Arimalala

41. Mifenty ( 26/04/2006 09:03)
Mpandefa : dadabe [ Valio ] 25-04-2006 20:04:53
Lohateny : Arimalala
@ fomba malalaka tsy misy bedy eto a

de @ maha hatsika azy

de @ maha lalao azy

"mba lazao zah ry zalahy raha efa teraka marina i arimalala a, lahy sa vavy ??




Ny tena tsotra lety de antsoy ny 118 008 ah
42. diamondra27 ( 26/04/2006 10:06)
kozy ve le ??tsy aleo ve less rain'i deka no antsoina le :°)

Mpandefa : sasa [ Valio ] 26-04-2006 08:47:51
Lohateny : Re : Arimalala
dadabe any ny rainy kan, sady izy tsara fanahy be, fa tena vrai io kozy io an

:-w:-w:-w hay ve ee hummm mazava izany fa dia .....=((=((=((=(( :cry:

sahouly>efa haiko fa samihafa ireo fa adinoko le nanisy teboka kely

arimalala tsy misy:*:*hisaorana :*:*aky ry ari.:*cherie aa:*:* eo ihany tsika mitsam klou mbara-pisy spidermannn vavy kle :wink:
43. ari.malala ( 26/04/2006 10:19)
diamondra27 :-w:-w:-w dadabe sa diamondra no mamaly ana?:-w:-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D
44. mamzelkely ( 26/04/2006 10:22)
mistery zany anaka :lol::-D:-D
45. ari.malala ( 26/04/2006 10:24)
fasaly, domazy ky fa efa tokana ihany ky ny ao a! fa zany we halefako manao vakansy any @ njy zareo refa ôtran'zay e ;) sa aôna e ;):-*:-*
46. mamzelkely ( 26/04/2006 10:32)
apitondray anah ky ry ari fa zah ho any am njy fasaly am ty vacance ty aaa :wink::-D:-D
47. kala ( 26/04/2006 11:38)
pissoa > :roll::roll::roll: de :-*:-*:-*:-*

dadabe > =D=D=D=D=D
sambatra leitsy elà mahay maminany ê!:wink:
aiza koa ê!8)

ari.malala > teneno ihany zà fa sao dia mba efa afaka manao nourrice refa teraka indry. saingy tsy hampifana aloha fa mbola hihodikodina kely :-* :-* :-*
48. watafon ( 26/04/2006 11:54)
ari.ouf ! misy efa nilaza oe teraka njy ono e!:-*:-*:-*:-*:-*
49. pissoa ( 26/04/2006 11:57)
Maninn anjy zah ry kala :°):-*:-*:-*:-*

wata:
ari.ouf ! misy efa nilaza oe teraka njy ono e!
Mitovy ihany ve i ari.malala sy ari.ouf e :°):roll::roll:
50. watafon ( 26/04/2006 12:06)
=))=))=)) pissoa. ouf: soa ihany fa nandalo elà ! :-*:-*
51. totofy ( 26/04/2006 12:13)
lamody injay ve lé .ouf tsy xxx tsony zany
52. pissoa ( 26/04/2006 12:15)
wata, elah tsy tiako intsony fa memezan'lah njay zaaaah :cry::cry::-D:-D:-D sady zah eto foana ka :-*:-*
53. watafon ( 26/04/2006 12:41)
elah nefa tiako fôna na d mihomehy anà fôna aza !!!:-*:-*:-* :-D
54. kala ( 26/04/2006 12:44)
pissoa > njy bevoka no mampime anà:roll::roll::roll:

bevokan'ny fenarana réel de bevoka virtoaly:wink:
55. watafon ( 26/04/2006 12:49)
kala :-D:-D possible v zany ?:?::roll:
56. kala ( 26/04/2006 13:24)
wata > aiza koa ê!:wink::wink: de iny ny an'i toi :-* :-* :-* :-*
57. ari.malala ( 26/04/2006 13:26)
ts haiko kalou zany ari.ouf zany e :-D:-D:-D:-D:-D nde tadiaviko ao @ namana ao fa ts haiko we iza izany klety e
58. pissoa ( 26/04/2006 13:41)
wata an, ntsonale e :-*:-*:-* fa taiza alou zah no nimeme an'lah foana e :roll::roll::-D

kala :roll::roll::-D:-D:-D

ari an, i wata retsy anontaniana fa izy no namorona an'izany ari.ouf izany an :-D:-D:-D
59. dadabe ( 26/04/2006 13:58)
enga anie ka ho teraka hany koa i pissoa sy watafon :roll:
60. kala ( 26/04/2006 14:11)
aiza koa ê!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3093