Miss serasera 2
21. pissoa
(
20/07/2006 15:27)
fasaly:Ie - aleo asiana mister fa zah tsy handray anjara n'inn n'inn ankoatra ny mifidy mister :-D:-D:-D
pissoa: afaka asiana mister ka! hummm de hisy azy ny vote amzay aleo tokou hosokafana fa efa vôkasy ihany zao:P:P:P:P
23. fasaly
(
20/07/2006 15:37)
pissoa: efa misokatra ny mister arokatra ambony e! zà zao efa nandefa vaoty kely ao kanou!!!!:°):°):°)
herimiafina: in njay zany hi dezista zany e! tena tsy araka tsy hay tsy fantatra ny dikany:x:-D:-D
herimiafina: in njay zany hi dezista zany e! tena tsy araka tsy hay tsy fantatra ny dikany:x:-D:-D
24. Herimiafina
(
20/07/2006 15:40)
Mi-dezista, mi-degonfla refa misy miteny hoe jolie jolie e! hehehe:-D
25. pissoa
(
20/07/2006 15:41)
Herimiafina, misy tsy midezista fa tsy mi-s'int hatram'voalohany ka :roll::-D:-D:-D
27. fasaly
(
20/07/2006 15:44)
herimiafina::roll::roll::roll: hatao jolie ndray ve vao mi dégonfle tsy vao maika mibontsina:-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
20/07/2006 15:48)
Zah aloha i pissoa no fidiko e, hanaovako tsolotra mihintsy aza mba ho lany e! :wink:
34. Herimiafina
(
20/07/2006 18:44)
Mbola tena tsy azoko tsara retsy an! Inoan tsara hoe e? Hoe tiako be ry HM raha fidinao miss aho? hehehe:-D
38. fasaly
(
20/07/2006 19:50)
:-D:-D:-D:-D:-D miss gaga zany an! iza re izany e!:roll::roll::roll::-D:-D
39. ftma
(
20/07/2006 19:59)
Za hono miss sympa :oops:
samy miss serasera daholo isika e na dia tsy mbola nifakahita aza de miss mahafinaritra daholo :-*
samy miss serasera daholo isika e na dia tsy mbola nifakahita aza de miss mahafinaritra daholo :-*
40. fasaly
(
20/07/2006 20:04)
hummmmm! marina zany fa hita eny ihany aza ange ny firesaka e! betraka ka ! betraka ny miss sympa fa tsy voatonona dool fa misy ny tsy sympa kou anefa an!:wink:
