ny fahaizana sy ny fitiavana

21. cutie ( 06/04/2006 14:20)
:-D:-D:-D:-D:-D
de mahita vokany ve anefa refa lasa namany :-D:-D:-D
22. mamzelkely ( 06/04/2006 14:21)
ôtrany malahlo an le herimiafina be sangisangy zany za fa machika lôtra ny zvt soratany :roll::-D:-D
23. Herimiafina ( 06/04/2006 14:33)
Fantatry ny menarana ve fa amin'izao fotoana izao anie ka tsy midika n'inon'inona izany fahaizana izany e! Betsaka ny professeur betsaka ny docteur ny manana an'izao karazana baoritra izao kanefa ny firenena miha-mahantra e!

Ireo mpilaza azy manampahaizana sy specialiste ndrindra no nampivarina tany ankady fa ketrindoha tsy misokatra amin'ny fahalalana tsony ny sainy.

Betsaka ny specialiste amin,ny elektronika fa na sonnerie aza tsy hananany.

Izany fahaizana sy fahalalana izany tsy misy ilavana azy raha tsy hainao akory ny mampiatra izay nianaranao eo amin'ny fianana andavan'andro.

Mba kaozy e! ny tsy nianatra aza mbola mhita zavatra manja be lavitra.

Raha ny systeme fampianarana amin,izao klou de tena na ganagana aza mety ho afaka makany amin'ny université mianatra economie e! Fahotana mahafaty e!

Koa midika inona moa izay fahaizana fa dia coqueterie ny fiaraha-monian sisa e! Ny maha-olona no mitondra azy fa tsy ilay baoritra loatra e!

Enga anie zah tsy hahita volamena eny amin,ny oronkisoa intsony raha mahita olona mitondra titre Priofesora na docteur klé, mba kaozy e! Mba hendry ry tany malala an! Ahummm ahummm :-w:-w
24. cutie ( 06/04/2006 14:35)
:roll::roll::roll::roll:
25. Herimiafina ( 06/04/2006 14:41)
Aleo amin'izay zah hamaly ny fanontanin'ikalakintina!
ikalakintina: :-*:-*:-*:*

Izao akia no valin'io an!
Raha samy nandra miaraka dia hametraka olana ilay elanelana diplaoma. Fa raha tena manampahaizana marina ilay iray dia tsy mametraka olana.
Ny antony dia satria arakaraka ny hitombona fahaizana no maha-ouvert kokoa ny olona iray, ny maha-comprehensif azy. ka ampiasainy ny fahaizany ihany koa ny fiarahany aman'olona ary ataony tsy mametraka olana amin'ilay miaraka aminy io elanelana io. Izay no maha-manampahaizana azy.

Raha be diplaoma kanefa izy kanefa nandra (tsy manampahaizana akory) dai ho loza be fa dia tsy ho zakany io elanelana io ary rehefa tsy zakany dia tsy mahazaka ho azy koa ilay miaraka aminy. ahumm ahummm :-w:-w
26. kala ( 06/04/2006 14:58)
eto aloha dia ekeko ny an'i HM fa ilana alaiana namana ny menarana ary mahomby io rehefa mahay mampiasa ilay dplaomasia kely.=D=D=D=D

ikalakintina > tena tsy hitako zay hidiran'ny fahaizana amin'ny fitiavana...

sady mbola tsy nahita soratra koa zà nilaza hoe : ny fahaizana no ambony amin'izy ireo:roll::roll::roll:
sady zà koa mbola tsy nifanerasera t@'ol nilaza zvt toy izao ohatra "mahafinaritra ahy enao, inona no fianarana vitanao, na hoe be diploma ve enao" marina mafy ê!:twisted::twisted::twisted:
donky ny fitiavana zany no mbola afaka mitondra ny bôl raha tsy mivaona ny resako. :D:D

ny vavan'ny olona zany ndray : henoina foana kosa aloha ê! fa tsy atao hankarary an-doha sy hanimba ny fitiavana efa miorina )8)8)8)

kalamina fotsiny de revena milay
27. Herimiafina ( 06/04/2006 15:03)
Indrisy anefa ry kala fa na henoina fotsiny sy tsy raharahiana aza ny vavan'olona dia endrika ivelany fotsiny iny fa ny ao ampo mahamaivay tsy mahita tory.

Mody fanina fotsiny le hoe tsy miraharaha vavan'olona ireny kanefa tena marary izy ao ampony ao, mba marina e!

