namana mpitsabo
1. fijo
(
11/07/2006 19:59)
za mahita fa betsaka ny namana mpitsabo eto,na avy any mada na ny aty ivelany,ka maninona nareo raha mba manao fifanakalozana zavatra hita"fomba fitsabo,na fanafody fampiasa ohatra"
asa;,mety mba ahitana soa io.
asa;,mety mba ahitana soa io.
novalian'i papounette ny 16/11/2006 18:47
4. fijo
(
12/07/2006 18:48)
za mantsy mampiasa io fifanakalozana io koa,ka izay no mba niresahako azy
6. nambina
(
13/07/2006 09:37)
fijo, watafon> mazotoa fa mahafinaritra lety a - tandremo indray anefa fa so d nareo sy watafon ry fijo no mifampiresaka ao:-D:-D:-D
8. watafon
(
14/07/2006 08:18)
tena zany marina kay moa an ! aty zany mbola mila ezaka bobaka vao tafapetraka e!
9. fijo
(
14/07/2006 17:56)
ka raha tsy atao mazava aloha hoe ekena ve ny hisian'izany any sa ahoana?raha ekena,dia ahoana no hametrahana azy.ny mpanaramaso sns
12. papounette
(
09/08/2006 04:29)
:lol:Ao ambadimbadika ao aiza fa tsy hitako.Zà mbola vaovao eto.Mba toroy mo
14. papounette
(
12/08/2006 09:44)
Zao ho ah te-hanontany antsika Dr hoe misy ilana azy ve ny fidirana ao @ ordre sa aôna?Innn marina ny tena tombontsoa azo @le izy?
Inn no mety ny manangana association des médecins mifanampy sa miditra amin'ny ordre?
Zay de ze mamaly tsy mila tezitezitra.:-*:-*:-*
Inn no mety ny manangana association des médecins mifanampy sa miditra amin'ny ordre?
Zay de ze mamaly tsy mila tezitezitra.:-*:-*:-*
15. watafon
(
13/08/2006 08:11)
papounette: tena misy ilàna azy mihitsy k ! tsy afaka mi-exercer ange raha tsy voasoratra any @ ordre e ! vao nisy notification mihitsy alefany any oe ! tsy azo ekena ny CM na remboursement ataon'ireo DR tsy membres na tsy mahaloa latsakemboka ! vao 1 mois lasa zay ! k aleo miditra ihany e!
za falifaly foana k !:lol::lol::-*
za falifaly foana k !:lol::lol::-*
17. watafon
(
13/08/2006 19:24)
papounette: tena marina ny voalazanao k! fa raha te hiady an'izany rehetra izany v tsy tokony ho ao anatiny aloha sa ?
18. papounette
(
14/08/2006 05:41)
watafon:
papounette: tena marina ny voalazanao k! fa raha te hiady an'izany rehetra izany v tsy tokony ho ao anatiny aloha sa ?
Efa ao anatiny aho Watafon,mandoa 10.000Ar par an (kely alo le cot)fa tsy hitako ihany ze marina e!ZAo zao misy an'le hoe CROM fa ohtran'ny tsy hitako ze marina e!
Be tsikera zà ee?
20. papounette
(
14/08/2006 08:07)
Amiko mantsy e! raha vao miditra ao amin'ny ordre de tokony misy tombontsoa mivantana tsapa.
Ohatra fotsn ny resaka karama Dr mpanjakana,rehefa marary ny Dr,raha maty antany lavitra,raha mila évacuation, ny intérêts maro samihafa.
Mijery ny ordre sasany mantsy aho matoa miteny an'zany.
Fa hatramin'zao tsy hitako na zà ve tsy mahatsapa?
Mba toroy eeee!