namana mpitsabo
41. fijo
(
29/08/2006 20:28)
za koa manaiky fa ireo no antoka,fa le entihiomanana no tsy haiko.raha ny isan'ny ankizy mantsy no jerena dia tsy hoaraky ny fanjakana io rah aao mada.
42. papounette
(
31/08/2006 07:54)
Zà zany ry namana isany de tsy de tia tsony le toe-tsaina hoe miandry an'fanjakana fôna e!marina moo!Raha mba miezaka ny tsirairay indrindra2 @resaka fahasalamana,ny fampianarana ary ny fambolena an,de mba mety hisy fiovana ihany eto Madagasikara.Zatra manao tantireraka tsika gasy.Zà ko njainjay!:oops:
43. watafon
(
01/09/2006 05:38)
:( d ahoana zany akia ?
Tsy hoe hiandry ftsn ze ataon'ny fanjakana ange e! d inona aza ozizy enao no tokony ataon'ny tsirairay e? Benevollat v ? za mieritreritra oe ireny ONG mikarakara momba ny fampandrosoana ny eny ambanivohitra ireny no mety hanampy bebe kokoa amin'ireo sehatra voalazan'i fijo ireo.

44. nambina
(
01/09/2006 08:36)
watafon> d ahona marina tokoa akia izany? Mampalahelo o!an3 enga anie wata tsy ho toy izany:)
Tena hita mihintsy fa leo be ny fiainana ao dago i papounette, stressé b ary tena kivy be izany... tsy aleonao miova profession hafa fa tena tsy mendrika ho anao mihintsy ny asanao amin'izao fotona izao klé:wink:

45. watafon
(
01/09/2006 11:28)
nambina: za ndray alou d manan volonté hanampy ny hafa e! na @ lafiny inona io na inona fa rehefa mety azoko atao d manampy za ! :-*:-*:-* ary zay angamba no tian'i papounette lazaina v ?
46. papounette
(
01/09/2006 15:17)
nambina:
watafon> d ahona marina tokoa akia izany? Mampalahelo o!an3 enga anie wata tsy ho toy izany:)
Tena hita mihintsy fa leo be ny fiainana ao dago i papounette, stressé b ary tena kivy be izany... tsy aleonao miova profession hafa fa tena tsy mendrika ho anao mihintsy ny asanao amin'izao fotona izao klé:wink:
:DTsy leon'ny fiainana aty zany aki zà.Fa nareo mihaino angamba no leo itantarako ny zavamisy.:PMilaza fotsn zà ohtr'zao ny toetran'gasy manodidina ahy aty de tsy tiko fa tokony zao no tokony hitaritana andrizareo.Misy ny manampy @zany fanovana zany misy ny tsy te-hikofoka fa miandry manao hoe:angà io anay?aiza ny fanjakana?zahay tsy mihetsika raha tsy misy vola iza no hisasatra @tsy antony eo.....etc etc:roll:
Tsy izaho angamba no tsy mendrika ny asako fa ny zava-misy iainana eto Dago no tsy mendrika ho an'ny Dr ary tsy ny Dokotera ihany an:x(ny fiainana sarotra,ny tokantrano tsy maintsy velomina,ny zaza tsy maintsy mianatra,ny hofantrano,ny vidimpanafody,.....etc fa le izy marina hoe tsy niforcena fa choix.
Ny cas mateti-pitranga koa de raha mba misy pb ohatra any @ Fitsarana fotsn de mahita vola million million ,fa raha misy marary mila fitsaboana maika de mifandrirarira ny mpianakavy.De zay côté negatif be isankarazany zay no tiko avoitra akia an!
Pour percer l'abcès,mba ahatonga saina antsik rehetra.
Lasa blava be fa @manaraka njay ôôô!:-*:-*
47. Tanora
(
01/09/2006 20:33)
tena mahafinaritra ny fanakalozana eto zany! fa tena marina :raha tsy manambola ka marary dia maty!!!!!
ny fanjakana tsy anampy zay marary tsy manambola eo!any andafy misy ny securité sociale, maninona moa raha ampiarina eto amintsika koa io? fa dia zay miasa ihany koa no mahazo, efa misy aloha ny assurance-maladie eto e,fa ho an'izay miasa,satria ny cotisation any mpampiasa koa mi-jouer betsaka, dia tokony asiana hevitra ho an'ny tsy an'asa, fa tena maro anaka aloa ny gasy e! eo koa no tokony heverin'ny fanjakana ny fanabeazan'aizana sa aona? tokony zay miteraka any befela oh, ka tsy miasa dia avy d omena fanaf tsy mapiteraka pdt 4ans,miteniteny foana ve aho?zahay zao manana an'ilay zaza tsy salama io ry watta sy papoun a!lany vatsy nefa raha mahita afaka manampy anay zahay, avo ny lanitra fa tsy takatra e!

