Miss serasera 2
41. mamzelkely
(
21/07/2006 06:41)
fasaly impiry vôtonona kay za :roll::-D:-D le miss sourir anie fasaly mila porofo ny ankizy hafa eee misy mbola tr nahita :-D:-D
ny anah sady miss sympa, cool, tsara tare , inn ko re i fasaly :wink::-*:-*
de miss dôly nareo sipa rht satri samy manana ny hanitra ho azy :wink::-* (sady misy ts tsaroko le ps de sô de loza eto :oops: )

46. mandrindra
(
21/07/2006 11:04)
ireto konkou miss karazana miss mbola tokony hampiana zany : misssopatra, misssandoka, missionnera ...
47. fasaly
(
21/07/2006 11:08)
mamz: njy manao hoe ary na ny lhl aza miss dool de ozy zà hoe ié misy kely doolllll hihihi:^):^):^)
i mandrindra nga no nanao misionera:-D:-D:-D
i mandrindra nga no nanao misionera:-D:-D:-D
52. mandrindra
(
21/07/2006 12:06)
miss ekseleratera tokony hitsahana dia mandeha mafy kokoa dia maharaka:-D
59. mandrindra
(
21/07/2006 14:21)
vorono fantatro fa manidina, fa zah tsy mbola nahita miss manidina
60. mandrindra
(
21/07/2006 14:22)
kanefa raha manidina le miss de firy izay aloha ny ora nanidinany :-D:-D