sary tamin'ny fambolenkazo nataon'ny namana serasera

81. pitchou ( 30/04/2006 13:20)
milay be le izy e! =D=D=D=D=D fa ...... soa ihany aho fa tsy afaka fa marina ny tenanay raha ho tafakatra iny tendrobohitra iny? :oops:
82. fijo ( 01/05/2006 03:16)
daina kely ndry dia lasa ka
83. pitchou ( 02/05/2006 23:50)
daina ahoana? ngah tsy hoe fampatoriana ny daina?8O
84. mimich ( 03/05/2006 04:53)
pitchou, fijo>:-D:-D:-D:-D
85. ericgael ( 04/05/2006 11:46)
=))
86. ericgael ( 04/05/2006 11:51)
fijo> mety tena tonga hatrary ambadika bé ary raha nifoka klé :@
87. fijo ( 06/05/2006 20:42)
ka ilaina iny ko,nareo ko
88. xxx ( 08/05/2006 11:04)
fijo > zany an!!!!
mimich
89. sasa ( 09/05/2006 03:10)
xxx mimich hi hihih:-D:-D:-D:-D hitako amzay le izy
fijo raha daina d mety mbola lasa alavitra be koa mbola tsy iny anie ny farany e!:-D:-D:-D
90. mimich ( 10/05/2006 09:51)
sasa>hihih so fa njy no niresahana fa raha olona hafa de tratra teo ny 3=5 grrrrrrrrrrrr

91. glou ( 10/05/2006 12:07)

sasa sy mimich>fa inona njay ty 3=5 ty eh ? refa 3=3 de 3=3 :P:P:P
wata> de ahoana less manao ahoana ny any @ tanana any?
92. sasa ( 12/05/2006 05:53)
mimich hi hih ihi io 3=5 ny anjy hi hihihihih :-D:-D:-D:-D:-D
93. majinikakely ( 12/05/2006 06:14)
fijo < za zany tamin iny hetiska iny natao hanentana fotsiny ihany fa amin ilay manaraka kosa amin ilay fanondrahana izany dia tsy maintsy za no prim miakatra eny !
mimich
94. pitchou ( 14/05/2006 17:00)
kay! sô d mba mila manomana karazana tire-fesse raha tendrombohitra ihany no haleha?
95. mimich ( 15/05/2006 07:05)
glou> formule noforoninay sy sasa. tsy azo atao eto ny demonstration fa mamenats'oll
majinikakely> ie ho avy tsika ee
fa rovina ny fanonjahana , hanomùanana ny vatsy
am zay ko njy mba lasa tena majinikakely hihihi
96. dadabe ( 20/05/2006 10:15)
fa iza amin'ireo le sasa e ??:roll:
97. sasa ( 24/05/2006 04:44)
dadaba fa ataonao inona indray le sasa e:-D:-D:-D
98. dadabe ( 28/05/2006 05:44)
ngah moa tsy azo atao ny manotany ry sasa:roll::-w
99. Romuald ( 13/06/2006 10:51)
Za ve taminio fotona io tany Tana nefa tsy mbola niditra hopikambana dia izay no tsy tonga ahy. Nefa reveko alo ilay participasion nataondry zareo. Izay sira dahlo..8O8O8O
100. Angie ( 13/06/2006 11:34)

tena tsara be lay sary ry zareo a dia mirary ny hitohizan'izao fiarahana izao foana ary dia ho Tsiky foana ange no hiarhana eto e :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7345