ny fahaizana sy ny fitiavana

1. ikalakintina ( 06/04/2006 07:43)
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra tsony!
mba dinika io an!nefa zva misy!misaotra
novalian'i soanja ny 01/06/2006 04:41
2. mamzelkely ( 06/04/2006 08:42)
ts tokony hisy aloh fa bdb ny cas ôtran'io nefa asakasak le bandy io ra complexé izy de hafa fa ts tokony hisy amiko manokana aloh aaa
3. fasaly ( 06/04/2006 08:43)
ountssssssss:x ny sainao ihany no mitondra io ranona:roll::roll:fangah io misy lalàna.....8O ny tandindokanga no mila ampiarahina fa try ny fahaizana, raha sahala ny fahaizana anefa adilava inona kou ny dikany:wink:
4. fiaritiana ( 06/04/2006 08:45)
amiko tsy misy olana rehefa mifankatia nareo roa! fa matetika aloha no hitako an! mitovitovy ny niveaun olon droa miaraka!
tsy misy olana mihitsy io!!
5. pika ( 06/04/2006 08:47)
matoa ilay sipa nanaiky dia tia fa ny zavatra mety mitranga dia mety ho complexé ilay bandy dia tsy maintsy misy fiantraikany ihany dia mety ho ady ny hihafarany
miankina betsaka @ lay bandy io, oh efa hitako koa dia nihezaka foana ilay lhl mba hitovi2 lenta fahaizana @lay sipa(niveau) mandramaty anie afaka mianatra foana e ary betsaka ny zavatra azo hanitarana fahaizana fa tsy voatery akory hoe handeha haka doctorat koa


6. fasaly ( 06/04/2006 09:17)
matoa miaraka efa mifankafantatra ny fiainan'"ny rairay avy zay ka na ataoko hoe le bandy na le sipâ no be diplaoma inona ny olana rehefa mi basé am fifankatiavana ny fiarahana, sy rehefa mifanaratsaina tsara, ny gasy no tena hitako sarotiny amin'io fa zà aty europe, ny vazà tsy de mijery anzany lotsa fa rehefa mifankatia de zay ny andry zareo:wink:
7. miantra ( 06/04/2006 10:07)
Marina aloha fa ny fifankatiavana no mitondra an'io saingy ao koa ny toe-tsaina nitaizana ny tsi-1-1.Mety ilay sipa na bandy be diplaoma tsy maninona fa ny fianakaviana no manahirana ohatra na ny mpiara-miasa na .....

ka mila fijoroana amin'ny maha-izy azy ny tena rehefa izay no safidy natao.

Hoy ny fitenenana hoe:
"tsy ny tany no fady fa ny vavam-bahoaka", sy ilay hoe "vavan-kisoa misy sira io ka tokin'izay hanana azy".

8. rapala ( 06/04/2006 10:09)
eny hoa ry fasaly e, rehefa tia dia tia fa tsy mikonty ny isan'ny diploma izany. Ny toetra ao anaty no jerena fa tsy papier. Betsaka ny lhy be diploma nefa mampijaly vady, dia inona no dikany izany, tsy haleo nanambady elektrisian na toy izany nefa manaja sy tianao toy izay hanambady dokotera na toy izany nefa mijaly ara-tsaina sy ara-batana:twisted:
9. little ( 06/04/2006 10:16)
Mety doly ry reto an! refa mahalala zany hoe tena fitiavana zany fa tsy hoe miarakara-poana fotsiny. Mazana manko miseho mahalala ny atao hoe fitiavana doly fa le tena izy hafa mitsy an!:!::wink::-D:-D:-D
Ka samia mitady le tena izy e!:idea::idea::D(l)(l)
Eny e samy mahay zany!
10. vale ( 06/04/2006 10:32)
Tsy tokony hisy fiantraikany izany rah TENA MIFANKATIA satria tsy ny diploma no itiavana olona iray fa ilay olona @ maha izy azy!
mipetraka ny olana rehefa "tsy tena tia"fa ankijery intérêt fotsiny ny hiarahana.
11. soleil ( 06/04/2006 11:24)
Raha entre le olon-droa mifankatia tsy tokony hisy izany satria efa fantany hatrany am-boalohany zany ary efa nifanaiky ny hifankatia ry zareo fa ny olana matetika dia ny fiaraha-monina foana foana hany ka lasa mi-influencer-ny iray amin'ny mpivady manjary manana fijery hafga koa

