VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
22. isrine
(
13/07/2006 12:24)
Ny naman'ny mamanay efa nanao resaka toy izany an'i mamanay hoe za ho vadin'ny neveu n'ilay Rtoa, fa tonga de nihomehy ny tenanay ary tsy nasianay tohiny.
23. rapala
(
14/07/2006 06:15)
mandrindra: ahona izany, tsy azoko, azavao kely stp:oops:
Efa 21st century ve isika d mbola hasiana an'izany, hoy i herimiafina hoe
aiza ilay freedom of choice?
Efa 21st century ve isika d mbola hasiana an'izany, hoy i herimiafina hoe
Satria tsy alika na kisoa no omeny ho vadiko sanatriavina fa olombelona ihany ary mety milay satria ny mpiray ra mety hitovy gout ka rehefa gout-ndry zareo de gout-ko.
aiza ilay freedom of choice?
24. mamzelkely
(
14/07/2006 06:54)
mandrindra ekeko ny teninao ka justement zay no ts haneko an le arranger-na tsony satri efa ts mety am vanim-potôna iainatsika tsony zany de za ts hanaiky n'inn n'inn mitrnaga eo :°)
25. pissoa
(
14/07/2006 06:58)
rapala:
Efa 21st century ve isika d mbola ...
Io angamba no tenin'i mandrindra teo oe
mandrindra:
satria efa fotoanan'ny fahalalahana izao dia mandà an'io daholo, satria tsy notaizana tamin'izany dia sahy milaza daholo fa tsy milay izany. fa raha niaina tamin'ny vanimpotoana nisiany dia samy nanaiky daholo. ary raha mbola sendra an'ilay hoe firahamonina mbola conservateur be no hiainana dia mbola manaiky an'io ihany koa.
Izany hoe tsy manan-kevitra fa manaraka izay tian'ny "fiaraha-monina" misy ny tena fotsiny. Raha ohatra izao amin'ny 23rd century lasa kk no foto-tsakafo dia hoy ny olona amin'izany oe efa 23rd century ve de mbola hihinam-bary sy laoka matsiro ihany (too bad) :-D:-D:-D
rapala:
aiza ilay freedom of choice?
Tsy ratsy ny manan-jo hifidy. Fa ampitahao ny chance handiso ny safidinao raha hifidy amin'ny vehivavy be dia be vao hitanao tamin'ny 6-bolana ny sasany; sy ny chance hahazoanao vady tsara (mifanaraka aminao) rehefa fantatry ny RAD-nao ny fomba nitaizany ny anao, ary fantany ny fomba nitaizana ny ho vadinao.
26. pissoa
(
14/07/2006 07:00)
Raha nisy Mpanarivo nandalo tao an-tanana anikeo maraina, ka hoy i Dadanay oe lasa i pissoa manambady an'iny fa iny Mpanarivo, nefa tsy fantany akory le olona taloha, dia eo aho no handa. (Saingy i Dadanay kloo siora fa tsy hanao an'izany e :-D:-D:-D )
27. tsoupou
(
14/07/2006 07:27)
Lemena, ratsy le atolotra fotsn na dé tsy tiana aza.
Nena ohatra @ pièce auto no raisiko :
- Pièces renault ve no andeha atsofoka @ volvo ???
1 (iray) / tsy haiko ny chance mety ampety an'io, sa ahoana ???
- Sûr fa tsy hanjary ny fiainan-tokatrano (raha amzao fotoana zao an) raha oatra mariage arrangé zany no notanterahina.
- Ny zavatra hitako koa, dia nareo avy an ampita any no tena mankafy an'io. Ny fianakams eto an-toerana no asaina mitady vady, dé mandalo mitsoriaka kely aty rehefa avy eo hitondra mody any andafy, tsy azoko loatra hoe maninona, any sady misy gasy no misy vazaha, sa ratsy toetra lé gasy any ??? na oe ratsy lé vazaha any ???
Fa raha mbola tsy manana alou Lemena aza manaiky vady atolotra zany e, mandania andro kely mikaoty e :D :D :D

28. rapala
(
14/07/2006 07:54)
pissoa:na ny mpianadahy sy ny mpirahavavy notazaina niaraka ary samy manana ny toetrany, en plus, ny olona kou ange ka miova e...mety t@ izy 10 ans mbola tena anjely be fa rehfa lasa 19 na 20 d efa lasa bandy b:wink:
ny conseil-ko alou raha mieritreritra ny haka vady d miaraha alou mipetraka, mifankahita toetra tsara izay vao mitsofoka. Fa sura za fa tsy ho ety eto dago io toe-tsaina io satria lasa hoe mijangajanga. Fa ilay hoe hanambady nefa vo qlq mois fotsiny no nihona d tena big mistake mihintsy iny:)
tsoupou: mitovy amindry zareo karana mihintsy ny mentalité antsika raha mikasika io e..ao dago ohatra ny karana halefany maka vady any inde ny zanany nefa betsaka ny manja kely, na karana na malagasy ao dago..toy izany kou isika malagasy, lasa maka vady any dago d avy eo entina mody ao fransa na toy izany satria ilay RAD no efa nikarakara izany... tsy midika hoe ratsy toetra ny vhvy ao am-pita fa ilay vomban-javatra sy 'tradition'.

