Arimalala

1. dadabe ( 25/04/2006 15:04)
@ fomba malalaka tsy misy bedy eto a

de @ maha hatsika azy

de @ maha lalao azy

"mba lazao zah ry zalahy raha efa teraka marina i arimalala a, lahy sa vavy ??
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 08:39
2. pissoa ( 25/04/2006 15:13)
Hihihi, mba lazao e :-D:-D

bedada, rehefa tsy hianatra intsony dia lasa matory :evil::evil:
3. kala ( 25/04/2006 15:18)
pissoa > njy koa lasa matory sao tsy mahafoha maraina eo :wink: kiiiiii kay zao aza mbola atoandro ê!:twisted:
4. pissoa ( 25/04/2006 15:21)
Vao amin'ny 6 sy sasany izao ry kala an :-w:-w:-D:-D:-D:-D
5. kala ( 25/04/2006 15:26)
eo ihany ary fa aleo ze matory any hatory ê!:-D:-D:-D:-D

mandra-pahatongan'i ol aloha de aleo o^oo^oo^o sady =))=))=))=))

pissoa > :-* :-* :-* :-* milay le fiarahana eto ê!
6. watafon ( 25/04/2006 15:41)
hita mitsy wa ry kala kou !:-*:-*:-*
pissoa :-*
7. diamondra27 ( 25/04/2006 15:51)
dadabe:olona ho teraka izany ve ry dadabe de ataonao hatsikana sy lalao a!

lasa koa elah mibosy fa bedin'i chirac eo
8. pissoa ( 25/04/2006 15:54)
diams, bedada ary izay mety efa nipipy am-panjina koa :-$

kala sy wata :-*:-*
9. watafon ( 25/04/2006 15:55)
marina nenjy ry diam an !
10. pissoa ( 25/04/2006 15:56)
K'efa we efa matory iny izao knou :roll:
11. watafon ( 25/04/2006 16:07)
hatory sahady aôna kou !
12. fasaly ( 25/04/2006 16:10)
ahoana njay zany ry ari.malala????:roll::roll:
sao de teraka marina izy fa try hitako mintsy anjoany:?:-w
13. watafon ( 25/04/2006 16:19)
vao nanomboka congé kosa izy k ! mbola tsy teraka izy alou raha ny fahafantarako azy e!
14. diamondra27 ( 25/04/2006 16:31)
wata: hum enao mahay planning familial tsara an!

pissoa::-D:-D:-D:-D pipi mpandriana dadabe hihihi ny zafikely sa ny zanaka anefa efa ho teraka , de tsy mba mampifàna fa ilaozàna matory :-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 25/04/2006 16:38)
diams, ka izay ary kou :-D:-D:-D:-D

wata, fa mety rahoviana izy dokotera no teraka? :roll::-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 25/04/2006 16:40)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 25-04-2006 20:01:30
Lohateny : Re : aza be sesta moa e

Voalaza teo :
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 24-04-2006 18:34:24
Lohateny : Re : aza be sesta moa e
manenjika statistika manin njay we za ry dadabe? ary enao d mahita tenenina momba ana fôna mints an!



humm okay aza cherie a


le cheri njay 'ty no tsy informé fa naninona?
17. diamondra27 ( 25/04/2006 16:47)
wata: haingàna radoko fa mila anao a!

allo!
15

ato antranon'i ari-malala ihany 'ty e! ato @ sera²

toy izao ny zava-mitranga:
tsy nandalo tato @ sera² i ari malala androany ary efa ho teraka izy , de efa elle perd les eaux,
vite , vite§ inona no fihetsika azonay atao mandrapahatonganareo?

veuillez me joindre au N° TSIKY DE AMPY

je peux raccrocher?...


18. watafon ( 25/04/2006 16:53)
:-D:-D:-D
aza mboloa taitra nareo fa mbola hoela k ! :wink:
19. totofy ( 25/04/2006 16:55)
fa inn dray zany hoe elle perd les eaux , fa nisy nahita azy nitondra siny ve é , tsy jirama ve no tokony antsiona fa resaka rano ity fa maninona ry diams no allo samu no antsiona :-D:-D:-D
20. diamondra27 ( 25/04/2006 16:55)
radoko a! k'efa lasa oa le ranony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3894