vary

41. soanja ( 06/07/2006 01:15)
Ny ato aminay dia vary ihany no ady eo fa raha vao mba atao pasta na tamales dia jerem-potsiny fa tsy misy mahalatsaka hono.
Dia mbola ho ela ny gasy vao hiala amin'ny vary hoy aho anakampo. Zah anefa na roa volana aza tsy minambary dia vitako tsara saingy raha hahandro an'io ihany dia tsy hitako ny tsy hinanana azy. Fa raha toa tokoa ka te hanahia tena dia vary fotsy no ialana lavitra voalohany.
42. fasaly ( 06/07/2006 05:13)
zà kanefa faly ery raha vao mohinana mangahazo injainjay de mahasolo ny vary:wink::°):°):°)sady ny mangahazo vidina eny am afrikanina tena malemy beuh foana no tena hummmmmm!
43. vale ( 06/07/2006 11:15)
soanja: ka nahoana ary ny olona mpihinambary tsy mba be obèses fa matetika ny amerikana no tena betraka an'izy ireny:idea:,

fasaly: ie:wink:, malemy be,mmmmmm:miam::miam::miam:,
dia ny katsaka :miam:koa azo soloina vary koh, indd raha olona voan'ny diabeta, tena tsara be!!:D
44. booboo ( 06/07/2006 11:35)
vale > dia akory fanao lay katsaka ? lé @ boîte reny ve ? hihihihihihi lasa akoho zany le hihihihihihihi
45. mandrindra ( 06/07/2006 11:50)
vary ihany hoy aho ny anay malagasy, lalala
ny tsy mihinambary atoandro aza efa tsy fidiny amin'ilay tsy mikefona ao ambovo kle. ary ny ahy vary maina ihany fa aza anaovana an'izany sosoa, na amin'anana, na vetin'aponga izany an
46. vale ( 06/07/2006 12:59)
booboo: ihihihi, tsy le à boaty akia booboo à, fa any @ magazay sinoa misy mivarotra, misy sôsety koa any!:)
fa ny fanao an'le izy an, katsaka efa voatoto le maina reny no andrahoina solon'ny vary, de mety aby zay loka hinanana azy eo!( booboo: njy nga voan'ny diabeta?! ko rah'tsy in kou!:-D:wink:)
47. booboo ( 06/07/2006 13:03)
vale > ohatra purée-na ovy reny fivoakany avy teo ? hihihi aaa tsy voan'ny diabète zaho kah fa tiako be mitsaingotsaingoka ilay voa-katsaka reny hihihihihih
48. andry08 ( 06/07/2006 17:59)
Ny vary anie tsy mampatavy firy fa ireo "sauces" hatao @ laoka no tena zava-doza e! Ny amerikana indray dia ireo sauces toy ny mayo,moutarde,ny frites hatao anaty mofo sns...Sady ny henan-drizareo matetika hafahafa.Jereo fotsiny ireny "americains" eny @ friterie ireny dia mazava ny momba ny foto-tskafon-drizareo. Soa ihany fa misy ny karazan'anana eny @ sinoa na afrikana mba manadio ny any anaty any.:D:D:D
49. cutie ( 06/07/2006 21:24)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 06-07-2006 00:57:01
Lohateny : Re : vary
cutie:vary sinoa le izy ka

