lehilahy efa manana sipa na manambady

41. cutie ( 06/07/2006 17:49)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 06-07-2006 17:40:15
Lohateny : Re : lehilahy efa manana sipa na manambady
tsisy miala eto ka

hitako mitsy :lol::-D
42. mandrindra ( 07/07/2006 07:42)
cutie, ara aza jerena fotsiny moa e :wink::-D:-D

fijo, izay mihitsy, fiainana mandalo ity ve tsy ho atao izay mety
43. MTN ( 07/07/2006 10:28)
mandalo marina ve ilay fiainana, ary inona no atao hoe mety?
44. mandrindra ( 07/07/2006 11:10)
mifanohitra amin'ny tsy mety :-D:-D:-D
vazivazy iny fa izay mahafinaritra atao e
45. cutie ( 07/07/2006 12:19)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-07-2006 12:42:29
Lohateny : Re : lehilahy efa manana sipa na manambady
cutie, ara aza jerena fotsiny moa e

ty aza :*:*:*:*:*
46. mandrindra ( 13/07/2006 09:10)
:*:*:*
47. nambina ( 13/07/2006 09:46)
ka raha havadika indray ary ilay lohateny: 'vhvy efa manana sipa na manambady', d ahona indray ny kozy amin'io? to ilay bandy fona no voteny ato manko, hihihi
48. mandrindra ( 13/07/2006 09:54)
dia raha ho ahy aloha rehefa tiako dia tiako e, tsisy mahasakana amin'izany
49. nambina ( 13/07/2006 10:34)
mandrindra> sure wa, fa mino aho fa betsaka ny tsy miray hevitra amitsika lety e!
50. cutie ( 13/07/2006 11:44)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-07-2006 14:54:38
Lohateny : Re : lehilahy efa manana sipa na manambady
dia raha ho ahy aloha rehefa tiako dia tiako e, tsisy mahasakana amin'izany

mitovy hevitra @ mandrindra:-D
51. vakiniadiana ( 14/07/2006 05:03)
Za koa manohana e, tsy aleo ve mifankatia toa izay miady e ?
52. rapala ( 14/07/2006 07:56)
cutie: enao kosa manaraka ny mandrindra fona é:-D

za kou alou d'acc amin'ilay resaka e:)
53. cutie ( 14/07/2006 18:14)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 14-07-2006 12:56:13
Lohateny : Re : lehilahy efa manana sipa na manambady
cutie: enao kosa manaraka ny mandrindra fona é

nga io fanahiniako :-D:-D:-D
54. mandrindra ( 18/07/2006 12:02)
cutie, izay mihitsy tsy fanahy iniana fa mandeha ho azy io :*:*

rapala, fa tadivianreo hanaraka an'iza indray i cutie :evil:

nambina, izay tsy miray hevitra dia aleo hanohitra fa tsy maninona e

vakiniadina, izay mihitsy hoa, aleo fitiavana ihany, dia iny no zarazarainy etsy sy eroa dia milay be foana
55. cutie ( 18/07/2006 12:22)
:-D:-D:-D:-D
56. mandrindra ( 18/07/2006 12:24)
aza hihomehezana fotsiny fa tohano ihany e:lol:
57. cutie ( 18/07/2006 12:26)
:*:*:*:* mandrindra
58. nambina ( 18/07/2006 17:25)
cutie> ntso!
59. cutie ( 18/07/2006 18:29)
:-D
60. kala ( 19/07/2006 05:20)
mandrindra >:-*

nambina > mitovy daholo na lhl na vhv efa manana olon-tiana, saingy anjaran'ny tsirairay no mijery izay hitany fa mety.
Zà ohatra efa manana nefa mbola misy lhl hafa te-hiaraka amiko, hummmmm, amant ve? sao miova eo ny litera faleo ajanona. Ny maîtresse manko dia mazava hoazy fa"mety resy" ê! :) de ampy

aleo hoa handeha ny sentiments :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3881