48. fijo
(
01/09/2006 21:17)
nambina an,ngamba tokoa diso le fandraisandry le filazan'i papounette.
milaza ny fiainana misy any izy,fa tsy milaza hoe leo aho.
le izy aloha raha ny any mada no resahana dia sarotra be.ny antony dia le entihiomanana mihintsy no tsy ampy na tsy misy.le hevitra hialana amin'ny olana anie misy e,ary any ihany dia mahita izay vahaolana izay.fa le entna hanaovana azy no tsy maharaka.
iza no mpitondra tsy mahalala fa ilaina ary fototra ny fampianarana????
iza no mpitondra tsy mahalala ,fa ny fahasalamana no antoka voalohany amin'ny harin karena????
iza no mpitondra tsy mahalala ,fa ny filaminana no antoky ny fahavitrihana mamokatra???
fa le entina manao an'izay no tsy maharaka.
ihindrana ve?
atao araka izay vita ao ihany ve?

49. watafon
(
06/09/2006 13:51)
papounette: tsy lava zany akia fa tohizo fa mahaliana an ! mitovy hevitra aloha isika @ le hoe le conditions aty no tsy mendrika ny dr e! le fandraisan'ny olona ny toeran'ny dr eo @ fiaraha-monina koa no mahatonga izay raha ny fieritreretako azy e!
Tanora: :-* azoko tsara mihitsy ny manjo anareo fa mahereza hatrany e! zao ndray vao mandray poste fa avy niala sasatra kely e!
fijo: fantany tsara daholo lesy ireo fa iniana tsy jerena an !

50. fijo
(
06/09/2006 20:10)
mety tsy hoe iniana tsy jerena,fa i herimiafina no nahay nanazava azy atsy ambadika atsy.le rehefa mindram bola,dia mila projet.ka ny banky dia projet ahitana vokany no tadiaviny.(tombony )no tiako lazaina,hany ka lasa resaka akonomia foana no projet aroso.
51. watafon
(
07/09/2006 07:32)
izany tokoa k tsy misy tombotsoa ho an'ny saramba zany ilay izy fa vola mihodina ho an_dry lerony ftsn !
52. fijo
(
07/09/2006 21:48)
wata izay indrindra.resaka stat sy ekonomia ankapobeny no hiadivana,fa le vokany ary amin'nysarmba,hadino,na tsy dia asiana maso firy
53. watafon
(
08/09/2006 18:51)
hummm! k inona zany no fepetra mety hialàna amzay oziz nareo ? manahirana tokoa izy ty kle ! resaka volontariat sy benevollat zany no mety raha izany k !
54. fijo
(
08/09/2006 21:03)
mba hevitra ny ahy ity an.
aty frantsa an,ny avocat manokana andro handraisana olona gratos.izany hoe consultation gratuit no atao eo,fa raha mila fanarahana moa ilay tranga dia tsimaintsy manantona cabinet ihany le olona.fa mba efa hafaka ny frais ny consuktation aloha.
ka maninona io raha mba atao any mada eo amin'ny sehatry ny fahassalamana sy ny fampianarana.
ohatra,fahasalamana=fitiliana tsy andoavam bola.
fampianarana=mampanao "cours"ny ankizy tsy maharaka.toa io ataon'ny kitjo miaraka amain'ny fikambanany io.
raha samy manana na'io fotsiny ny fokontany any,dia efa zavatra lehibe izay.

57. mimich
(
14/09/2006 09:17)
za tsy mpitsabo fa na izany aza oh te handray anjara kely amin\'ilay ady hevitra.
Marina ny voalazan\' papounette , ary na izaho aza nahatsikaritra an\'io efa h@ zay. ataoko angamba fa anisan\'ny filana fototra ny fahasalamana ho an\'ny rehetra ary ekena fa tokony hisy ilay fitsaboana maimaim-poana ho an\'izay mila izany , nefa kosa izany dia tsy tokony natao hanararaotana ny amin\'ny tsy fijerena ny sata sy ny zon\'ny mpitsabo.
Raha ho ahy manokana aloha dia ny sehatry ny fitsaboana sy ny fampianarana any amin\'ny mabaratonga fototra no tena mila fikarakarana manokana satria mila fahasalamana ary mandalo any amin\'ny mabaratonga fototra avokoa ny oll vao tafita. Nefa ny zavatra mitranga amin\'izao an!! ny mpampianatry ny EPP sy ny dokoteram-panjakana no azo lazaina fa humilié indrindra.

58. Tanora
(
14/09/2006 14:20)
za koa efa nanome hevitra momba io fitsaboana maimaipona fa efa nisy ange io e!ny nahavarina dia ny fanafody zay nomena ny marary misy mivarotra ery andalana ery ve!mody marary nga ry zalahy d zany no nitranga,sarotra asondrotra ny gasy,nefa ny aina tsy ananandroa,mampalahelo e!tokony makany @ toerapitsaboana isan'andro zany minana fanafody?
59. watafon
(
14/09/2006 20:21)
mimich: tsy azo lavina mihitsy izany akia an! ary io no mampihemotra ny ankamaroanay DR hiditra @ fanjakana e !
fijo: azo atao tsara le fitilina maimaim-poana k ! efa misy ihany aloha ny ONG na oh oe ny rotary manao an'io e! fa tsy mbola tena mahavaha olana fa manampy izy aloha e!

60. fijo
(
14/09/2006 21:58)
izay aloha dia marina e.io adidin'ny fanjakana sy ny tsirairay no manao ezaka.
le resaka fanafody io,raha azo atao dia tokonymaka ny fanafody any isanandr ilay olona.
aty aza anie misy io mivarotra fanafody azony io e.fa tsy atao sakana izany.tsimaintsy misy foana ny maniha