aiza izy izay

41. cutie ( 13/08/2006 19:52)
ie mety :lol:
42. Fiffi ( 13/08/2006 19:55)
aiza izy izay ?
43. Fiffi ( 14/08/2006 04:48)
le tononkira kah! :)
44. cutie ( 14/08/2006 09:24)
za tsy mahay :lol:
45. Fiffi ( 14/08/2006 11:04)
vale: de omeo ny tonony akia an!:D:-*
46. mandrindra ( 16/08/2006 09:58)
aiza izy izay
no tsy hita eto intsony
lasa lavitra angaha
tsy tazako eto intsony

dia tsy tsaroana ny tohiny fa aleo aloha hiverina hihaino azy rahariva
47. Ntaolozandriny ( 16/08/2006 14:48)
HIRA VAZAHA IO HIRA IO? ARY I TSELONIBNA NO NAnisy tononkira gasy azy.
ity ny tonony:

Aiza izy izay
no tsy hita eto intsony?
lasa lavitra angaha,
tsy tazako eto intsony.

Ery andohasaha lonaka aho
Toa lasa saina ihany
manjoy miakatr'iny havoana iny aho ê
tsy hita izay antsoina.

ô ô ô modia modia ê
f'efa hariva anie e
izany andro
ô ô ô modia modia ê
miandry anie ny any an-tanana.

Aiza izy izay
no tsy hita eto intsony?
lasa lavitra angaha,
tsy tazako eto intsony.

ireo hahitra ao an-drefa-tanana anie hoa
niarahanay nanala.
ny rindrina lelafin'ny orana
mamaritra tomany.

...aza tsiny raha misy adinoko fa efa ela loatra....
48. dadabe ( 16/08/2006 15:50)
o^oo^oo^o
49. cutie ( 16/08/2006 19:20)
:lol::lol::lol:
merci e
50. diamondra27 ( 18/08/2006 12:09)
dadabe: mba ampindramo casque e! ndao hiara hiaino

ntaolozandriny: m'ci:-*:-*
51. mandrindra ( 24/08/2006 08:13)
cutie, :*:*:*:*:*
52. cutie ( 24/08/2006 21:24)
mandrindra
mianjy za a :*:*:*
53. mandrindra ( 25/08/2006 10:15)
ataoko copie amin'ny week end dia alefako amin'ny alatsinainy :*:*:*
54. cutie ( 25/08/2006 20:41)
weeeeeeeeeeeeee mandrindra :*:*
55. mandrindra ( 26/08/2006 19:52)
:*:*:*:*
56. cutie ( 27/08/2006 17:15)
merci e :*
57. mandrindra ( 28/08/2006 12:40)
za kou merci:*:-D
58. tywa68 ( 28/08/2006 14:58)
tena favy io CD ny Madagroove io an ! vidio anie ê tsy hanenenanao.
59. hira72 ( 28/08/2006 18:47)
tena tsara io hira io an
henoy eto ange fa ho henonao ny feo mangan'i mireille
tsindrio eto

Na eto jereo ao:
tsindrio eto
60. cutie ( 28/08/2006 20:26)
merci hira a :lol:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-08-2006 14:40:52
Lohateny : Re : aiza izy izay
za kou merci

:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1379