vary

1. diamondra27 ( 04/07/2006 12:55)
nareo ve tsy maintsy mihinambary foana isaky ny repas sa isanandro?
de raha tsy mihinambary de maharitra hafiriana?
Maninona ny aziatika sy ny indiana ary ny gasy mihinambary matetika tsy matavy, ary maninona ny amerikana mba mihinambary ihany koa nefato
novalian'i soanja ny 15/07/2006 04:46
2. diamondra27 ( 04/07/2006 12:57)
TOHINY fa tapaka

nefa toa matavy sa noho ny sakafo hafa no mampatavy azy fa tsy vary "uncle's bens"
3. booboo ( 04/07/2006 13:36)
- mihinambary atoandro sy hariva
-euh..raha tsy mihinana dia eo @ 2 andro anatin'ny 7 andro ihany.
-tsy matavy reo satria miasa mafy ny vatany



Diamondra27 > hihihihihi mahavaly azy ve ?
4. kally ( 04/07/2006 13:38)
Izaho indraindray maharitra telo na efa-bolana tsy mihinam-bary mihitsy.Tsy ny vary angamba no mampatavy fa ny sakafo ho hanina mandra-pihinam-bary kah!
Dia ovy endasina na pâtes na ovy no ho haniko rehefa tsy mihinam-bary ka inona moa?:lol:
5. Samoana ( 04/07/2006 13:45)
Mijaly ny gasy toa ahy raha tsy misy vary in-2 isan'andro. Indraindray aza io no ataoko p'tit déj miaraka @ ronono sy siramamy.
Adiny 7 eo ihany no faharetako tsy mihinana:lol:
Tsy azo atao fampitaha ny amerikana satria ny vary ny azy amuse-gueule fa ny hamburger sy ketchup no tena balany!!!
6. vale ( 04/07/2006 13:46)
Sambatra indry kally maharitra ohatr'izany:)! ny ahy indray raha vao tsy mihinam-bary ao anatin'ny herinandro dia tsy mahazo aina mihintsy:lol:, fa mahagaga tokoa ange le hoe vary mampatavy e? sa ve le "uncle ben's" izany mety misy produit mampatavy ngamba?!ry zareo ireny koa ange hono ka adala manisy fromage isakiny sakafo hohaniny e, asa loha fa mba reako ftsn izany an, sady irony humberger irony koa ve moa tsy mampatavy e? ny soda sns,,,,:wink:
7. xxx ( 04/07/2006 13:51)

aza minambary ary fa macdo 1mois :D:D:D:D:D
andramo anie e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
8. onjah ( 04/07/2006 14:13)
Tsy dia mahazatra izany sakafo tsy misy vary izany. in-2 isan'andro no mihinana fara faha-keliny.
Ilay resaka matavy indray raha ny fahitako azy dia arakaraky ny teo-batan'ny tsirairay sy ny zavatra ataony isan'andro io.
9. vale ( 04/07/2006 14:17)
xxx a, angaha kosa moa raha hoe rhf tsy mihinambary dia voatery ho mcdo no hohanina:-D:-D:lol:
10. rhaingo ( 04/07/2006 14:22)
tsy vo maika :-D:-w ny indray mandeha aza efa mampatahotra manetsetra aveo
11. diamondra27 ( 04/07/2006 14:27)
de raha tsy mihinambary de inon no azo anoloana azy?

Booboo: ié nahavaly azy akia reo a!

kally: tena maharitra elabe kosa njy zany an!
nena zao de 3 jours ihany fa raha tsy izany de marary kibo, tsy maintsy mihinana zavatra consistant anoloana azy
12. diamondra27 ( 04/07/2006 14:31)
onjah: zany anie oa e! hafa ihany ny sakafo misy vary, indrindra² vary maina de asiana ranon'apango;
de minan'ny ampangony iny tena tsara ery,miam miam:wink:
any ampita toa tsy de manao ranon'apango ny olona

vale: za koa torak'izany, tsy voatery macdo foana fa soloina paty na blé na semoule8)8)
13. fasaly ( 04/07/2006 14:42)
zà kalou diam tsy lmihialmbary isan'andro fa rehefa mahaitsiaro iany a! fa raha vao mihinana kosa kalou de roa vilia beuh zao e! de ampy i-ahy iny de na ataoko hoe après trois mois njay aza vao mifankahita am vary de any njay zany vao homana e!:wink:
14. ramialy ( 04/07/2006 14:55)
Ny ahy na dia indray isan'andro aza mihinam-bary dia efa tsy maninona, fa tsy mihoatra ny 2 andro kosa aloha hoe tsy mahita vary e, te hinanana be za. Ie mampatavy amiko ny mihinam-bary hariva, sa araka2 ny olona araka ny tenin'i Onjah
15. kally ( 04/07/2006 15:09)
diamondra27:

de raha tsy mihinambary de inon no azo anoloana azy?

Booboo: ié nahavaly azy akia reo a!

kally: tena maharitra elabe kosa njy zany an!
nena zao de 3 jours ihany fa raha tsy izany de marary kibo, tsy maintsy mihinana zavatra consistant anoloana azy



Ovy akia mahasolo vary a! ovy andrahoina amin'ny hodiny (ilay azo ho hanina koa ny hodiny) dia ampiarahina amin'ny salady dia hena, tsara ange e!
Dia raha tsy izay frity.Ny saina akia no mtondra an'io fa nisy tsy nahasara-bary ve nisy ohatr'ahy fa folaka e!


16. diamondra27 ( 04/07/2006 15:13)
kally an an tsy ny saina izany fa le taova akia no tsy mahatanty a
tsy blème mihitsy le oe: tsy mihinambary amiko fa refa aveo marary kibo mivalana na gastro

fasaly: hummmm, zany v

17. diamondra27 ( 04/07/2006 15:16)
fasaly: de inon no asolonjy an'le vary
18. fasaly ( 04/07/2006 15:24)
diam: zà tsy voan"'ny gastro zany ka! tsy hombambary fotriny de zàtra ny kibo sy ny vavony.....
ny hasoloko azy veuh! tsy de haiko lotra fa raha mihinakena zà de salady d'efa ampy hafangaro azy na ovy araka ny filazan'i kally io (huuuummmm! sao ponina avy eto belgik ary i kally zany !:°):°):-w:-$)
na legioma toy ny brocoli na coux blanc na hafa kounkou, fa ny fritte kalou tsy tsara ho atsika mora vaventy e! ny patte italiana reny kou maasolo vary ka! misy karazany maro ny patte de ireny kou ny ahy no hataoko fangarony:wink:
19. diamondra27 ( 04/07/2006 15:44)
fasaly:mahazo bizoroka njy e:-*:-*:-*

raha vao mihinana legumes crus na fruits akia za de marary kibo a! tsy maintsy hafanaina kely(= tsymivoaka frigo) vao azo hanina(ohatraoe: poma, prune, ...), de aveo koa misy aphte, de mandreraka be
20. vale ( 04/07/2006 16:03)
namako njy @le aphte lava,(tsetsatsetra tsy aritra iny:wink:!) fa betsaka ny azo hasolo vary koh: pâtes, sy ovy sy semoule lazaindry koa akia à! mofo sns koh!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2487