Ny teniko, milomano ao anatin'ny fiaraha-monina ka tsy maintsy voan,ny vavambahoaka, Tsy adala ny Ntaolo niteny anio.

ahummm ahummmm :-w:-w
28. kala ( 06/04/2006 15:14)
:wink: misy ny fotoana mba ihainoana sy andinhana
de misy koa ny fotoana anaovana bemarenina sy tsy mijery afa-tsy ny tena ka8)8)8)
tu ne peux pas changer le monde!!!!azafady
29. Herimiafina ( 06/04/2006 15:29)
Izay indrindra, tsy afaka ovana ny fiaraha-monina! Saingy ny fiaraha-monina mety hanova anao, tsy azo lavina. Izay ilay menarana e! :roll::roll:
30. cutie ( 06/04/2006 15:34)
nareo zany anie vo maika mametraka olana fa tsy mamaha akory:lol:
31. Herimiafina ( 06/04/2006 15:39)
Ie, maro ny hevitra mivoaka, maro koa ny fomba fahitana ny olana, ka tsy tokony hahagaga raha toa miverimberina foana ny olana.
En tout cas, efa io ambony io ny valinteniko. :-w:-w
32. ravakamalala ( 06/04/2006 15:54)
inn foana ny dikan ity ahummm ahummm ty e? sao mba voan ny BK?
33. kala ( 06/04/2006 16:20)
=D=D=D=D=D=D ravakamalala
34. fasaly ( 06/04/2006 16:53)
ravakamalala: :-D:-D:-D:-D njy ky tena mampmé ka!:-D
ahummm ahummm, nefa otsan'ny mba tena tiko kouu:-D:-D:wink:
35. Fiffi ( 06/04/2006 17:12)
hoy Herimiafina:
Indrisy anefa ry kala fa na henoina fotsiny sy tsy raharahiana aza ny vavan'olona dia endrika ivelany fotsiny iny fa ny ao ampo mahamaivay tsy mahita tory.
tena marina mihintsy aloha io an! ary na dia milaza ary fa hoe "ntsssssss vava fotsiny zany fa henoko @ sofiko hankavia dia havaokako @ havanana" io mbola teny fotsiny fa rehefa voatsatoka ny fo , sarotra ny manadino azy.
36. cutie ( 06/04/2006 18:14)
fiffi,henoina @ sofina havia de ze tsara raisina de ze ratsy avoaka @ sofina havanana.:lol:
37. Herimiafina ( 06/04/2006 18:27)
ravakamalala:

inn foana ny dikan ity ahummm ahummm ty e? sao mba voan ny BK?


Siora ve ianao fa tsy mivoana izany sujet izany? :-w
38. Herimiafina ( 06/04/2006 18:33)
Nareo angaha mbola tsy naheno ny teny hoe OZONA.

Ny menarana no manozona, ary izay nenjehiny rehetra sy nozoniny dia mora antitra daholo ary matimaty tanora teny. Teo i Rabeniomby sy Ravolahanta, teo ihany koa ry sns.

Rehefa mihatra ny ozon'ny fiaraha-monina dia aleo mandeha miala lavitra azy fa manjary ianjadiany. Ary matetika fomba fitenin'ireo izay nararay fatratra noho ny ozona io hoe "Henoy izany ry azondamosiko" na le hoe "raisiko sofina iray avoakako sofina iray".

Matoa izy miteny an'io dia efa voa izy izay, efa nandaitra any aminy ny poizina maherin'ny menarana.

Inona moa ilay hoe raisina namana ny menarana?
Mody henoina izy teneniny ary mody tena mankato 100% kanefa nomen'Andriamanitra saina afaka miheritreritra isika ka izay hitan,ny saintsioka fa mety amintsika no fidintsika.
Kanefa sarotra izany satria vitsy ny tena mahalala izay tena mety aminy, izay mahamety azy noho ny complexe d'inferiorité sy ny tsy fanajana vatana ary ny fanambaniana tena be loatra nasisika tao antsaintsika.

io fanambaniana ny tena be nasisiky ny menarana tao amintsika io no mahatonga antsika hankasitraka foana ny an'ny hafa ary jamais hafampony amin,ny sahaza ny tenantsika. Ahummm ahummm :-w:-w
39. ikalakintina ( 06/04/2006 18:36)
ça fait partie ny dinika io HM a!, fa izao, misaotra anareo alou e!, fa izao no tohiny, tsy cas ko alou le izy fa cas manahirana ny olona akaiky ahy indrindra, de izao, te hanoy fianarana aty andafy le sipa nefa alohany andehanany de mba he hanambady na atao fomba2 izy ect, mba misy zavatra mipetraka e!, saingy ny fianakaviany sy ny namany sy ny manodidina azy de miteny we ndehana mande mianatra alou fa ho hita eo; satria raha aty le sipa sarotra be kou ny handehanana olona tsy hianatra aty andafy, de mbola olana be iray io, raha mba manana evitra indray nareo, de misaotra betsaka e!
40. Herimiafina ( 06/04/2006 18:45)
Amiko manokana aloha dia tsy mety amiko izany manambady dia avy eo hisaratoerana indray e, na dia misy aza ny manao izany.

Na izy mitsam miaraka makany andafy de mivady aloha miala any na rasipa mandeha mianatra de ze alehany any alehany raha mbola mety ve moa tsy iverina ihany.

Maro mantsy no misaraka refa lasa mianatra ny iray.
Maro no miteny hoe "mety izany" kanefa aty aoriana misaraka ihany. Ka matoa misy izany zavatra izany dia ao raha, ka aleo mitandrina ihany. Ahumm :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851