namana mpitsabo

61. mimich ( 15/09/2006 06:33)
Tanora:

ny fanafody zay nomena ny marary misy mivarotra ery andalana ery ve!mody marary nga ry zalahy d zany no



Zany ve???? tena mbola tsy reko ndray zany. Ary ilay fanafody eny ambohipo reny wa ahoana ee!!! ze fanafody tsy hita eny no manenina!!! ndray2 aza ny pharmacie tsy manana fa eny misy (sujet efa mety nandeha teto io fa za no tsy maharaka)

Ny tena marina dia ilay toe-tsaina tia kely mihitsy noi efa latsa-paka ao an-tsaintsika ka de anararaotana avokoa izay afaka anaovana izany na de efa hita izao aza fa zavatra mihatra aman'aina.
62. fijo ( 19/09/2006 22:11)
mimich,ka io tiakely io misy foana,naizanaiza,fa tsy atao hisakanana ny tia hanao zavatra izany.
63. papounette ( 16/11/2006 18:47)
Inn no tsara Dokotera milaza ny marina directement :{:{no sady miteny hoe tsy avotra tsony io olona io sa Dr manambony morale nefa le izy efa hita hoe efa tsy avotra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4856