Iza no diso !!!
41. pissoa
(
13/06/2006 05:20)
Herimiafina:
Tiko iainana be mihintsy ity tantara ity fa andraso aloha resena lahatra indray rafotsy! hehehe=))=))
Raha io retsy no mitranga amin-droky dia siora zah fa mivadika kely le tantara kle. Ilay hoe
Lasa hoe:
Avy hatrany 'lay vhvy de nanenjika ny vadiny haingana ka nitabayaba azy mafy fa nandainga hoe handeha mission nefa mitondra vhvy @ chambre,
"Avy hatrany i Herimiafina de nanenjika ny vadiny haingana ka nitabataba azy mafy fa vao hoe handeha mission izy dia mandeha koa ..." ;-):-D:-D:-D
43. mandrindra
(
13/06/2006 07:08)
pissoa:
mandrindra:Kou raha tsy zah no lany asa kou :-D:-D:-D Fa io noteneninao io dia fantatro hoa na dia natao xxx aza :-D:-D:-D
pissoa, mba tadiavo aza hoe taiza aho no nanao xxx :-*
fa anagaha misy marika manokana ao no ahafantaranao an'izany, sa ianao mpaminany :wink:
45. Aino
(
13/06/2006 09:01)
:-D:-Dde ahoana ny tohiny avy eo?
raha ny fijerevako azy tokony tsy hitabataba ilay vhv satsia samy navita ny nataony avy!! fa zany hoe samy diso ko!! fa ze mitabataba aloha no diso voalohany.
raha ny fijerevako azy tokony tsy hitabataba ilay vhv satsia samy navita ny nataony avy!! fa zany hoe samy diso ko!! fa ze mitabataba aloha no diso voalohany.
46. mandrindra
(
13/06/2006 09:10)
aino, ny tohiny : niverina naka chambre iray izy efatra :-D:-D:-D
48. Silo
(
13/06/2006 10:49)
HM: andramo ary raha mbô tinao izany fiainana izany de tantarao anay ihany ny niafany!
Aino > ny tohiny de tsy haiko intsony fa teo @ devant ny hôt izy ireo no niady ary nifampitondra nody any @ tokatranony izy mivady, ary retsy roue de secours kosa namonjy ny fodiany avy.
Tsy mety mihitsy angamba @ ity fiaina ity raha tsy mamirafy e ?

49. Herimiafina
(
13/06/2006 12:48)
Mba vazivazy ny ahy iny hamelona ilay resaka fa somary nangatsiatsiaka izy teo kah.
Fa araka ny lazaiko dia arakaraka ilay sentiment de culpabilité ao amin'ny tsirairay ny fandehan'io e.
Ny hitako dia ilay tena mahatsiaro tena diso no tena mandrangitra ady sy mila vaniny fa ilay tsy dai miraharaha loatra tsy miteny firy.

50. Aino
(
13/06/2006 15:25)
nefa izaho mba nanantena tsara ny tohiny ery!!
ary retsy roue de secours kosa namonjy ny fodiany avy.
saode ry zareo samy namondry ny fodiany indray no lasa niaraka naka chambre!!:-D:twisted:
ary retsy roue de secours kosa namonjy ny fodiany avy.
saode ry zareo samy namondry ny fodiany indray no lasa niaraka naka chambre!!:-D:twisted:
51. Silo
(
14/06/2006 11:44)
mety azony natao ihany izany, raha izaho aloha no teo @ toeran'izy reo de mety lasa aho e!
De hitako teo ny tohiny hoe nanao ahoana tokoa moa
De hitako teo ny tohiny hoe nanao ahoana tokoa moa