efa nanana revy ve ianao?

1. diamondra27 ( 07/05/2006 22:56)
Araka io lohateny io dia lasa ny fisainako mba manontany anareo namana eto aho manao hoe: efa mba nanana revy ve ianao teo @ fiainanao?

Dia efa nisy tanteraka ve na dia iray monja aza?
2. diamondra27 ( 07/05/2006 22:58)
ohatra iray:
ny ahy izao ny reviko t@izaho mbola kely de ny hiampita ranomasina satria noeritreretiko fa hoe: paradisa, sy zavatra hafa ihany koa .
Dia tanteraka tokoa izany revy izany ankehitriny
3. dadabe ( 08/05/2006 01:37)
:-w:-w:-w
4. diamondra27 ( 08/05/2006 08:30)
dadabe:aza mieritreritra ela be e!

raha manontany ireny ankizilahy kely ireny ianao hoe:
quel est ton rêve?
de mamaly izy hoe:"je rêve de voler"comme un oiseau ...

ary ny anareo kosa mba inona e!

5. Fiffi ( 08/05/2006 09:36)
raha manontany ireny ankizilahy kely ireny ianao hoe:
quel est ton rêve?
de mamaly izy hoe:"je rêve de voler"comme un oiseau ...
ka efa taloha akia zany an! zao efa lehibe daholo de ny réalitén'ny fiainana no jerena fa tsy nofinofy intsony ny fiainana.
6. Vaika ( 08/05/2006 10:04)
Dia efa nisy tanteraka ve na dia iray monja aza?
Ie, efa nisy iray tanteraka ary tena souvenir be tsy misy ohatr'izany :
Mba naniry tokoa ny tena fony mbola nilalao échecs ny mba hifanandrama amin'ny Grand Maître, à un contre un fa tsy simultanées intsony (simultanée = 1 GM contre 30 ou + joueurs, samy manana ny partie-ny ny tsirairay dia ilay GM mi-se déplacer). Dia mba nisoratra anarana tamin'ny tournoi : 24h de blitz (partie de 5 minutes par joueur) non-stop ! 82 joueurs dont 3 GMI sy 8 MI.
Résultat : 1° Arbakov (gmi) 115/115, 75° vaika 12/115.
Tena afa-po tanteraka na dia nataon'ny olona rehetra sac de sable aza !;-)
7. diamondra27 ( 08/05/2006 11:19)
vaika: tsy maninon tokoa na d oe: resy aza fa ny fihaonana no zava debe
'zao vao azoko kay le famelezana b ary ] eseky an!
mba ampianaro taktika ary e
en 4coups ohatra fa tena mampijaly mitsy azon'i lapino sy BV sy simplex ary nikopol:-D

fiffi: de tsy manana revy intsony ve njy 'zao? Tanjemo fa tsy mety izany tsisy revy izany an! sa ny anjy ngamba kosa efa oe:projet

ny ahy 'zao b de b ny reviko
ohatra oe: raha mba mitety an'izao tontolo izao
raha mba afaka manampys ny olona sahirana (en tant que métier), raha mba mahazo trondro carpe ngoza be refa manjono, na koa oe: mba mitaingina montgolfière de mahita ny le tanàna eo ambany etc...
8. pitoussy ( 08/05/2006 11:42)
diamondra27:tena marina mitsy aky izay fa tena mampijaly mitsy ry zareo ireo atsy @ eseky atsy
vaika:mba omeo sopapa-na eseky ary e
9. anjeli ( 08/05/2006 11:53)
salut!
ny ahy ny reviko :P dia ny mahavita fianarana tsara, ny hanorina tokantrano sambatra, mahazo vady mampiadana (l), miaina anatin'ny fiadanana sy fifankatiavana :* :-*. Fa tsy mbola @zao satria mbola hitako fa mbola lava ny lalana. :roll:
:wink:
:idea:
10. ari.malala ( 08/05/2006 11:57)
:roll:ny ana re in eeeeee:roll::roll:
11. marozevo ( 08/05/2006 14:12)
Ny revy be dia be hatrizay ka hatramin'izao. Efa maro koa no tanteraka, na tsy tanteraka 100% aza. Maro hoy aho no efa tanteraka satria tsy najanoko ho revy fotsiny fa mba nohezahiko ny nanao ezaka hanantanteraka azy.
Fa rehefa manao revy dia ataovy mifanaraka amin'ny possibilité fa aza atao fixion be loatra, amin'izay mba mety ho tanteraka ihany.
12. diamondra27 ( 08/05/2006 15:21)
tena marina izany ry marozevo a!

