VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !

41. cutie ( 19/07/2006 12:39)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-07-2006 12:56:01
Lohateny : Re : VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
ka rehefa manaiky anle natolotra anie rapala dia efa namboarina foana izany e

ie :-D
42. mandrindra ( 25/07/2006 12:04)
iza ary no mba hanolotra ahy, na mba atolotra ho ahy :-D
43. pissoa ( 25/07/2006 12:37)
Manaova afera any am'bedada fa hanolotra ho an'reto ony izy

1-Ja
2-Pissoa
3-Aino
4-Mamzelkely
5-Sechat


Fa le faha-2 io kloo efa celibataire engagee an :roll::-D:-D:-D
44. cutie ( 25/07/2006 19:17)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-07-2006 17:04:02
Lohateny : Re : VADY ATOLOTRA NA MARIAGE ARRANGE !
iza ary no mba hanolotra ahy, na mba atolotra ho ahy
:-D
45. Herimiafina ( 25/07/2006 19:38)
mandrindra> io cutie efa manolontena, hehehe=))=))
46. cutie ( 25/07/2006 20:21)
:-D
47. mandrindra ( 01/08/2006 20:11)
pissoa, tsy maninona na célibataire engagée aza fa dégager-na ilay ni engager azy :-D:-D:-D

cutie, toa hihomehezanao fotsiny aho le:cry:
48. cutie ( 01/08/2006 20:15)
ao ary :*:*:*:*
49. mandrindra ( 01/08/2006 20:18)
ooooooeeeeeeeeeeee (l):arrow::*:arrow:(l):arrow::*:*:*:*:*
50. cutie ( 01/08/2006 20:28)
aoak @ zay fa refa tonga ary njay manararaotra :*
51. mandrindra ( 01/08/2006 20:32)
fa nagah tsy hoe rehefa mandritra ny voyazy:wink:
52. cutie ( 01/08/2006 20:39)
hay tokoa moa:oops::wink:
53. mandrindra ( 01/08/2006 20:44)
sa ho ampina ny voyazy dia afohezina ny arrêt :-D:-D
54. cutie ( 01/08/2006 20:52)
halavaina we :-D
fa le beach koa anie milay e :wink:
55. prime ( 02/08/2006 13:52)
56. mandrindra ( 02/08/2006 20:35)
misy mandoto rivotra izy izany an
57. cutie ( 02/08/2006 20:36)
hita koa, dakao any io :-D
58. mandrindra ( 02/08/2006 20:51)
omena ny maegeri sy maoshi sa daktshitmaso :-D
59. cutie ( 02/08/2006 20:54)
izy rehetra :-D:-D:-D
60. mandrindra ( 02/08/2006 21:00)
iny, dia iny, dia yyyaaah iny ny an'i prime :-D:-D efa ampy sa mbola ampina:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0485