aiza izy izay
21. Fiffi
(
10/08/2006 06:24)
:-D:-D:-D tena marina aloha io an! fa aleo hiany tsy ho any @ 7ème fa sao de tsy tafaverina eo ka ho loza ! :-D:-D:-D:-D
22. mandrindra
(
10/08/2006 06:56)
loza ahoana ry fiffi, tsy aleo azave tavela any amin'ny paradisa foana
23. cutie
(
10/08/2006 10:11)
mbola tsy hitako foana le izy wa :cry:
tedaviko miadana e,tsy taitra njy DM:lol:
tedaviko miadana e,tsy taitra njy DM:lol:
24. Fiffi
(
10/08/2006 15:00)
mandrindra: heu...ka tsy nofy ange ny fiainana eh! de raha lasa any @ 7ème any ka tsy tafaverina de ahoana ? tsy ho loza ve ?
diamondra: nyolana akia de bdb ny CD misy ato fa tsy misy titre de tsy maintsy henohina daholo de tena sahirana zah fa tena sur fa hananako io an!
diamondra: nyolana akia de bdb ny CD misy ato fa tsy misy titre de tsy maintsy henohina daholo de tena sahirana zah fa tena sur fa hananako io an!
25. diamondra27
(
11/08/2006 06:13)
cutie:
http://www.radiomada.com/
io le site e! de mazotoa mihaino
de ao @ ilay hoe: mix gasy N° 69 no misy azy , de avelao handeha le hira fa hira faha7 ilay izy hirain\'i rapadango
mazotoa!
zay kosa angamba de ho hitanjy @izay le izy an!

26. diamondra27
(
11/08/2006 06:15)
klik sur le oe: live radio zany e! de aveo ataovy eo @ le oe: mix gasy N°69 ny souris de klik
de henoy ny hira mande fa refa hira faha7 vao mande le aiza izy izay
bonne écoute
de henoy ny hira mande fa refa hira faha7 vao mande le aiza izy izay
bonne écoute
27. mandrindra
(
11/08/2006 11:44)
izay aho vao andre an'ilay hira. tsy ratsy ny hanaovan'i rapadango azy fa aleoko ihany aloha ilay orizinal an'i mireille
30. cutie
(
11/08/2006 18:06)
ny ahy koa aleoko le an'i mireille
tsra feo alou le vhv mihira @ty vao2 ty fa tsy tiako le rap rap :lol:
tsra feo alou le vhv mihira @ty vao2 ty fa tsy tiako le rap rap :lol:
31. diamondra27
(
11/08/2006 20:06)
mandrindra, cutie: tsy misy ohatran'ny original aloha e, fa hoy aho hoe: tsy ratsy oe le nouvelle version an'i rapadango. De miankina @ le feeling-tsika koa io e
fiffi: njy koa akia kou, araho tsara le toromarika fa mandrindra sy cutie zao afaka mihaino tsara de njy ndray ve no tsy haheno?
fiffi: njy koa akia kou, araho tsara le toromarika fa mandrindra sy cutie zao afaka mihaino tsara de njy ndray ve no tsy haheno?
33. Fiffi
(
12/08/2006 04:46)
cutie , diamondra: tsy hoe sarotra hatoro zah fa tsy le fihenona azy ao @ radio no tiako lazaina nge eh!
Fa tsy hitako le hira , anaty CD misy hira maro le izy nefa bdb ny CD ato , @ zay ny tena olana de tsy misy titra ny hira ao ka manahirana be ny mitady azy!
Fa tsy hitako le hira , anaty CD misy hira maro le izy nefa bdb ny CD ato , @ zay ny tena olana de tsy misy titra ny hira ao ka manahirana be ny mitady azy!
34. diamondra27
(
12/08/2006 16:34)
fiffi: ka zay zany no tonga @ le titre hoe: aiza izy izay e!=))=))
38. cutie
(
13/08/2006 12:03)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-08-2006 16:47:19
Lohateny : Re : aiza izy izay
efa hita amin'izay ve e? izaho vao avy nihaino ny orizinal zao
mba omeo an'le orizinal za fa tsy manan:wink: