sary tamin'ny fambolenkazo nataon'ny namana serasera

61. Fiffi ( 18/04/2006 06:11)
62. watafon ( 19/04/2006 09:37)
:-D:-D:-D
63. Fiffi ( 19/04/2006 12:02)
de himehezana fotsiny ve zahay eh ? :-D:-D:-D:*:*
64. watafon ( 20/04/2006 04:59)
eo ary e ::*:*:*:*
65. pissoa ( 20/04/2006 05:46)
Anjekaky oooo 8)8)
66. Fiffi ( 20/04/2006 06:01)
pissoa: :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
67. fijo ( 20/04/2006 21:13)
tena maika mihintsy izany tongoko izahy hamboly hazo,mijery le sary le.vao tonga any aho letsy dia hamboly hazo isika an,
ary zoky toa tsy hitako tao le????
68. sasa ( 21/04/2006 03:33)
:-*:-*:-* ari.malala saotra tsy teniteny fa manjary menatra be io za koa
69. watafon ( 21/04/2006 10:02)
fijo: za v ? mbola tany anaty ala e!
70. Fiffi ( 21/04/2006 10:42)
ala mainzin-kito tsy nahitana vitamine hono :-D:-D
71. sasa ( 22/04/2006 03:16)
Fiffi :-D:-D:-D
72. fijo ( 22/04/2006 21:13)
ndao hamboly fa tsssssss,misy hialofana rahatrizay anie iny e
73. sasa ( 24/04/2006 03:43)
fijo miandry an'lah lesy an! elah izao no andrasana hanondraka koa
74. mimich ( 25/04/2006 04:30)
sasa> de mbola tafakatra eny v ndry ra tonga aty fijo hamboly hazo.
fijo> ataovy bb fotsiny ny kaly refa mande mamboly hazo fa dezakaeny an!! lol
75. sasa ( 26/04/2006 04:12)
mimich aleo fa noho i fijo d mbola hiverina hiakatra any akia za, d njy koa mila mandé amin'io:-*:-*:-*
76. watafon ( 26/04/2006 12:37)
d za koa k !:-*
77. sahouly ( 27/04/2006 11:32)
sasa> ataovy maro2 ny solovolo!!!
wata>efa any anaty ala de mbola mila mamboly hazo njay v ee!!!! lol!!
78. watafon ( 27/04/2006 16:33)
sahouly; amzay tsy lany mitsy ny ala k !:-*:-*
79. mimich ( 28/04/2006 07:23)
wata> tanjemo ary difotra ao ka tsy tafavoaka tsony!
sahouly> solovolo hihihi
80. fijo ( 29/04/2006 21:16)
hoavy aho hamboly e.sady hoataoko tsara tondraka io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3907