fa hafa ny revy refa zaza ary hafa ny revy refa ados na olondebe

za kosa aloha tia mandrevy e! suis dans le nuage foana!
tena mila ovaina marina fa tsy mety izany
13. fasaly ( 08/05/2006 16:01)
hummm: diamondra, ié! zà kalou de mpandrevy beuh e! ary tsy hamelàko raha tsy tanteraka, de zay zvtr norevireveko tao ny sasany tanteraka fa mbola mitohy foana ny revy hatramzao:wink::°)


fiffi : zà wa mbola manofy na réalité ny fiainana aza no jerena, tsra anie ny manonofy e! injinja fa mahatanteraka izany, raha zvtr tsara mazàva ho azy:wink:
14. diamondra27 ( 08/05/2006 16:50)
pitoussy: nahazo namana za zany fa tsy resy irery ao

le manao faute indray mande nge akia no tena mahavoa @ le izy de avy eo ry za manararaotra e!:wink:
fa vaika kosa aloha tena 5/5 an ! minimum 12 parties nandresy ve rangah=D=D=D=D

anjeli: ataovy tsara fotsiny io fa mety ho tanteraka izany revinao izany= mahavita fianarana; miankina @ volont'-nao koa iny sy ny fifandrifianjavatra eo @ fiainana.
Tiako be ny revinao fa revin'olona tena matotra ... dia mirary anao mba hahazo ze revenao e! ze ao tanterahana... araka ny tenin'i marozevo

fasaly: ny anjy akia no mety a! atao betsaka ny revy de betsaka koa ny probabilité @izay :-D:-D
matsiaro sambatra ery le iny mahatanteraka revy iny e!de mirary anjy koa za mba hitohy hatrany ny revy

ny olona tsy manana rêve zany kosa aloha mampieritreritra e!
15. fasaly ( 08/05/2006 18:26)
:-D:-D:-Dié ! zay mintry diam a! sambatsa beuh rehefa tanteraka lay revy hummmmm:P
fa ny ahy ange lay revy karazana "but" na tandrona tratrarina eo am fiainana ihany e! ny fiainana mantry raha tsisy but de tsy otran'ny tsy misy mande mazay laoniny fa ny eo ihany no eo. ohatra fotriny ity an!, ohatra mandrevy aho zao hoe te hanana lay fiara decapotable tarokatra ma diniky mamz tarokatra, de tsy hamelako zay raha tsy vitako zay revingadrako zay, de miezaka mifofotra ahazoana azy e! oahtra wa io an!:wink: fa mba betraka ihany kalou ny ahy no tanteraka e! :-D:-D:-D
16. ikalakintina ( 08/05/2006 19:05)
eeeeoooo!, fa resaka eseky ve iz ty sa revy e?, sa mety dolo?, lol, ny anà reto mbola bedebe ny reviko a!, ohatry ny an anjeli io zao ny ahy mbo tena tiako mitry,
17. Vaika ( 08/05/2006 19:43)
diamondra, pitoussy : indrisy mantsy fa nahavery fanantenana anareo aho satria tena nataon'i ds nijafajafa mihintsy ary tena resy tanteraka tsy nahazo nisy natao intsony. I ds no hitako tena katraka ka azonareo hanontaniana koa izy.
Ny mba azoko tenenina fotsiny angamba dia rehefa milalao dia ataovy ho toy ny miankina amin'ilay lalao mihintsy ny ainao (le temps de la partie fotsiny an! sao dia lasa adala ao !). Amin'izay mantsy mieritreritra tsara, izay ny ara-psykologika tsotsotra. Fa raha tsy misy tekinika koa dia lasa mangahazo hatora-kisoa ka herim-po veri-maina fotsiny. Ka ny mba toro-hevitro dia ny mianatra mihintsy. Matetika rehefa reraky ny resy vao manomboka mitady izay hisondrotana. Ka velezo ny vy dieny mafana ary rehefa manam-potoana dia mianara marina fa milay io ze io.
Ka ho lava loatra raha resahina eto ny eseky fa hapetraho amin'ny afatra ny fanontaniana dia valiko, sady izaho ry reto tsy mbola nahazo biz'oroka mahintsy hatramin'izay:cry:,:-D:-D:-D
18. ikalakintina ( 08/05/2006 19:47)
:-*:-*:-*:-*:-*ho an vaika, ataoko eto ny ahy fa tsy ataoko atsy ambadika!:-D:-D:-D:-D
19. Vaika ( 08/05/2006 20:22)
Ikalakintana : misaotra betsaka e ! Fa hono hoy aho ankia fa nan'inona no tsy nitombo ilay points-ko tary ambadika ? :-D:-D:-D
20. diamondra27 ( 09/05/2006 05:00)
vaika: m'ci @ le toro-hevitra e
de 'ty ny anao:-*:-*:-*
'za koa aza mba gaga fa ny tahiry bizoroko refa manome olona 'za de lasa nihena tsy haiko ny antony; 'za rahateo koa tsy mahay mamaly. De mba nanadrana omaly de nety hono nefa tsy haiko akory le zavatra nataoko
Sa oe: indray isanandro ihany no mety le mitahiry bizoroka

ikalakintina: resaka revy akia ny atao
de sendra misy resaka eseky de manararaotra miresaka fa ça fait partie de notre rêve doly izany koa, mba hoe: te handresy an'i vaika sy ds 'zany ohatra...

fasaly: fa le revinjy koa aloha tena milay doly sady tena déterminée mitsy njy de bonne be e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2128