efa nanana revy ve ianao?

21. pitoussy ( 09/05/2006 06:00)
vaika: merci e! ao fa anoratako bedabe enao dia mahazo bizoroka bedabe
22. dinamo ( 09/05/2006 08:42)
za naniry ho lasa piloty fa mbola ts tateraka le izy :? mbola eo ampianarana za io :°)
23. diamondra27 ( 09/05/2006 08:56)
dinamo:oajay, t'es sur une bonne voie 'zany kou, patience fotsiny , kotrana be de azo io
de ento mitsangatsangana eny @ habakabaka any @ planète mars any 'zahay namana eto refa azo le karatra?
24. booboo ( 10/05/2006 04:10)
le nofy ririnina sa nofinofy atoandro sa revin-gadra sa nofinofy havadika ho tanjona eo @ fiainana ve lé anontaniana ? hihihihihi :°)
25. diamondra27 ( 10/05/2006 17:14)
booboo: nofy rehetra akia mety doly a! efa revy izany
26. Fiffi ( 11/05/2006 03:50)
zah te hanana avion ho ahy irery de hivezivezena ho any dago.
27. mimich ( 11/05/2006 07:12)
booboo:

le nofy ririnina sa nofinofy atoandro sa revin-gadra sa nofinofy havadika ho tanjona eo @ fiainana ve lé anontaniana ? hihihihihi :°)



booboo> :-D:-D:-D:-D
28. mamzelkely ( 11/05/2006 07:18)
za ny reviko hanambady PDG de mbola miandry ny hahatateraka an zany zah io asa na ho tateraka ihany :-D:-D
29. diamondra27 ( 11/05/2006 08:03)
fiffi: zany tokoa akia no ilaina fa manirery aty antanin'olona aty

mimich::-D:-D

mamz: possible akia io azo tanterahina a!
maka relation fotsiny njy d'efa miady ao io, de njy no mitonja ny baolina avy eo
30. mbaliana ( 11/05/2006 08:12)
diamondra27 ka raha zany fotsiny moa ee maninona ee...
za ry reto ze mba faniriako tsisy tanteraka mihitsy .. tena tssss... any ka zavatra tsy ampoiziko daholo no niseho... fa tsara daholo ihany aloha hatramin'zao ee :-D:-D:-D
Any ka aleoko tsy manonofy zany .. ze tonga eo atrehina daholo....
31. booboo ( 11/05/2006 08:20)
mbaliana > aleo tsy manonofy sao nofy ratsy ve no mipoitra tao ? :°)
32. mbaliana ( 11/05/2006 08:25)
Booboo: efa hoe tsy tanteraka foana ze mba nofinofisiko dia manjary diso fanantenana za... ny manantena anie hono no sarotra ee, fa ny mamoy mora foana 8O 8O 8O
33. booboo ( 11/05/2006 08:29)
mbaliana > mba mananihany @ zeudemô zà r'ise fa azoko ny lé tiana ambara a :wink:
34. mbaliana ( 11/05/2006 08:33)
booboo> iza aloha no mahalala fa .. fihinna kay ny valala :^):^):^):^)
35. diamondra27 ( 11/05/2006 09:32)
:-D:-D:-D:-D
36. Fiffi ( 11/05/2006 11:09)
:-D:-D:-D:-D
37. dadabe ( 11/05/2006 13:36)
ny ahy izao no mba reviko dia ny hanambady any frantsa :-w:-w ho tanteraka ve izany ??
38. mamzelkely ( 11/05/2006 13:43)
makanesa any fratsa ko mora anie zany ee par rapport an le mitady PDG :-D:-D
39. Fiffi ( 11/05/2006 14:04)
mamz: heu..... sur ve io ? :-D:-D:-D:-D
40. fasaly ( 12/05/2006 03:01)
hummmm: dadaba ho tanteraka zany nofy njy zany e!:wink: mahasahia manofy ozy lay namana izay de ho tanteraka raha izay no tianao sy fanirianao, ny ahako kalou de zay e! manofy manofy de ataoko tanjona de tanteraka foana matetika:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2287