aiza izy izay

1. diamondra27 ( 07/08/2006 13:20)
ohatran'ny tsara be le hira io @ le nouvelle version ataon'ny mada groove, tianareo ve?
2. diamondra27 ( 07/08/2006 13:22)
hirain'ny rapadango manko fa tsy madagroove e! , miala tsiny

aiza izy izay
tsy tazako eto intsony
lasa lavitra angamba
........
3. cutie ( 07/08/2006 22:02)
aiza no hahenoina an'io fira io ?
4. diamondra27 ( 08/08/2006 06:23)
any @ radiomada akia a!taper-o @ gogoole fa tsy tadidiko na .com na .org
5. dadabe ( 08/08/2006 08:21)
o^oo^oo^o
6. diamondra27 ( 08/08/2006 11:33)
dadabe: elah koa ngah mihaino @izao fotoana izao?
7. cutie ( 08/08/2006 18:13)
DM ok:wink:
8. vale ( 08/08/2006 19:55)
DM: manja be!!mmmmhhhhhhhhh!!
9. cutie ( 09/08/2006 01:45)
ao @ le in le izy fa za mbola tsy naheno,tonga demandeha @radio ve ?
10. Fiffi ( 09/08/2006 03:44)
diamondra27:
any @ radiomada akia a!taper-o @ gogoole fa tsy tadidiko na .com na .org
nga tsy misy an'io ato @ radio vazo gasy ?


11. diamondra27 ( 09/08/2006 09:19)
fiffi: tsy haiko akia a! fa mba mirozirozy eto @ net za de mba mivazo ihany koa e
de naheno an'io
12. diamondra27 ( 09/08/2006 09:22)
vale: tanjemo sao tamana any an:wink:
cutie:jereo ao e: , efa hitanjy ve , de klik @ le oe: radiolive de henoy ze tianjy e!
misy titre ny hiran'ni tselonina taloha aofa rapadango no mihira azy
13. cutie ( 09/08/2006 10:48)
DM,tsy hitako le hira koa:cry:
14. Fiffi ( 09/08/2006 14:14)
diamondra: le hira ve akia misy hoe "oh ! oh ! oh ! modia! modia"
satria toa hananako hiany izy io fa mbola ho jereko aloha an! fa tsy zany mada-groove zany no mihira azy !
15. cutie ( 09/08/2006 14:47)
:roll:nga tsy hiran'i mireille io
16. mandrindra ( 09/08/2006 21:11)
ie, hiran'i mireille no ahafantarako azy io
17. cutie ( 09/08/2006 21:29)
ok:wink:
18. diamondra27 ( 10/08/2006 04:21)
fiffi: ié toa zay tokoa kay le izy, mireille no mihira an'io

mandrindra: wééé, c mireille la chanteuse

cutie: efa hitanjy ve le izy e! sao de variana mijery clip njay toi an !:wink:
19. Fiffi ( 10/08/2006 04:33)
diamondra: ok fa jereko ! :):-*
20. diamondra27 ( 10/08/2006 05:32)
fiffi: mazotoa fa mahasoa ny mihaino hira sy ny mihira, mi-détendre tsara @izay, + CD relaxation koa ;tonga de vita be @izy, + que 7ème ciel:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0813