tena tsy arako zany
50. vale ( 06/07/2006 21:29)
booboo: an,an, mivongana kah, fa tsy lasa purée kah!hihihihih, fa tena tsara an!! andramo nge eh:D,hohanina @ loka mety tsara,:miam::miam:, hihi, noeveriko fa voan'ny diabeta koa njy!hihi, le dadatoanay zay kia mpinana an'io fa izy voa zany dia mba nanandrana aho fa mmmmmm!!:D:-*:-*
51. booboo ( 07/07/2006 08:22)
vale > antsoy zaho rehefa himotika io raha io Vale fa ho avy zaho miaraka @ euh...vilia sy sotro fa tsy angady sy harona kah hihihihihihihi.
52. vale ( 07/07/2006 11:44)
:-*hihihihi, :wink:noeveriko fa angady sy harona, tondé nieritreritra le vilany ngozabe reny mintry zah aky e:-D:-D:-D:-D:wink:
53. booboo ( 07/07/2006 12:08)
lé vilany mainty beeeeee ngôda beeeeeeee reny ve ? :-D:-D:-D aiaaaa ! tsy be tenda kosa zaho e ! :°):°):°)
54. xxx ( 07/07/2006 15:52)
nareo ve ry reto efa nanandrana ireny akondro lahy ireny nandrahoina toy ny frite? io koa mety atao solonm-bary
55. cutie ( 07/07/2006 18:05)
in koa zany akondro lahy:roll:
56. vale ( 07/07/2006 20:14)
booboo: hahahahahahaaaaa, mahita tenenina koa akia indry kah!:-D, tonga de vilanin'i trimobe ve? ihihihihih:oops:
57. vale ( 07/07/2006 20:24)
Misy akondro le ngezabe ireny(:wink:aiza i booboo teo:lol::wink:) misy zorony ireny le izy dia fahandro mihintsy an, fa tsy fihinana manta fa maisatra be:-D:-D
ty misy re-7 zay liana an'le izy:
-rhf voavofy ny akondro dia alahatra ao anaty vilany
-asiana rano, dia tondrahina lait de coco
-asiana ny siramamy izay tiana, dia andrahoina 30mn eo ho eo,
-dia vita koh:-D:-D:P

azo atao miaraka @ caramel koa
-alahitra anaty vilany ny akondro efa voavofy
-maka siramamy 1 sotro lehibe dorana atao caramel, tapohina rano tokony 2à3l, avela hangotraka 5mn.
-atondraka ny akondro, rhf tady ho ritra ny rano dia rarahina siramamy 3na 4 sotro
-rhf tena ritra ka lasa somary madity ny ranony, ohatry ny tantely dia vita izay!:miam:be io an!ohanina mangatsiaka!
fa kosa bjr les kilos:-Draha atao matetika an!;-)
58. tisera ( 08/07/2006 05:32)
vale misaotra an! :-*:-* :miam::miam: be io akondro io : mampatsiahy lé any Mahajanga na Toamasina - any @ sinoa na ny boutique afrikana no ba mahita aty Eoropa .
Ny ahy r'ireto ny vary tsy mampaninona ahy na tsy mihinana aza a! indrindra moa izao mafana izao ny andro dia tena mahalana mihitsy fa vitan'ny salade sy ny tonotono . Fa raha any Dafo aloha dia sarotra ho an'ny sarambambem-bahoaka mponina an-drenivohitra ilay tsy mihinam-bary satria lasa lafo ny sarany raha vao atao ovy , pate , sns ... Efa betsaka aza anie no tsy mihinanm-bary izany intsony (indrindra ny any ambanivohitra ) fa mangahazo na katsaka - tsy noho ny fitsinjovana ny " équilibre alimentaire " ny antony fa noho ny vidim-bary lafo loatra
59. xxx ( 08/07/2006 06:25)
cutie:njy ngah tsy mahalala akondro lahy? Sao de mieritreritra zavatra hafa fa tena akondro io a!
akondro lahy= banane plantin @ teny vazah na any @ antillais sy afrikana na sinoa(raha any eropa)

vale: matsiro tsara io re-7 njy io
fa mbola azo atao re7 masira koa le izy raha tsy tia re7 mamy, de na le endasina io tranche-na diagonale de atao @ menaka mamay be, de vita (raha mbola mantamanta le izy de elaela ny durée anaovana azy ao anaty menaka, raha izy efa misy taiparasy=pentina mainty iny ny hodiny de eo @ 2mn eo fotsiny de alàna anaty menaka le akondro)

ié, tena maisatra io akondro io fa tsy natao hanina comme ça akory fa fahandro toy ny legioma na haninkotrana(saonjo, vomanga,mangahazo)

ny mangahazo koa de azo andrahoina toy ny legioma anoloana ny vary

de mazotoa homana daholo ô
60. fasaly ( 08/07/2006 06:25)
hummmmmm! vale zà kou efa mpihinanna io akonjo io taloha tany dago fa matsiro an! na akonjo tsotra manta aza age fanao anreny e andrahoiny hatao tetika de asiana siramamy hummmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0432