12. Herimiafina ( 06/04/2006 13:20)
ikalakintina:

misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra tsony!
mba dinika io an!nefa zva misy!misaotra

Misy dia misy mihintsy kah! Aleo aloha aho tsy handainga amin'ity indray mitoraka ity fa tena misy e!
Fomba fiteny ny hoe "miankina amin'izy roa" fa ny tena marina izay modiantsy hita fa mankarary sofina dia ity, tena misy io ary na forcer-na tsy raharahiana aza dia ny fiaraha-monina no hamoaka azy.
Ary raha miosy miteny ianareo hoe aza mihaino ny fiaraha-monina fa ny tokantranonareo dia anareo, dia soyez realiste fa ny fiaraha-monian tsy maintsy miteny satria izay no tiany fa fanambonaian morale be fotsiny ilay hoe tsy misy tokony hidiran'ny hafa.

Marihina fa tsy ianao na izaho irery no eto antany fa marobe tsika no eto, efa ho 6milliara izao ny olombelona, mihoatra aza, ka amin,ny fomba ahoana ny tsy hiraharahinao ny 6miliara ambony, lazainao fa tsy tokony hiditra amin'ny aferanao.

Fomba fijery terre à terre sy realiste iny an!

Ahummm ahummmm :-w:-w

13. Fiffi ( 06/04/2006 13:57)
mety misy fihatraikany aloha eh! ohatra fotsiny ve raha ny vadinao DG vhv io an! nefa ianao lhl asa ohatra hoe ... tsy dia aiko fa ny asany ambany kokoa eh! dia mety hisy komplexe hiany , na @ fomba firesaka fotsiny aza raha ny 1 nahazo education azontsika hatao hoe tsaratsara kokoa nohon'1 nefa moa raha tena FITIAVANA MARINA no mitondra azy , tokony tsy hisy olana efa arakarakin'ny tsirairay hiany io.
14. Herimiafina ( 06/04/2006 14:02)
Na misya za ny fitiavana, tsy ampy entina hiadivana amin'izany, raha tsy hoe angaha andeha hitoka-monina any amin'ny nosy kely iray.

Ny fiaraha-monina no atao hoe menarana aminy! Ary ny menarana dia tsy nofongarina fa misy foana na any amin'ny sahan'i Edena aza.

Ny zavatra ikipianao maso rehetra sy iantsoanao fitiavana dia simban'ny menarana mora foana. ahumm ahummm :-w:-w
15. cutie ( 06/04/2006 14:06)
Mpandefa : ikalakintina [ Valio ] 06-04-2006 12:43:39
Lohateny : ny fahaizana sy ny fitiavana
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra tsony!
mba dinika io an!nefa zva misy!misaotra

misy fiantraikany ihany raha io no asiana olana.
16. Fiffi ( 06/04/2006 14:06)
ohatran'ny manakivy be zany menarana zany :(:(:(
17. cutie ( 06/04/2006 14:07)
fa ahona njy no ho kivy ry fiffi:roll:
18. Herimiafina ( 06/04/2006 14:10)
Ka antiana na tsy tiana avadiky ny masombahoaka sy ny force sociale ho olana foana ny elanelana rehetra, tsy ampy azy ny lokonkoditra, ny finoana, ny fihavina, ny harena, sns, fa ampianay resaka fahaizana ihany koa.

Hitan'ny menarana avokoa izao fiaka hampizarazarana ny olona izao, mainty fotsy, mahay tsy mahay, manankarena tsy manana, beau gosse, ratsy tarehy, katolika protestant sekta, ary tsy misy afaka amin'izay na dia ny misehoa zy ho enjana indrindra aza.

Ahummm ahummm :-w:-w
19. cutie ( 06/04/2006 14:12)
de reseo le menarana e :-D:-D:-D:-D
20. Herimiafina ( 06/04/2006 14:17)
Fa maninona izy no resana, atao anmana izy no vaha-olana.
Efa hatramin'izay io hoe "miady amin'ny menarana io". Nitondra nankaiza anefa izany?

Ny fomba entina miady aminy dia ny fandraisana azy ho namana.

"Pour lutter contre le menarana Il faut aller avec le menarana et non contre le menarana".
Ahumm ahumm :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2819