Iza no diso !!!

1. Silo ( 11/06/2006 14:17)
Ahitan-javatra maro ity fifampirafesana ity !

Nisy lhlhy 1 niteny t@ vadiny izy hoe handeha mission ka après 1 semaine vao miverina,
Niala ny tokatranony 'lay llhy andro maraina, niaraka @ sac misy ny lambany fa handeha mission hono;

Ny loza de zao:

Kay izy tsy handeha mission fa hiaraka @ sipa 2ème bureau ary natory t@ chambre hôtel izy sy lay sipany, Ary 'lay ramatoa vadiny koa nanararaotra azy lasa mission de nandeha t@ chambre niaraka t@ llhy hafa koa ny alin'ny nandehanan'ny vadiny iny,
Kinanjo: efa naraina ny andro efa samy hamonjy ny fodiana ry zareo, 'lay llhy efa tafavoaka taloha niaraka t@ sipany, 'lay vhvy indray avy tao aoriana,
ka nahatazana ny vadiny miaraka @ sipa, Avy hatrany 'lay vhvy de nanenjika ny vadiny haingana ka nitabayaba azy mafy fa nandainga hoe handeha mission nefa mitondra vhvy @ chambre,

Tsy nifamaly taminy 'lay lhly fa nody izy mivady, de tsy haiko intsony izay tohiny any!

Ka aminatreo iza no diso t@ izy mivady, 'lay lhlhy ve sa 'lay vhvy ?

novalian'i Silo ny 14/06/2006 11:44
2. ravakamalala ( 11/06/2006 14:21)
tsy haiko izay diso fa ny fantako dia samy maivan doha !!!!:evil:
3. pissoa ( 11/06/2006 14:25)
Ny ahy izay tsy diso no tsy haiko :roll:

ravaka :-D:-D:-D
4. Fiffi ( 11/06/2006 15:01)
izany ve no hatao hoe "incroyable mais vrai" ? de nisy concidence de tonga de niaraka tao @ hotely iray ? heu....
5. STONG ( 11/06/2006 17:10)
ra hifanaovana ny andr'zareo=((
6. Herimiafina ( 11/06/2006 17:40)
Favy kosa le tantara an, ny revy vita ny excuse hita! hahahaha=))=))
7. cutie ( 11/06/2006 18:19)
hita wa ry HM :-D:-D:-D:-D
samy tsy misy diso ry zareo
8. fasaly ( 11/06/2006 18:36)
sam acteur sy actrice zany izy roa, mahay manao film beuhhhhh:-D:-D efa hifanaovana zany ny azy ka zay tsy mahatanty mandeha e! tsisy diso tsisy marina:°):-w:-w:-w
9. Bonz ( 11/06/2006 20:10)
Tantara ratsy koa zany. Ireo mpaka vadin'olona no mety ho diso koakoa.
10. diamondra27 ( 11/06/2006 20:12)
film marina zany e!

11. mamps ( 11/06/2006 20:33)
aoka tsy hifampitsara ;;;
samy manao zay tiany io ka aza hidirana ny fiainanay.
12. november ( 12/06/2006 00:45)
Silo:

Ahitan-javatra maro ity fifampirafesana ity !

Nisy lhlhy 1 niteny t@ vadiny izy hoe handeha mission ka après 1 semaine vao miverina,
Niala ny tokatranony 'lay llhy andro maraina, niaraka @ sac misy ny lambany fa handeha mission hono;

Ny loza de zao:

Kay izy tsy handeha mission fa hiaraka @ sipa 2ème bureau ary natory t@ chambre hôtel izy sy lay sipany, Ary 'lay ramatoa vadiny koa nanararaotra azy lasa mission de nandeha t@ chambre niaraka t@ llhy hafa koa ny alin'ny nandehanan'ny vadiny iny,
Kinanjo: efa naraina ny andro efa samy hamonjy ny fodiana ry zareo, 'lay llhy efa tafavoaka taloha niaraka t@ sipany, 'lay vhvy indray avy tao aoriana,
ka nahatazana ny vadiny miaraka @ sipa, Avy hatrany 'lay vhvy de nanenjika ny vadiny haingana ka nitabayaba azy mafy fa nandainga hoe handeha mission nefa mitondra vhvy @ chambre,

Tsy nifamaly taminy 'lay lhly fa nody izy mivady, de tsy haiko intsony izay tohiny any!

Ka aminatreo iza no diso t@ izy mivady, 'lay lhlhy ve sa 'lay vhvy ?



Voalohany :efa faton-ramatoa io toetra io refa ts'eo lery,ny an'lery efa lalakita koa ny mody manao mission,ts'isy diso reo fa samy nanao,samy tsy mionona @ ao an-trano fa hadalana raha sanatria Tafasarak'@zany.Fa misy tsirony samy hafa ve izio e?sa tsy ampy le nifapizarana tao an-trano?


13. fasaly ( 12/06/2006 04:04)
ié misy tsirony matoa miseho ny tranga e!:wink:
14. xxx ( 12/06/2006 04:21)
Ary tapitra eo no eo ve ny aina raha tsy maka ilay tsirony any ivelany? :-w
15. Fiffi ( 12/06/2006 04:29)
f'ita hoa !
16. mamzelkely ( 12/06/2006 05:24)
aleo atao hoe inn re ee :roll: zay ifanarahany eo fa ifanaovana io ko :-D:-D
17. lapino ( 12/06/2006 05:30)
Tena le ramatoa no diso kle! otran'zay izy tsy nikôzy! :-D:-D:-D
18. texe ( 12/06/2006 05:32)
:lol:lol::lol::lol:
19. dinamo ( 12/06/2006 06:57)
samy diso tokony hangina daôly :-D:-D
20. diamondra27 ( 12/06/2006 07:26)
nitapô ny sambo izany koa sa nanao croisière?

Iza no diso: samy tsy misy diso satria match nul
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0832