efa nanana revy ve ianao?

41. diamondra27 ( 12/05/2006 06:31)
fiffi: tsikitsiky an! inon ny revinjy?
42. apache ( 12/05/2006 09:45)
ny reviko indray te-hanana studio d'enregistrement goavana be ohatran'ireny tarika malaza be ireny. De ao amiko daholo ny artista no manao prise, de feno gitara eo amin'ilay lalantsara miditra ao amin'ilay izy,de sipa manja be ny mpandray olona ao, de misy frigo glady be feno beks, de misy terasy fanaovana masikita any ambony, de ze tsy misotro beksa misotro toaka, de tsy mamo aho de nandoa de nasaina natory de rehefa nifoha aho ny maraina de kay nofy le izy.
43. booboo ( 12/05/2006 11:00)
hihihi
44. marozevo ( 12/05/2006 22:02)
Ny an'i dadabe kosa aloha tsy mety le revy eh... Tsy aleo ve nama Shinoa ah... Efa any amin'ny tanin'ny sambatra ve dia handrevy ho any amin'ny tanin'ny ... tsy sahiko lazaina.
45. diamondra27 ( 13/05/2006 06:29)
dadabe::-$ , efa nahazo tsodranon'i fasaly enao:wink:
marozevo:efa tany ngah marozevo? fa ahoana no hoe: sambatra kay any?
mahate-handrevy ko izy izany an!lasa mahay kung-fu tampoka raha izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774