lehilahy efa manana sipa na manambady
21. cutie
(
04/07/2006 18:36)
Mpandefa : mandrindra
cutie, tsy mety raha jerijerena fotsiny fa tsy maintsy alaina ka . ny fahatrana tsy miserana fa miraikitra anaty
Ka tsy azo koa :-D
24. mamafara
(
05/07/2006 12:53)
tsara fipetraka kosa le sije ry mandrindra.
Izaho zao mihitsy no efa sendra raiki-pitia tamin'ny olona iray efa manambady.Izy tsy nanafina, izaho sy ny iray tampo amiko nahalala. Fa dia niaraka aloha izahay ê!saingy noezahina tsy ho latsa-paka mba tsy hisian'ny nenina any aoriana.Nataonay ho ampy hampiroborobo ny fifankatiavana ny teny mamy ifanaovana.na samy malagasy aza izaho sy izy dia teny vahiny foana no nifampiresahina toy ny allemand, français, anglais izany hoe tsy ory expressions sy mots d'amour izahay. ny orokoroka mamy ifampizarana. noezahinay ny tsy ho tafaroboka tamin'ny firaisana ara-nofo mba tsy hisian'ny ratra-po. izahay rahateo tsy mba nanana fotoana sy toerana malalaka fa dia somary hoatr'ireny mpangalatra ireny. izy tany @ tendrony NE zaho tany SO.tohizako avy eo

25. mamafara
(
05/07/2006 13:07)
matetika dia an-tel sy eo amin'ny chat no ifampiresahana ankoatran'ny sms isaky ny misy zvt tiana lazaina sy atao.fa nahafinaritra sy nahitako expérience aloha ilay izy. rehefa misy zvt hataony miaraka amin'ny fianankaviany zany hoe ny vadiny dia lazainy ahy. tsy nanana fahasarota-piaro izaho tamin'izany satria fantatro sahady ny fisian'io vehivavy iray io. fa ny tsy tantiko hoy aho dia ny fananany olon-kafa ankoatrako, zany hoe zaho nanaiky ho maîtresse kely fa tsy hanaiky ny hisian'ny hafa indray.
26. mamafara
(
05/07/2006 13:31)
io ndray rireto dia tsy ampoizina lay fahatarana amin'ny lehilahy efa manana olon-tiana hafa, mijanona ho libérale sy compréhensive fotsiny. Tsy misy tsara afa-tsy ny hoe an'ny tena ihany.
sady sarotra koa ange ny hoe vao mikôty lay lehilahy dia anontaniana hoe manambady ve ianao sa manana olon-tiana. sa azo atao ve

27. mandrindra
(
05/07/2006 14:22)
hoy i cutie:
fa iza no mandrara :wink:
hoy i pissoa:
efa hainao ihany hoe mpizara e :-D:-D:-D
mamzelkely, alaivo aloha fa fitiavana foana io e
mamafara, misaotra nizara.
fa indraindray anie tsy voatery hoe mikaoty ny lehilahy e. tonga dia maso sendra nifanopy hatra dia sahala amin'ny nilatsahambaratra izany. dia ahona no atoa ry sipa a?
Ka tsy azo koa
fa iza no mandrara :wink:
hoy i pissoa:
Fa inn fotsiny zany
efa hainao ihany hoe mpizara e :-D:-D:-D
mamzelkely, alaivo aloha fa fitiavana foana io e
mamafara, misaotra nizara.
fa indraindray anie tsy voatery hoe mikaoty ny lehilahy e. tonga dia maso sendra nifanopy hatra dia sahala amin'ny nilatsahambaratra izany. dia ahona no atoa ry sipa a?
31. mamzelkely
(
06/07/2006 05:22)
mamafara zay anie wa refa tina klou de saisisser-na ny chance aveo hita eo ihany sa ts zany ry mandrindra:°):-D:-D:-D
32. HESHA
(
06/07/2006 06:05)
vive l'aventure e!
Fiainana daholo zany, tairo zay tairina fa zay rovitra ve tsy ho zairina avy eo e

33. kala
(
06/07/2006 07:15)
tsy dia hitako ny maharatsy ny hoe tara amin'ny olona efa manana olon-tiana na manambady.raha tiako sy azoazoko ve izy, tsisy blèm io ry mandrindra :-*
ny fitiavana angaha mahay mametra ny fonao tsy hijery afa-tsy ny lhl single? 8O8O8O
dia mankaiza ny hafa amin'izany? :roll::roll:
ny ahy ndray hoa dia rehefa tiako dia tsoriko amin'ilay olona ny fitiavako azy, na manana olon-tiana hafa aza izy. avela handeha ny sentiments mba tsy hamparary fo ê! (l) (l) (l)
asa raha tadidinareo ilay sijé "vehivavy mitory fitiavana" iny.
f'angaha hianao hiaina afa-tsy eo @ 80 taona eo ho eo ihany....ngah misy hanambady maty eo :evil:
mamafara > =D=D=D mahafinaritra be lay fahaizana mizara ny expérience.ilaina mihitsy ny compréhension eto an!:-* akia

35. cutie
(
06/07/2006 12:12)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 05-07-2006 19:22:07\
Lohateny : Re : lehilahy efa manana sipa na manambady
hoy i cutie:
Voalaza teo :
Ka tsy azo koa
fa iza no mandrara
ny tenanao ka:-D
39. fijo
(
06/07/2006 17:17)
revy io ry zareo,ka aza ferana izany fa mankarary an.tiavo dia iarao aloha,fa ho hita eny ihany ny hiafarany.