sary tamin'ny fambolenkazo nataon'ny namana serasera

21. Fiffi ( 11/04/2006 17:21)
:-D:-D:-D:-D:-D nga tsy tany ?
22. vale ( 11/04/2006 19:52)
Ericgael:=D mahafinaritra be sady mahavita asa soa no vita ny fitsangatsanganana an!mmmmmh!:-*
23. xxx ( 12/04/2006 00:05)
Misaotra ny manana rehetra nanatanteraka ilay voly hazo, nihaona tokoa ny mahasoa sy ny mahafinaritra.

Fa ny irariana de mba hisy hikolokoloina ireo zana-kazo ireo. Satria tsy vitany fanatsatohana fotsiny mantsy izy io fa mila ny fanondrana sy ny fanesorana ny zavamaniry maneligelina azy. Eganie ka raha mandeha eny Andranovelona isika de mbola veloma eny ireo hazo ireo fa tsy ho halazo satria novolena fotsiny fa tsy voakarakara...

Midera ny ezaka vita, de Mba ho lasa maintso mavana anie Madagasikara tanintsika...
24. sasa ( 12/04/2006 03:52)
Ericgael saotra lesy am le sary an! milay be mintsy hi hi hi hi
Herimifiana sy vegas za nefa ao anatin'reo sary ireo fa za tsy hiteny hoe iza ary ?:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo atao surprise le ps amzay lisany tonga rehefa misy fihaonana manaraka e! andefasako jet any :-D:-D
xxx tena mila fikolokolona aloha le izy saingy le toerana tena miakatra be mintsy, mila manao sport kely aloha izay vao tonga eny koa
:-D
25. mimiso ( 12/04/2006 04:50)
=D=D misaotra ny rehetra e!!! ho lasa maintso tokoa i Gasikara ra izao no mitohy, mankasitraka e!!!!
26. ericgael ( 12/04/2006 05:07)
xxx mila an'ingahy zany hikarakara é, jereo ao @ sary ampovoamboany ao ngé fa tena dézaka lé toerana.

ps: efa ao daholo ny sary rehetra (63) ary misy pejy 11 be zao hampiainana anareo ny fambolenkazo sy ny fety ...fa miandry ny validation, dans 2h eo ho eo é.
27. little ( 12/04/2006 05:53)
Kay! tena milay kosa zany kle! Tena misaotra ry areo an! Tananan'ny bandy manko Andranovelona ka hay na dia tsy any aza ny tary de misy mamboly foana ny hazo any.
Refa mody ah zao de mahazo alokaloka de refa antitra de mba misy kitay mba ho raofina. Assyrer ry reto zany ny retraitiko an!!! MIrsiiii=D=D^:^^:^
28. ANARIM ( 12/04/2006 06:19)
zà mifona fa tena tsy tafaverina eny hanondraka sy hanala ny ahi-dratsy, aleo ny anjarako @ manaraka tsy atao ravintsara fa atao kininina d mbô @ le aty ambanimbany. mila masazy eeeeeeeeeeeeeeeeeee ny tongotso tena tsy mbola zakako hatsamizao klé
sasa : aza tenitenenina anjizareo oe njiko le manjakely io an! sô d sairana eto zoky!
29. Fiffi ( 12/04/2006 06:58)
de efa vinavinahina zany hoe iza i sasa an! kay io manjakely io an! andraso ary jereko indray hoe! :-D:-D
30. xxx ( 12/04/2006 09:44)
am fanondrahana ndray zany ny tenanay mandray anjara bebe kokoa ee!!!
mety efa misy an'i zoukki ravato hanohatohana eny am-piakarana sy hitaty raha miongana avy eny an-tampon-tendrombohitra am zay fotona zay
mimich
31. xxx ( 12/04/2006 09:50)
mandeha ao amin'ny vaovao am 8 alina amin'ny MBS TV ho an'izay hijery ny sariny amin'ny fahitalavitra eee!!! ry sasa sy ny ekipa solida.lol
mimich
32. mamzelkely ( 12/04/2006 10:29)
sasa zah ko nahita an sasa tao aaa sady izy klou de hummmm be eee:wink:
33. Ralay ( 12/04/2006 11:19)
Misaotra antsika namana anyan-toerana izay nadeha fa dia tena milay ny sary sady milay koa ny fiarahanareo e kadia hirarina hiroborobo ny hazo sy izay rehetra miroborobo :lol:
anarim:aza mitsoaka andaharana fa mbola mila tondrahana ny hazo e sady kotrana io no adidy :-P:lol:
34. ericgael ( 12/04/2006 11:30)
ralay> dia manaténa ny fanondrahan'isé sy ny fikarakarana @ manaraka zany é :lol:
35. cutie ( 12/04/2006 12:08)
mankasitraka nareo zahay e:-*:-*:-*:-*
36. xxx ( 12/04/2006 12:49)
Tena resaka marina tokoa anie no nilaza etsy ambony hoe tokony tondrahana sy karakarana ilay zana-kazo satria maty ny hain-tany fotsiny de lasa tsisy dikany ny ezaka mba efa natao.

Za mazoto fa oviana ny fotoana hanondrahana sy hanolona ny izay efa maty. Ireo izay tsy nandeha indray aloha no tena entanina, fa tsy manakana ny efa nanao na izany aza.

Raha ny statistique ny fambole-kazo teny Ambatomirahavavy (Imertsiatosika) izao no jerena de hoe enao hoe efa ala mikitroka ny eny, natsatoka fotsiny ilay hazo de tsy norarahiana avy eo, matsy daholo.
Tsy vita moramora anie re-olona ny amerina ho maintso mavana an'i Gasikara.
37. Fiffi ( 12/04/2006 14:53)
Raha ny statistique ny fambole-kazo teny Ambatomirahavavy (Imertsiatosika) izao no jerena de hoe enao hoe efa ala mikitroka ny eny, natsatoka fotsiny ilay hazo de tsy norarahiana avy eo, matsy daholo.
:roll::roll::(:( zany an?
38. sasa ( 13/04/2006 03:50)
kiiiiii ary za tena be mpiresaka mintsy ato klé, nefa ny sariko ao aza vitsy kely mintsy :-D:-D:-D:-D:-D sady ratsy kely :-D:-D:-D
mamzelkely inona aza ny akanjo nanaovako:?::?::?::-D:-D njy aloha efa mahay e! fa aza atorotoro an'i Fiffi an!
mimich kou njy manisy sira fotsiny :-D:-D:-D:-*:-*:-*
Ralay tsy misy fisaorana fa manantena anao amin'ny manaraka :-*:-*
39. Ralay ( 13/04/2006 03:55)
ericgael: Tena volontaire mintsy zah raha sendra ny fandalovako any ny fanondrahana ny hazo na ny fanondrahana ny tenda :lol:. Merci anlà less a
40. Fiffi ( 13/04/2006 04:35)
Ralay: ka hiandry anao eo zany ve ? fa maninona raha hangatahana ohatra ny fianakaviana hanondraka raha possible io an! :) indrisy fa raha mba azoko natao io dia mba nanampy koa aho an! :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3341