ny fahaizana sy ny fitiavana
62. Herimiafina
(
07/04/2006 17:14)
Zatra miaina anaty conte de fée ny olombelona ka rehefa mivadika tsy conte de fée intsony ny fiaina dia malahelo be daholo ary mamorona teny mamy entiny manalavitra ilay olana mianjady.
Toy ny fisotroana toaka sy zava-mahadomelina ihany ny fihanoana teny mamy entina manadino ilay olana, tsy aleo ve miatrika directa ny olana dia tena agraver-na araka ny tokony ho izy le olana mba ho mora vahana! ahumm ahummm :-w:-w

63. fiaritiana
(
07/04/2006 22:30)
fa mety misy fiantraikany ihany rehefa any aoriana! na mahita sipa na bandy mahay lé anankiray dé avelany eo lé tsy mahay!!zay lé eviténa !
64. radeeds
(
08/04/2006 03:18)
amin'ny voalohany dia tsy misy dikany tokoa ny fijerevana fari-pahaizana eo amin'ny fiarahana !?:)
anefa tsarovy:idea:
tsy de ny fari-pahaizana loatra ny olana:oops: fa ny fahasamihafana @ ankapopbeny:^).io no mahatonga ny oha-pitenenana we tsy maninona ny vorona sy ny trondro raha hifankatia fa saingy aiza izireo no hanao ny tranony ?:?:8-)8-)
Matetika de miteraka disa2 ny tsy fitoaviana satria . Miteraka hevitra tsy mitovy mazàna .

65. ikalakintina
(
08/04/2006 09:40)
misaotra betsaka o!, mahafinaritra be dolo nareo, fa za kou de mitovy evitra am njy ry pissoa, sarotra be le fitiavana indraindray, indrindra mou refa tia be izay an!, de misaotra dolo reto an!, am manaraka ndray e!
66. kala
(
08/04/2006 09:45)
radeeds > ahan! hoatrany ahatsiarovako fiainan'ialy hôtesy namako iray sy tantsambo miaraka hono nefa de resaka fotsiny zany ê!:wink: tena nisy io an! saingy dans l'eau no niafarany ê!:roll::roll::roll:
HS kely aloha i kala tamin'iny fa tsy maninon moa ê!
HM > zany mitry izy io ê!fa toa moramora ihany @ le ahummmmmmmmmm fa mampatahotra ny sipa eto @ serasera klé :-* :-*

67. ravakamalala
(
08/04/2006 11:15)
kala > mampatahatsa i HM? sanatria velively!!
pissoa> raha mbola fitiavana mareforefo akia tsy mahalaitra ny fisarahan toerana e! hafa ny efa manambady ka teren ny adidy tsy maintsy hisaraka ( et encore...)

68. texe
(
11/04/2006 13:16)
ikalakitina
fa izao ry akama raha amiko aloha dia tsy mikoty ny diplom ao anatin'ny fitiavana fa ny zavadebe diany
fahaizanareo roa mifanaja ary tsy misy profisionnel t@fitiavana izany mba lazao za raha misy

69. diamondra27
(
12/04/2006 06:08)
fa iza no be fahaizana de iza no matahotra tiavin'olona be fahaizana?:-D:-D:-D:-D
mety ho sarotra ihany kosa le fiarahana raha tsy mitovy fa décallé le fahaizana e!
Oh: le borzoazy reny zao ve de hiaraka @ SDF na de oe: sendra nisy fifanjifianjavatra. mety hoe: herintaona raha hisy tsy maninona fa refa avy eo misaraka ihany e!
ny antony de tsy maharaka le olona anakiray ambany klasy na fahaizana raha miseho @ société fa de mangina lava eny izy.....
Raha directeur zao no ho vadinao nefa ianao tsy de nahita fianarana firy, ka raha sendra manao fivoriana izy miaraka @ mpiara-miasa na hoe: fety ka mahazo mitondra vady, de eo no mitranga ny olana=raha tsy à la hauteur enao de mijery baolina fotsiny na mitana labozia.... De @ farany enao ihany no mahatsapa oe: tsy pointure-ko ty nefa za tia be azy sy tiany be ihany koa (solution= mila mianatra enao raha te-hanaraka azy= cours de rattrapage, fa raha tsy zany de tavela eo=preuve d'amour)

70. diamondra27
(
12/04/2006 06:13)
solution= mila mianatra kely sy maharaka vaoavao sy mi-intéressé @ zavatra maro fa tsy mijanona eo @ tsy fahaizanao eo. Amin'izay raha mandeha ny discussion de mba afaka mi-participer enao
de mazotoa e!
fianarana foana eo @ ny fiainana na de mahay be aza

71. kala
(
12/04/2006 07:49)
ravaka & diam > marina daholo zany :-* :-* :-* :-*
anjaran'ny tsirairay koa no mandinika an'izanysao tratran'ny le misavika saranga fotsiny eo :oops::oops:

72. malalatinasoa
(
01/06/2006 03:37)
Tsy voavakiko daholo ny nosoratanareo tery ambony fa lava loatra ilay izy, na zany aza itondra ny anjara birikiko kely aho satria tranga iainako ilay izy.
Ny miaraka @ ny olona ambany fahaizana @ tena dia tsy manisy olana, raha toa ka mahavoa ilay olona @ activite professionnel ataony na manana talenta hafa izy na debrouillard. Misy manko ny olona zary raha be diplaoma fa mbola vendrana ihany, tsy mba mitsikaraka atsy sy ary fa miandry anao itondra ny zavatra rehetra vonona eo ambony latabatra, mila atoro foana dia ireny no tena tsy laitra.
Dia aleo koa tsy misy zavatra matotra loatra, soratra sns eo @ ilay mpisipa raha mbola tsy vonona ny 1, fa rehefa mifindra pays dia miova daholo ny sentiment rehetra. Ny fahalavirana aloha dia tena sarotra be e, rehefa mifankatia sy mahay mifanaraka, mifandefitra sy mifanaja dia mety voatazona ihany ny couple, quoique.... sarotra ihany.

73. soanja
(
01/06/2006 04:41)
ikalakintina:
misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra tsony!
mba dinika io an!nefa zva misy!misaotra
Tena olana tokoa io raha ny fahitako azy satria nisy cas iray tena nitranga mihitsy fa ilay bandy indray BEPC angamba no ananany ary ilay sipa Masters. Efa niteraka dimy ry zareo ary tena saika ilay bandy daholo no nitaiza ny zaza rehetra fa ramatoa niteraka, nandeha manao mission dia nianatra taty an-dafy. Rehefa mi-joke an'ilay bandy izy dia hoe " Izaho saina fa ianao hozatra". Nony farany nahita mitovy fahaizana aminy ilay ramatoa, fa lavitry maso hono lavitra ny fo. Izay vao nitranga ilay hiran'ny Mahaleo hoe "Dia ilaozanao ve ireto zanantsika 5?" Aiza ny fitiavana amin'izany rehatra izany? Teo ihany fa saingy ny vola no hozatry ny fiainana.