very maina Jean frédi
46. lanto
(
22/09/2006 13:55)
Flavien:
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina.
Tsy ilay hoe "jerijery" an'i jean Fredy ve izany ? Raha io d misy ao am RVG. :)
