Mpandefa : Flavien [ Valio ] 19-08-2006 22:04:26
Lohateny : very maina Jean frédi
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina

ty ve le izy sa tsy izy :roll:

VERY MAINA


Very maina, ô! very maina
Ireo adin-tsaina izay nantenaina
Hampody aina ilay fitia
Very maina, ô! very maina
Izaho mangaina nandresy ireo hery tsy tia

Marina aloha fa nisy hadisoako maro
Poizina ratsy tonga nifangaroharo
Tamin'ilay fitiavana izay fantatrao
Fa tsy nitempo raha tsy ho anao

Marina aloha fa nitratrevatreva aho
Raha sendra mba diso kely iny ianao
'Reo endrikendrika hoe mety ho fitiavanao
Nadikako avy hatrany hoe fitiavana

Very maina ...

Tsaroako indray ilay andro iray izay nivoadiana
Fa n'inon'inona hitranga hiafiana
Teo anatrehan'ilay Avo izay Nahary
Kanjo izao vao ditsoka ary

Nandefitra aho indraindray, ianao koa
Izao no anjara angamba ka ho aiza moa
Mody ny lahatra no hoe omena tsiny
Nefa ny tena no efa tsy tiany

Ity tiana, ilay natao ho tanjona
Lasa nirintona nandao ny afonao
Saika hifonako hiverina kanefa
Efa tsy tiany aho matoa nilefa

Very maina ...
18. mandrindra ( 04/09/2006 10:16)
cutie, dia efa hita ilay hir adia avia amin'izay an :*:*:*
19. cutie ( 04/09/2006 18:24)
ho avy :lol::lol::lol::*:*:*:*
20. mandrindra ( 07/09/2006 14:24)
tongava, tongava hoy ianao :*:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078