Miss serasera 2

1. fasaly ( 20/07/2006 11:09)
Raha lasa ny eritreritro raha nandinika ny namana sipa serasera satria efa ho hanao ny jobily herintaona nandraisako anjara ny forum zà:°):°):°):°)
de toy izao manaraka ny miss sersera voafidiko ato am namana8)8)8)

miss "sympa": fiffi, ftma, mamz, cutie, vale etc....:P

miss "sourire": mamz....:P

miss "bikini" : aino, lolita2madà.....:P

miss "cool cool": fasaly:roll::roll::roll::-D:-D:-D:-

miss "bonne cuisine": diamondra 27, vale, nenipitia...etc....:P

miss "forum attitude": fiffi, sasa, mamz, pisoa, cutie etc.....:P

miss "discrète": pisoa, fiffi, etc....:P

de inona kou re e!:-w:-w mbola ho avy eo ny suite n'ny miss sersera 3 kalou fa de ataovy ny vote dejà euhhh on verra:-D:-D:-D....:P:P:P
novalian'i kally ny 27/07/2006 12:03
2. fasaly ( 20/07/2006 11:54)
misy hadinoko kely
miss "serieuse" kally

miss"sobikette": anna999

miss"décalage horaire": cutie, lalah, hesam etc....:P

miss "charmante" booboo :P
:-D
3. booboo ( 20/07/2006 12:48)
-miss sourire sy vanitika : mamzelkely sy cutie :-D

-miss forum attitude : sakaizakely, izy mirahavavy mifanarakaraka :-D ( pissoa sy cutie ), fiffi, fasaly, soanja, vale,

-miss bonne cuisine : boubounezy, vale ...

-miss discrète : euh...xxx :-D:-D

-miss sérieuse : diamondra27

-miss sympa : nareo aby aby fahita ato @ forum ( betsaka loatra dia kamo be zà hitanisa :°) )

4. fasaly ( 20/07/2006 12:56)
hummmm! miakatra ny vote ato an! two points, four points:-D:-D:-D me miakatra ny an'i pissoa, cutie mamz:roll::roll:euhhh iza kou re e!
5. Herimiafina ( 20/07/2006 13:10)
Ary fasaly miss inona e? izay izao no andrasako! hehehe=))
6. pissoa ( 20/07/2006 13:24)
Ary njy ry HM miss inn? :-D:-D:-D

Zah tsy hifidy fa refa tonga ny mister zay zah vo hifidy :-D:-D:-D
7. pissoa ( 20/07/2006 13:25)
Hay .. HM kay miss kely fa haiko tampoka =))
8. Herimiafina ( 20/07/2006 13:27)
Zah tena tsy miss mihintsy otsanareo kah.
Zah mpandripaka miss fotsiny! hehehehe=))
9. pissoa ( 20/07/2006 13:29)
Aza aripak'elah ny miss fa manjary tsisy miss tsony :-D:-D:-D
10. fasaly ( 20/07/2006 13:31)
herimiafina; tsy hitanjy ngah io nosoratako eo ambony io fa mbola miandry vote maromaro aho hi confirmer azy:roll::roll::roll::-D
11. fasaly ( 20/07/2006 13:34)
pissoa: afaka asiana mister ka! hummm de hisy azy ny vote amzay aleo tokou hosokafana fa efa vôkasy ihany zao:P:P:P:P
12. tsoupou ( 20/07/2006 13:58)
Asio élection mitsy, basé-na amin'ny attitude eto am serasera fa tsy sary an. :D
13. fasaly ( 20/07/2006 14:08)
tsoupou! ka en generale mahitsy ange reo efa voatonona reo e!:wink:
14. tsoupou ( 20/07/2006 14:30)
Ay ve e, tairo ary e, fa tokony hasian-dRahery formulaire d'élection mitsy angé zany lé izy e.
Sa aona Rahery ??? Sa aleo mitsy sitrana tsara toi dé amzay mlay tsara lé izy???
15. cutie ( 20/07/2006 15:06)
za reto aza ampidirina miss zany fa tsy tiako a :-D
16. fasaly ( 20/07/2006 15:20)
cutie: de toute façon njy tsy afaka miala tsy ho miss e! njy nge miss fa tsy mister e!:wink::wink:
17. cutie ( 20/07/2006 15:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
18. cutie ( 20/07/2006 15:23)
fasaly aza ampidirina @le miss ataonareo ato aza za e :-D:-D:-D
19. kally ( 20/07/2006 15:24)
fasaly> tsy nampoiziko indrya iny miss sérieuse iny, izaho nanantena hoe miss kaondrana.:lol:
20. fasaly ( 20/07/2006 15:26)
:wink::wink:aiza kosa e!:-D:-D:-D:-Dmbola ampiana aza io:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0633