29. pissoa
(
14/07/2006 09:50)
rapala:
pissoa:na ny mpianadahy sy ny mpirahavavy notazaina niaraka ary samy manana ny toetrany, en plus, ny olona kou ange ka miova e...mety t@ izy 10 ans mbola tena anjely be fa rehfa lasa 19 na 20 d efa lasa bandy b
Justement. Samy manana ny toetrany ny olona. Dia io no teneniko hoe betsaka kokoa ny chance hahazoana vady mifanaraka am'tena rehefa fantatry ny RAD hatrizay ilay olona.
Ka raha miova ny olona dia ianao koa izany miova, dia vao maika ianareo hifanaraka :wink::-D:-D:-D
30. dadabe
(
14/07/2006 10:57)
@ maha dadabe ahy dia hanolotra vady aho ato ho ato
1-Ja
2-Pissoa
3-Aino
4-Mamzelkely
5-Sechat
dia efa miomana nareo aza fa hisy bandy atolotra ato ho ato a:-w:-w
=))=))=)) efa misy koff faly izao any hoe mety ahazo an'i Ja sy pissoa a hahahaha :-D:-D:-D
1-Ja
2-Pissoa
3-Aino
4-Mamzelkely
5-Sechat
dia efa miomana nareo aza fa hisy bandy atolotra ato ho ato a:-w:-w
=))=))=)) efa misy koff faly izao any hoe mety ahazo an'i Ja sy pissoa a hahahaha :-D:-D:-D
31. mamzelkely
(
14/07/2006 11:17)
de nefa ho tezitra fa hahazo mamzelkely :roll::-D:-D
dadabe efa hainao ihany we iza no mety amiko aa :wink::-D:-D
dadabe efa hainao ihany we iza no mety amiko aa :wink::-D:-D
33. Herimiafina
(
14/07/2006 14:50)
Misy droit de cuisage-n'i dadabe indray izao ao alohan'ny hanolorany azy fa siora aho, hehehehe=))=))
35. dadabe
(
15/07/2006 06:06)
Je sekire ho anareo minera izany :-$
HM elah hoaa aza mikozz mafy fa rakatra le fika kle:-$:-$ :-D
HM elah hoaa aza mikozz mafy fa rakatra le fika kle:-$:-$ :-D
36. pissoa
(
15/07/2006 06:36)
Toa efa mivadika sangisangy le dinika, ka aleo apetrako ny hevitro farany eto (na alohan'ny farany, sns :-D:-D:-D )
Azoko ny tiantsika tenenina hoe mba te hifidy. Ny tsy ekeko kosa dia ilay manao non kategôrika, toy ny miteny hoe:
Na hoe
Ny fiaraha-monina feno olona mpandainga sy mpamitaka, sns ve no hatokisana kokoa noho ny RAD-ntsika? Nefa ny RAD-ntsika hatramin'ny nisiantsika aza dia efa tao anatin'ny fitiavany :}:-D:-D:-D
Azoko ny tiantsika tenenina hoe mba te hifidy. Ny tsy ekeko kosa dia ilay manao non kategôrika, toy ny miteny hoe:
mamzelkely:
mandrindra ekeko ny teninao ka justement zay no ts haneko an le arranger-na tsony satri efa ts mety am vanim-potôna iainatsika tsony zany de za ts hanaiky n'inn n'inn mitrnaga eo
Na hoe
rapala:
Efa 21st century ve isika ...
Ny fiaraha-monina feno olona mpandainga sy mpamitaka, sns ve no hatokisana kokoa noho ny RAD-ntsika? Nefa ny RAD-ntsika hatramin'ny nisiantsika aza dia efa tao anatin'ny fitiavany :}:-D:-D:-D
38. mandrindra
(
18/07/2006 07:57)
pissoa, tena marina izany , tsy mety ny mandà be amin'izao fa tsy ampieritreretana.
izay no nahatonga ahy niteny tary ambony tary hoe : "arakaraka ny fitrangany" no anekeko na tsia izay atolotra ho ahy.
rapala, dia toy izao ilay izy : ny zavatra tena ho sarotra amiko ny hanaiky azy dia ny hoe tsy fantatro na iza na iza ilay ho atolotra ho ahy fa tonga dia mariazy. fa raha kosa aho hilazana hoe iny ilay sipa, dia jereko aloha e hoe ohatry ny ahoana dia avy eo hita eo ny tohiny

39. rapala
(
19/07/2006 04:36)
message
ka izay indrindra ange ry mandrindra e, nomena ary manana choix enao. Ho ataonao ny hahafantatra ilay sipa izay enao vo miditra fa tsy hoe ' io ilay vady hitanay ho anao ry anaka ka @ volana ambony no atao ny mariazinareo mitsam':)
40. mandrindra
(
19/07/2006 07:56)
ka rehefa manaiky anle natolotra anie rapala dia efa namboarina foana izany e