Arimalala
241. totofy
(
15/05/2006 12:05)
dadabe mou namakô
dadabe mou akamakô
mba ampékaro ny niveau
fa tena trop!
ary ajanony io resaka io ô
fa mahamenatr'olona ô
246. sasa
(
17/05/2006 03:14)
=))=))=))=)) hi hi hih mimich hay d'efa misy anzany choco lit izany an:-D:-D
247. mimich
(
17/05/2006 06:51)
sasa> za ko akia de mbola tsy mahafantatra an'izany fa i dadabe eto anie zao no mbola anontaiako we inn zany ee
so de pips sa 3=5 :lol:
so de pips sa 3=5 :lol:
248. dadabe
(
18/05/2006 00:51)
chocolat akia ry mimich le marron marron fihinana ireny a
fa ny choc au lit = fifandonana ambony fanjina :roll:
fa ny choc au lit = fifandonana ambony fanjina :roll:
250. mamafara
(
18/05/2006 11:59)
aleo mba hamorona fa manjary mijery baol eto fotsiny.
choc au lait : fifandonana miharo ronono????
choc au lait : fifandonana miharo ronono????
252. diamondra27
(
18/05/2006 16:22)
dadabe: de samy manana iray avy izany nareo mitsam :-D:-D:-D
tandremo sao kidnap an'i totofy eo io an:wink:
tandremo sao kidnap an'i totofy eo io an:wink:
256. sasa
(
23/05/2006 03:31)
mimich io efa nanazavain'i dadabe io akia an!:-D
Mamafara tsy ratsy le choc au lait koa :-D
Mamafara tsy ratsy le choc au lait koa :-D