vary
61. booboo
(
08/07/2006 06:37)
Vale > présente ! :-D:-D:-D:-D
Ilay kajà atao solon'ny vary io koa efa hitako tany @ namanay camerounais zay ! fa gravy be fa tsisy ro dia maina beeeeeeeeeeeeeeee ny motika !
Tany an-dasy koa ny fanaonay dia kajà andrahoina miaraka @ légumes fatao @ lasopy reny ...pas terrible fa mangeable klou e :°):°):°)

63. soanja
(
09/07/2006 03:45)
vale:
soanja: ka nahoana ary ny olona mpihinambary tsy mba be obèses fa matetika ny amerikana no tena betraka an'izy ireny:idea:,
fasaly: ie:wink:, malemy be,mmmmmm:miam::miam::miam:,
dia ny katsaka :miam:koa azo soloina vary koh, indd raha olona voan'ny diabeta, tena tsara be!!:D
Isan-karazany ny sakafo sy ny otrikaiana ary ny zavatra entin'ny sakafo iray.
Ny vary fotsy fotsiny no resahiko fa mampatavy eto raha toa ka tsy dia mavitrika loatra ilay olona mihinana azy. Satria feno sy mitondra Hery Fiasana izy. Be calorie izany ary mora mivadika sugar rehefa ao amin'ny ra satria processed.
Fa ny vary mena sy brown ary wild sns indray hafa satria miadana ny fandevonana azy sady mitondra vitamines be dia be, feno fiber.
Ny mampatavy ny Amerikanina dia tsy ny vary fa ny sakafo hafa ankaotr'izay be menaka sy matavy loatra (french fries, dibera, fromazy, pasta sns tsy voatanisa).
65. cutie
(
09/07/2006 23:32)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 08-07-2006 11:25:20
Lohateny : Re : vary
cutie:njy ngah tsy mahalala akondro lahy? Sao de mieritreritra zavatra hafa fa tena akondro io a!
akondro lahy= banane plantin @ teny vazah na any @ antillais sy afrikana na sinoa(raha any eropa)
hay ve e,marina ihany zany le noeritreretiko:P
66. rapala
(
10/07/2006 07:57)
diam27: malagasy tokoa ve io fandrahona io satria namana sinoa no nahandro an'io:)
67. dailynews
(
11/07/2006 19:42)
ny mampatavy ny amerikana ihany koa dia ny soda: coca, sprite sns..ary ny jus izay atoandreo rano fisotro mihitsy ary remarquer-o fa ireo matavy be dia matetika tia zavatra mamy ..ny gateau ndry zareo dia tsy fanao enao fa mamy be.....tahaka ny hoe ..o ry ketaka a..narotsakao tato daholo angaha ny siramamy tamin 'ny nanao gateau ?
dia ao ihany koa ny chips...ny hanikanina anelanelan 'ny fotoana ary ny junk food ..mc donalds sns..izay tena be calories be..anefa dia misy matetika dia matetika no mihinana an'ireny ary farany manaraka izany dia ny amerikana dia saika manana(saika hoa) tomobilina ny ankabeazany ary dia tsy mandeha tongotra intsony.

69. vale
(
12/07/2006 08:49)
Soanja: ka nahoana ary reny olona mihinam-bary be 2 vilia be reny tsy matavy?!! ny indien, ny sinoa, ny gasy,sns, mpinambary nefa tsy mba be matavy be izany!! fa za mieritreritra fa le laoka atao @ no mampatavy (raha gras bien sur!)
70. cutie
(
12/07/2006 13:33)
vale,satria ry zareo tsy mihinana le sakafo sasany lazain'i soanja reo
71. soanja
(
12/07/2006 13:51)
Asa na efa nandinika ianareo fa ny manan-karena any Mada dia somary matavitavy (overweight) ihany raha oharina amin'ny mahantra. Ny antony dia mitombo kokoa ny fazahoana'aina (comfort)ka tsy dia mila mampiasa hery loatra. Ohatra mandeha auto lava, mihinana sakafo matsiro sady mbola eo koa ny vary sns. Tsy obese kosa aloha satria tsy ao ilay tena sakafo mampivoraka tanteraka izay volazako etsy ambony fa visty any Mada no afaka tena manaram-po amin'ireo, fa ny mampatavy kosa dia Yes mampatavy ny vary fotsy raha tsy mihetsiketsika sy miasa mamoaka calorie ny vatanao.
72. dailynews
(
12/07/2006 15:12)
raha ny fahafantarako kely azy dia ny vary any mada ihany koa dia tsy dia be otrikaina loatra miolotra ny andry zareo tany manankarena any ivelany, satria na ilay tany hambolena azy, ny zezika sns..izay atao anatiny dia samy hafa ihany koa, tahaka ny ronono ihany koa ..ny rononon'omby gasy dia tsy dia matavy loatra satria ny sakafo ohaniny dia tsy matavy ihany koa, fa ny sakafo ny omby any ivelany ( tany manankarena ) dia matetika dia be otrikaina h@ ny sakafon'izy ireo ka miantraika hatrany amin'ilay vokatra izay.
ary izany angamba no mahatonga ilay hoe, na mihinana vary be aza ao mada dia tsy dia mahazo aina loatra... marina koa anefa ny lazain 'i
soanja.
ary izany angamba no mahatonga ilay hoe, na mihinana vary be aza ao mada dia tsy dia mahazo aina loatra... marina koa anefa ny lazain 'i
soanja.
73. soanja
(
13/07/2006 02:00)
vale:
Soanja: ka nahoana ary reny olona mihinam-bary be 2 vilia be reny tsy matavy?!! ny indien, ny sinoa, ny gasy,sns, mpinambary nefa tsy mba be matavy be izany!! fa za mieritreritra fa le laoka atao @ no mampatavy (raha gras bien sur!)
Marina koa aloha io volazan-dry io saingy tsy diso anjara amin'ny fanatavezana koa ny vary. Ny hoe inona ny tsy mampitovy ny olombelona dia ny hoe iza no miasa vatana mafy isanandro (tafiditra ao anatin'io ny sport)ary iza no somary maka aina lava na kamo. Ny sinoa amiko dia olon'ny asa, toy izay koa ny karana any Inde sy ny gasy any ambanivohitra. Tsy tafiditra ao anatin'io ny mahantra tsy manakohanina fa be amintsika gasy ny mandeha matory fotsy fa tsy mitaraina.