sary tamin'ny fambolenkazo nataon'ny namana serasera

1. ericgael ( 11/04/2006 09:38)
dé inty izany ny sary t@ fety say fihaonana teto dago "fambolenkazo" teny Andranovelona.
niarahana niasa akaiky t@ blackMan.
Mazotoa mijery é

ps: mila klikena ny lien ... :lol:

http://herynirina.skyblog.com
novalian'i Angie ny 13/06/2006 11:34
2. Fiffi ( 11/04/2006 10:35)
=D=D=D=D=D=D=D=D^:^^:^^:^^:^^:^ misaotra indrindra eh! :-*:-*
3. HeryLo ( 11/04/2006 10:42)
Misaotra fa hita é !!
4. hery ( 11/04/2006 10:45)
Manja e (Le sipakely isankarazany koa manja :-p )
Oviana ary aho vao handalo any hamboly ...
5. andry08 ( 11/04/2006 11:01)
=D=D
6. mamzelkely ( 11/04/2006 11:02)
micii bcp fa hita ee fa c vraiment que ts afaka za tamn'io andro klé :(
7. Fiffi ( 11/04/2006 11:58)
:-D:-D:-D:-D ny an'i hery ksa ve tonga dia ny maso no nalefa voalohany tany @ le sipakely ? :-D:-D:-D:-D fa milay eh! sambatra ianareo.
8. ANARIM ( 11/04/2006 12:02)
misaotra tompoko ô!
9. ari.malala ( 11/04/2006 12:12)
sôtra betsaka e!!
10. ericgael ( 11/04/2006 13:18)
=alefa tsikelikely ny sary é :D
dé misaotra betsaka koa noho ny fankasitrahanareo ^:^
mampahery anay daholo zany =D
11. HeryLo ( 11/04/2006 13:29)
okay papa a
12. Fiffi ( 11/04/2006 13:34)
mahafinaritra eh!
13. ari.malala ( 11/04/2006 13:36)
miandry sary manaraka ndray zanyzay e
14. ravatorano ( 11/04/2006 14:21)
okay e
milay b eh
:wink::wink:=D=D=D=D=D
15. Bariry ( 11/04/2006 14:25)
Manja êêh ! =D=D=D=D=D=D=D
16. sipagasy ( 11/04/2006 15:05)
mmhhh dia misaotra anareo rehetra e!!!! nisy firy ny zanak\'hazo tao e!!!
17. Herimiafina ( 11/04/2006 15:07)
Ahummm :@:@ Favy tena favy kah! Mazotoa e! Ary aiza ny bebeks sy ny gilomidro leisy ry ericgael? ahan :@
18. Fiffi ( 11/04/2006 15:34)
raha mba misy an'izany moa aty :(
19. pissoa ( 11/04/2006 15:42)
Misaotra e! =D=D Milay be le sary an

Fiffi :-*
20. vegas ( 11/04/2006 16:37)
Aiza daolo ny pseudo e? Aza atao suspenss ranga fa tss hihihi. Milay milay milay tena milay.
Rôvina ndray ny fambolenkazo manaraka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5297