lehilahy efa manana sipa na manambady
1. mandrindra
(
30/06/2006 07:40)
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray.
ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka tara amina lehilahy efa manana olontiana ianareo. io lehilahy io anefa tsy nanafina an'izany fa nilaza anareo ny marina hatrany ?

novalian'i mandrindra ny 02/08/2006 20:40
2. booboo
(
30/06/2006 07:53)
hum...zaho tsy mbola tara fa mari-potoana :°)dia tsy haiko ny valiny :roll:
3. naritsimba
(
30/06/2006 08:42)
mandrindra> tena ny mahagaga @ zao dia ny bandy efa manambady na efa miaraka @ olona no tena maha tara ny sipa, be no efa hitako tratran'io eh!
4. mandrindra
(
30/06/2006 09:24)
naritsimba, ka izay no mahatonga ahy anmetraka ny fanontaniana
booboo, na mari-potoana aza afaka mandefa eritreritra, raha sendra ny embouteillage ka tara dia ahoana no atao ?:-D:-D

5. booboo
(
30/06/2006 09:29)
aleo rehefa tratra zaho miteny hoe inona no nataoko ... mety hoe rehefa avy teo na rehefa miova ère géologique mihitsy ! hihihihihihi ...
6. sarobidy
(
30/06/2006 09:57)
raha zà aloha no tratran'zany de ataoko zay amoizako azy de tsy mieritreritra azy mihitsy satria hadalana ny miaraka amin'olona efa manam-bady amiko.Fitia tsy misy tanjona koa fa lasa ôtran'ny oe aventure fotsiny,tsy milay é!
7. mamzelkely
(
30/06/2006 10:31)
za klou mety ra tiko le bandy mety ts rarahiko eee marina ee :°):oops:
10. dailynews
(
30/06/2006 19:15)
raha lehilahy efa manambady dia tena aoka marina e..mora aloha ny milaza izany e.
ny lehilahy manantsipa indray dia mety , mety hoa an sady sadaikatra ihany aho miteny izany...ho possible ihany na dia hoe manahirana aza satria mety ho ianao anie ilay tena nandrasany e.....fa ilay manambady retsy aoka marina e.
ny aza mba voany ihany aloha e...grave io.

11. cutie
(
30/06/2006 20:14)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 30-06-2006 12:40:26
Lohateny : lehilahy efa manana sipa na manambady
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray.
ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka tara amina lehilahy efa manana olontiana ianareo. io lehilahy io anefa tsy nanafina an'izany fa nilaza anareo ny marina hatrany ?
jerijerena eny fotsiny koa, atao ahona moa:-D:-D:-D
sady mety mandalo miserana fotsiny le fahatarana :-D
12. vale
(
30/06/2006 21:11)
mandrindra:na milaza ny marina izy na tsia tsy misy avenir izany koa!!
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray.
ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka tara amina lehilahy efa manana olontiana ianareo. io lehilahy io anefa tsy nanafina an'izany fa nilaza anareo ny marina hatrany ?
13. dailynews
(
30/06/2006 21:24)
sady hitanao, matoa izy milaza ny marina hoe mandambady aho na manantsipa aho ny dikan izay dia izao, ....efa fanatrao aho fa nanambady kony mbola niditra ihany, efa napoitrako ny momba ahy ka dia matatesa izay hitranga.
midika izany fa weekend, fety, sns....dia bien sur tsy maintsy miaraka amin ny vadiny izy, ary ianao dia ilay fotoana tselika no anao.....dia mitaraina ianao ohatra ..dia hoy izy hoe, k'izaho efa fantatrao fa efa manambady no niarahanao koa.

14. sasa
(
01/07/2006 03:42)
dailynews marina mintsy io voalazanao, satria tsy te-hanary ny vadiny izy na ny sipany matoa tonga d nitsotra, aleo tonga d tsy miditra na tiana toy inona aza koa, ny tsy manambady anie betsaka e!
mamz aza miditra amzany fa marary fo eo fotsiny anie avy eo e!:-D:-D:-D

15. pissoa
(
01/07/2006 05:38)
mandrindra:Tadiavo am'ze efa voasoratry ny ankizy eo ny hevitro fa tsy sarotra hita :roll::-D:-D:-D
atsy ambadika atsy misy lohahevitra hoe ahoana no ahafantarana hoe efa miaraka aman'olona ny lehilahy iray.
ny ahy indray ny tiako ho fantatra dia ny hoe ahoana ny fihetsikareo vehivavy raha toa ka tara amina lehilahy efa manana olontiana ianareo. io lehilahy io anefa tsy nanafina an'izany fa nilaza anareo ny marina hatrany ?
16. poupounesana
(
01/07/2006 12:11)
rah misy lela efa manana olontiana mahatara2 alo d ny fihetsika atao volou d ny miodina d mangarika be d mitady anakairya mbola tsy manana
mahagaga marina fa ny bandy efa manatompo no mafinaritra ny tovovavy zao han! inn marina ny antony ry reto ah? aza nena alo no adalaina fa tonga d ady han!lol

19. sasa
(
04/07/2006 04:20)
poupounesana aleo fa ho alaiko ny anjy lol :-D:-D:-D fa aza miady amiko fa za mindrana fotsiny anie :-D:-D
mamz an an tsy mety wa zany:-D:-D
mamz an an tsy mety wa zany:-D:-D
20. mandrindra
(
04/07/2006 09:55)
booboo, izany mbola ho tratra ianao zany :°):°)
mamzelkely, marina izany :wink:
pissoa, zah tsy mpaminany ko :°)
vale, tsy voatery ho avenir anie no tadiavina rehefa misy olondroa miaraka e; mety te hanararaotra ny temps présent fotsiny
cutie, tsy mety raha jerijerena fotsiny fa tsy maintsy alaina ka :wink:. ny fahatrana tsy miserana fa miraikitra anaty