Iza no diso !!!
21. mandrindra
(
12/06/2006 08:01)
tena manja be izany tantara izany. fa maninona moa no mipetraka ny fanontaniana hoe iza no diso nefa tsisy nanao ratsy izy mivady fa samy nandeha nirevy fotsiny.
ny tohin'io tantara io dia niara-nody izy mivady dia ireo roue de secours indray nanomboka tantara vaovao tao amin'ny hotely
ny tohin'io tantara io dia niara-nody izy mivady dia ireo roue de secours indray nanomboka tantara vaovao tao amin'ny hotely
22. pissoa
(
12/06/2006 08:37)
lapino:Ngah refa mikôzy de lasa tsy diso tampoka teo :-w Ka tsy hamaky banky doly de mamono polisy fa milaza mialoha fotsiny de zolí zolí ny fiainana 8O:-D:-D:-D
Tena le ramatoa no diso kle! otran'zay izy tsy nikôzy! :-D:-D:-D
mandrindra:Ito valin-teny ito na dia nanao xxx aza tonga de fantatro fa mandrindra :-D:-D:-D
tena manja be izany tantara izany. fa maninona moa no mipetraka ny fanontaniana hoe iza no diso nefa tsisy nanao ratsy izy mivady fa samy nandeha nirevy fotsiny.
ny tohin'io tantara io dia niara-nody izy mivady dia ireo roue de secours indray nanomboka tantara vaovao tao amin'ny hotely
24. HESHA
(
12/06/2006 09:13)
gravy ndray zany. Fa ny tsy azoko fotsiny hoe mbola mifankatia zany rizareo nefa te ho any ankafa ? satria ra tsy mifankatia tsony izy zao de tonga de excuse hisarahana iny de vita.
Tsy mila miafina tsony izy am zay
fa tsy hay hoe iza no mbola tia de iza no tsy tia tsony, sa ve le hoe ny zaza sy ny sosy miditra mbola ilaina fandinihana, vraiment bete, trop bete!!!!!
Tsy mila miafina tsony izy am zay
fa tsy hay hoe iza no mbola tia de iza no tsy tia tsony, sa ve le hoe ny zaza sy ny sosy miditra mbola ilaina fandinihana, vraiment bete, trop bete!!!!!
25. diamondra27
(
12/06/2006 09:23)
hescha::-D:-D:-D
mety hanamafy orina le fitiavanjareo ihany izao an!
samy saropiaro de samy manao ambadika de samy tia
hafa indray ity an!
mety hanamafy orina le fitiavanjareo ihany izao an!
samy saropiaro de samy manao ambadika de samy tia
hafa indray ity an!
26. little
(
12/06/2006 10:26)
ny tohiny io an, ded zao, ils vecurent heureux et eurent beaucoup d'enfants. zavatra cendrillon (moa sa izy le natory ela be ry e?) mivadika fotsiny io anie e! zany hoe efa samy natory ( nifampatory moa zany e) de nifoha de mitohy ny tantara, de hahita les sept nains ndray zao ry zareo avy eo, jereo anie e!=))=))=))
27. fasaly
(
12/06/2006 10:40)
xxx:
Ary tapitra eo no eo ve ny aina raha tsy maka ilay tsirony any ivelany? :-w
tsisy aina very eo ka:wink: juste tsirony hafa no azonao raha maka any ivelany fa ny aina eo ihany:°):°)
28. mandrindra
(
12/06/2006 11:09)
misy tsirony hafa ve any ivelany tsy mba hanandrana fa dia ho jerena fotsiny e
31. Silo
(
12/06/2006 13:35)
Fa raha izaho aloha no teo @ ilay toeran-dramatoa, tsy nitabataba ny vadiko aho, fa izaho koa aza mba diso, fa niafina azy indray ary no tokony natao,
Hotrany mampatahotra ihany ny hanambady @ izao fotoana izao ka, to tsy misy ol azo antoka izany na lahy na vavy, fa to samy manondrana daholo,
Mba mailo ihany isika vhvy ireto refa manambady isika, ka milaza handeha mission izy, sao de mitsorika @ chambre toy izao.

32. Herimiafina
(
12/06/2006 17:10)
Ireny be menomenona ireny tandremo fa matetika fautive be e!
Saingy ny azy no ataony tonga aloha mba tsy hamelezanao azy.
"la meuilleure défense c'est l'attaque".
Saingy ny azy no ataony tonga aloha mba tsy hamelezanao azy.
"la meuilleure défense c'est l'attaque".
33. lapino
(
12/06/2006 18:03)
pissoa:
Ngah refa mikôzy de lasa tsy diso tampoka teo :-w
Ka izy tsy nahatam-bava no fahadisoany ko! :-D:-D
37. Herimiafina
(
12/06/2006 20:43)
Tiko iainana be mihintsy ity tantara ity fa andraso aloha resena lahatra indray rafotsy! hehehe=))=))
38. Fiffi
(
13/06/2006 03:54)
Herimiafina: de ataovy ao zay mety eh! fahotana goavana ange zany eh !
39. fasaly
(
13/06/2006 04:13)
tantara manja beuh io e! suspens, sentimak, actiô, beuhhhhh mintsy:-D:-D:-D:-D
40. pissoa
(
13/06/2006 05:16)
mandrindra:Kou raha tsy zah no lany asa kou :-D:-D:-D Fa io noteneninao io dia fantatro hoa na dia natao xxx aza :-D:-D:-D
pissoa, mba tadiavo aza hoe taiza aho no nanao xxx :-*