Arimalala

21. watafon ( 25/04/2006 17:00)
k d aleo zany atao eto ny accouchemnt raha izany kle !!
22. pissoa ( 25/04/2006 17:12)
Kayyyiii, izaho tsa ho avy eto izany kle :roll::-D:-D:-D
23. totofy ( 25/04/2006 18:06)
:roll::roll::roll::roll::idea::idea::idea:
24. vale ( 25/04/2006 18:28)
ari.malala> aiza hono njy fa mitady ange dadabe ato eh?:wink:
25. totofy ( 25/04/2006 19:37)
:?::?::?: mba ahoana indray izany accouchement virtoaly izany :?::?::?::?: mahita ny tsy fahitany totofy ity marina an !:D:D:D:D:D
26. dadabe ( 26/04/2006 03:07)
tssss nareo rangah aza mikotaba mafy fa zahay sy arimalala mbola matory a


Mpandefa : pissoa [ Valio ] 25-04-2006 20:54:39
Lohateny : Re : Arimalala
diams, bedada ary izay mety efa nipipy am-panjina koa

kala sy wata

mahazo njyy anjoany:-w:-w:-w
27. dadabe ( 26/04/2006 03:18)
o ry zareo a, izao no vaovao farany:

i arimalala bevoka be efa kely sisa , i veloo ihany koa efa congee de maternite , i nolalaina sy solitikabe koa kay bevoka

de ny henoko farany ihany koa dia hoe i kala koa hono bevoka virtoalin'i ......:-$ fa tsy mbola hay mazava tsara le fisiny

ary farany i pissoa bevokan'i dadabe o^o:@^:^:^)(l)henjy tsala njy aaa
28. sasa ( 26/04/2006 03:28)
dadabe toa mbola tsy teraka i ari.malala kan!:-*:-*:-*
fa za koa zao ry reto kay izao vao fantatro fa bevohoka realy, d za am fin Aout no teraka =D=D=D=D=D=D
29. dadabe ( 26/04/2006 03:37)
8O:o8Osasa 8O:o:o :o8O kozy vele????? de iza no rainy:-w:-w
30. sasa ( 26/04/2006 03:47)
dadabe any ny rainy kan, sady izy tsara fanahy be:-D:-D:-D:-D, fa tena vrai io kozy io an :-D:-D:-D:-D
31. pissoa ( 26/04/2006 04:19)
dadabe:
ary farany i pissoa bevokan'i dadabe o^o:@^:^:^)(l)henjy tsala njy aaa
Looooza, tsy maintsy hiroso am'fanalan-jaza ihany raha elah no rain'io kle ;-):-D:-D:-D:-D
32. ari.malala ( 26/04/2006 04:23)
:-D:-D:-D:-D:-Dmanaôna daolo alo e! :-D:-D:-D:-Dvao 1andro v za ranga no tsy eo d efa za no atao centre de discussion tsssss:-D:-D:-Dts mbola teraka ah e, teneniko anareo eto ihany refa tena hande congé za :-*:-*:-* d merci bdb @ fanontaniana fa tena namaba daolotoko nareo d :*:*:*:*:*:*:*:*:* ho an'i dadabe manokana:*:*:*:*:*
33. sahouly ( 26/04/2006 04:47)
dadabe:

@ fomba malalaka tsy misy bedy eto a

de @ maha hatsika azy

de @ maha lalao azy

"mba lazao zah ry zalahy raha efa teraka marina i arimalala a, lahy sa vavy ??




dadabe ah !!! samihafa i arimalala sy ari.malala
ary i ari.malala no miandry zazah fa tsy i arimalala

de hamaly am zay za.
miandry vavy io satria efa lahy ny zokiny io za sur fa vavy e. ari.malala , mahazo cadeau za raha vavy io an!!! lol
34. sahouly ( 26/04/2006 04:55)
ari.malala> veloma toa hono njy sy ny namana rehetra hoy arimalala fa ho avy eto ihany izy fa mbola sahirana kely
35. hery ( 26/04/2006 05:52)
sasa> enao kou? hihihi... mamokatra izy izany an.
Voalohany ve io?
Otran'ny hafahafa be zao ny mijery anao bevoka :-p
36. mamzelkely ( 26/04/2006 06:19)
hummmmmmmm mbola ts teraka ky izy dadadbe aaa lzaiko anao ihany refa teraka izy sady zah ny marraine an le zaza vô tonga io aa :°):-D:-D

sasa zah zany ny marraine ko zany ko hihihihi:-*:-*
37. ari.malala ( 26/04/2006 06:25)
Sahouly, merci fa voaray ny hafatra e :) :-*:-* d mampamangyany aminazy ko aky a :-*:-*, d in ny kdo anjy ra vavy le zaza? masîna klou ny vavanjy kooo! :-D:-D:-D tena betsaka ihany zany oul miandry kdo zany ra vavy le ao anatiny ao ktyyy :-D:-D:-D:-D
38. mimich ( 26/04/2006 07:22)
ari.malala> ataovy kambana de am zay samy marraine i sasa sy mamzelkely
39. mamzelkely ( 26/04/2006 07:29)
an an an ka zah sady marraine an zanak ari.malala no marraine ny zanak sasa :°)
40. fasaly ( 26/04/2006 08:33)
ari.malala: atovy kambana de omeo ahy ny raika:wink::°) zà mantsy tsary mahay manambotsa zaza;-);-):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8344