VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !

1. lemenakely ( 11/07/2006 17:31)
Fomba fahiny izy io àry mbola misy manao any @ faritra vitsivitsy any an-tanindrazana any.Ka ny fanontaniako dia ahoana no eritreritrareo momba io fomba io ?Olona roa tsy mifankahalàla ,dia terena an-kolaka hivady !
Misy koa ny atao hoe lova tsy mifindra sns...dia ampivadiana ny mpihavana akaiky!
2. ja ( 11/07/2006 17:48)
tsss tsy mba tiako izany aloha e!
raha bogany le bandy moa ve haninona soa sady tsy tavany no tsy volony
ka tsy nilay oe resaka lova tsy mifindra mihitsy ve no mahatonga anilay izy e!sa tsy izany?
3. pissoa ( 11/07/2006 18:28)
Raha ny fahalalako azy tsy hoe tsy nifankafantatra izany ny olona taloha, na dia namboarina aza ny mariaziny. Vao teraka ny zaza dia efa miresadresaka ny RAD.

Tsy dia ilay fomba angamba no mety na tsy mety fa miankina amin'ilay olona io. Amin'izao fotoana izao mantsy, efa izy ihany no mifidy, mbola misaratsaraka amin'ny tsy antony ihany ny sasany ... Ka inona no mahasamihafa azy na natolotra na nofidiana?
4. nikopol ( 11/07/2006 18:33)
Tsara le izy raha we handramana kalony mandritra ny fotoana voafetra dia refa tsy mety dia adaboka.
5. pissoa ( 11/07/2006 18:36)
Ka tsy efa lasa mifidy indray ve izany ry Niko an :-D
6. ja ( 11/07/2006 19:25)
nikopol:

Tsara le izy raha we handramana kalony mandritra ny fotoana voafetra dia refa tsy mety dia adaboka.



niko>hihihihihihi
7. sechat ( 12/07/2006 07:03)
nikopol> :-D
8. Aino ( 12/07/2006 07:48)
izaho aloha tsy hanaiky any iznay na dia tambazana diamondra aza aho, izay tiako ihany no iarahako.

nikopol ka raha efa vita raharaha sns tsy afaka handaboka azy hintsony toi ko.
9. ja ( 12/07/2006 09:39)
eny oa ry aino
10. soasoafy ( 12/07/2006 11:31)
ny vady atolotra moa zany dia forcé-na le ol hivady, Ary ahoana ny eritreritrareo @ le agence mampanao rencotre @ zao fotoana izao?ny maha samihafa azy @le vady atolotra aloha de afaka misafidy le ol fa tsy forcer e!
11. mamzelkely ( 12/07/2006 12:28)
ra za ny tratran'izany vady atolotra zany de na tiko aza le bandy hoe physiquement de rien que pour contrer aa de za ts hanambady azy :°)
12. cutie ( 12/07/2006 13:01)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 12-07-2006 17:28:41
Lohateny : Re : VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
ra za ny tratran'izany vady atolotra zany de na tiko aza le bandy hoe physiquement de rien que pour contrer aa de za ts hanambady azy
:-D:-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 12/07/2006 14:11)
lemenakely:

Fomba fahiny izy io àry mbola misy manao any @ faritra vitsivitsy any an-tanindrazana any.Ka ny fanontaniako dia ahoana no eritreritrareo momba io fomba io ?Olona roa tsy mifankahalàla ,dia terena an-kolaka hivady !
Misy koa ny atao hoe lova tsy mifindra sns...dia ampivadiana ny mpihavana akaiky!

Raha ny fijeriko manokana dai favy be dia tena favy be tokoa izany hoe omen'ny ray amandreny vady iadanana izany.
Satria tsy alika na kisoa no omeny ho vadiko sanatriavina fa olombelona ihany ary mety milay satria ny mpiray ra mety hitovy gout ka rehefa gout-ndry zareo de gout-ko.

Manarak'izay na lova tsy mifindra na tsia rehefa hitan'ny Geneticiens amin,ny alalan'ny fitiliana ny arbre genealogique sy ny pedigree fa tsy misy aretina recessif hatahorana dia poainsa foana amiko, sady ny cousine-nay manjakely daholo.

Ho avotra ihany izahay sarokenatra itony raha manana Rar milay toa izany, atao misimisy ny valibabena. :wink:

14. pissoa ( 12/07/2006 14:45)
Yeap!

Fa zany oe ito
Herimiafina:
Satria tsy alika na kisoa no omeny ho vadiko

Mampi- =))=))=)) be
15. mamzelkely ( 12/07/2006 14:54)
cutie k'hita ko marina zany, ts tiko ve de mbola forcer-ny za :-D:-D
16. Herimiafina ( 12/07/2006 15:31)
Sambatra njy retsy try mamzel, efa voky njay dai mandà kaly an! Ny anay izao na dia pitipitiny aza dia kafirina e! :-D
17. cutie ( 12/07/2006 16:00)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 12-07-2006 19:54:52
Lohateny : Re : VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
cutie k'hita ko marina zany, ts tiko ve de mbola forcer-ny za

ok :-D:-D:-D
18. mamzelkely ( 13/07/2006 05:10)
herimiafina ts hoe voky za fa za ts tiko forcer-na fa zay tiko ihany io de refa ts ilaiko de refuser-ko :°)
19. mandrindra ( 13/07/2006 08:09)
satria efa fotoanan'ny fahalalahana izao dia mandà an'io daholo, satria tsy notaizana tamin'izany dia sahy milaza daholo fa tsy milay izany. fa raha niaina tamin'ny vanimpotoana nisiany dia samy nanaiky daholo. ary raha mbola sendra an'ilay hoe firahamonina mbola conservateur be no hiainana dia mbola manaiky an'io ihany koa.
20. rapala ( 13/07/2006 08:40)
mandrindra: hanaiky ve enao raha arrangé ny mariazinao?:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2221