vary
21. vale
(
04/07/2006 16:05)
fasaly & kally: marina tokoa aloha izany e, toa miankina @ fahazarana ihany marina, izay vao tadidiko tokoa fa efa nisy fotoana aho tsy nahita vary nandritry ny 2 volana fa tsy naninona ka:)!!
22. boubounezy
(
04/07/2006 17:31)
za alou dé mbola tsy natsatsa anah zany tsy minambary niotsany 3jrs e! za tsy miala @ vary na ho lasa otsany tsozona eto aza reoull e! tiko lotsa ny vary fa ny kiboko sy ny vavoniko mbola ty sakafo gasy fona atsamizao:-P
23. vale
(
04/07/2006 17:35)
boubounezy: mampatavy ve akia ny vary:roll:? tsara ny sakafo gasy koh! fa rhf sendran'ny tsy fidiny ihany nge akia boubounezy lay hoe tsy mihinana elabe e:):-*
24. kally
(
04/07/2006 17:57)
Ka na tsy afa-miala aza anie rehefa tsy maintsy miala dia izay f' angaha moa teo nisy nifoha maraina dia nanapa-kevitra hoe andeha tsy hihinam-bary intsony aho kah!:wink:
25. fasaly
(
04/07/2006 18:27)
boubounezy:
za alou dé mbola tsy natsatsa anah zany tsy minambary niotsany 3jrs e! za tsy miala @ vary na ho lasa otsany tsozona eto aza reoull e! tiko lotsa ny vary fa ny kiboko sy ny vavoniko mbola ty sakafo gasy fona atsamizao:-P
:-D:-D:-D:-D:-D tsara ange ny vary e!
27. fasaly
(
05/07/2006 04:11)
zà try mihinana, :P:wink: zà rery veuh ny hihinana azy eo de kamo beuh zà!:°)
28. diamondra27
(
05/07/2006 04:39)
boubounezy: aza miala @ mahazatra izany e! vary ihany no adintsika eo
sady ampiarahina @ laoka retsa io mande, eny fa na de ronono ,na siramamy, na toto-boanjo asiana siramamy(sakafo t@ mbola kely), na sakay fotsiny "hono"
vale: masosotsabe le aphte, fa tsy mihinana matetika gruyère sy noix sy inon avy izy teo, satria izay no mahatonga an'io
fasaly: hitako akia njy no tena humm humm be an!manja e!
cutie: any aminareo koa ve misy ireny vary parfumé ireny?
kally: tsy nisy nanapa-kevitra fa suite ny évenement
,miakatra ny vidim piainana de tsy matakatsa le kapoaka mbarytsony ny sasany, surtout any ambanivolo

29. fasaly
(
05/07/2006 08:55)
diam::wink: raha vary sy laoka mahitsy aloah de mampatavy e! sady plus enao mankafy azy plus mitady laoka matsiro maperahina aminy foana, kou tsy marina veuh zany ???de lasa amzay ny sauce sauce isankarazany de iny no tena mampivoraka:wink::-*:-D
30. diamondra27
(
05/07/2006 09:19)
fasaly: ka ny couscous sy paella koa nge mba be sosy e! de ny chocouroute koa etc...
31. xxx
(
05/07/2006 12:36)
:twisted:bonjour daholo .izaho izao efa 3semaines tsy mihinana vary afatsy indray mandeha isan'andro satria manao regime.efa very 3kilos aho izao
32. diamondra27
(
05/07/2006 13:31)
xxx: ka mba teneno oa le sakafo anoloanao le vary
miarahaba anao nihena de mazotoa hatr@ farany e
:-*:-*
miarahaba anao nihena de mazotoa hatr@ farany e
:-*:-*
33. vale
(
05/07/2006 14:41)
kally::wink:marina aky izany kally a!:-*:-*:}
Ka na tsy afa-miala aza anie rehefa tsy maintsy miala dia izay f' angaha moa teo nisy nifoha maraina dia nanapa-kevitra hoe andeha tsy hihinam-bary intsony aho kah!:wink:
35. vale
(
05/07/2006 14:45)
xxx:io koa anie na vary na inona miankina @ quantité hohaninao ihany sy ny laoka hatao @ rah toa ka loka matavy be menaka sy tia minan-kena be ve tsy haglady e! tsara rhf nihena koh! hisy ohatr'izany aiza? mazotoa e!:wink:
:twisted:bonjour daholo .izaho izao efa 3semaines tsy mihinana vary afatsy indray mandeha isan'andro satria manao regime.efa very 3kilos aho izao
38. cutie
(
05/07/2006 18:36)
cutie: any aminareo koa ve misy ireny vary parfumé ireny?
vary karana ve zany?
Fa ny vary gasy ihany no tena milay :P
40. fasaly
(
05/07/2006 20:55)
hummm vary sinoa na ny fofony fotriny aza d'efa mapite hihinana roa lovia beuh miaraka am laoka:miam::miam::miam::miam::°):°)