ny fahaizana sy ny fitiavana

41. ravakamalala ( 06/04/2006 18:47)
inn no ilainao e? bronchokod sa madetussyl?:°)
42. Herimiafina ( 06/04/2006 18:49)
Inona daholo izany?
BK=British kingdom.
de le roa farany ireo tany tsy fantatro! ahummm ahummm :-w:-w
43. ravakamalala ( 06/04/2006 18:54)
tany tsisy mikiraoba ireo, fakana rivotra, mahasitrana.

HS! HS! HS!
44. Herimiafina ( 06/04/2006 18:56)
hay, ity HS farany ity indray izao marika arôplanina no fahafatarako azy HS 748. :-w:-w
45. ravakamalala ( 06/04/2006 19:32)
fa maninona raha any madagasikara ihany no manohy fianarana? tsara anie ny fampianarana eny ankatso e! aza misara toerana izany!

zay sy herimiafina aza efa tsy fidiny, izao lasa mifampila kisa fotsiny sisa.:snif::snif:
46. kala ( 07/04/2006 06:00)
HM & ravakamalala > :-w:-w:-w HS tanteraka fa tsy aleo nareo aloha miditra any anty raoplanina mifampitsabo kely :wink:

ikalakintina > very tamin'ny sijé ndray akia de namerina namaky :roll::roll:

misy fahamarinana daholo ny voalaza teo (ary ahoana tokoa moa no hoe hivady nefa mbola hisara-toerana indray. Amiko aloha raha hoe vady zany dia eo an'ila eo foana na mora na sarotra afa-tsy hoe mandeha mission sns angaha:oops:)

tsy tokony hisy olana firy amiko zany. raisiko fotsiny ny cas-ko hoe zà zao hanomana CEPE nefa ny olon-tiako efa lasa lavitra be. Kou mifankatia ary zahay ataoko ahoana fa de reveko milay:-$ :D

cutie > zany mitsy ê!=D=D=D=D
47. ari.malala ( 07/04/2006 07:04)
Naareo roa ihany no erany, fa rehefa hihaino vavan'olona ianareo dia ianareo no voa. Ao koa anefa miankina @ tsirairay @nareo io, raha sanatria ka misy iray manana complexe dia ef atsy mandeha koa ny fiarahanareo, ilay complexe nefa tsy tongatonga hoazy fa miankina @ le fihainoana vavan'olona.
48. dadabe ( 07/04/2006 11:45)
humm tena mety jisy fiantraikany kosa io any aoriana any e
49. mamzelkely ( 07/04/2006 12:12)
za klou de mahita fa misy fiantraikany ihany le izy surtout ra lhl compléxé eee
50. pissoa ( 07/04/2006 12:49)
ikalakintina:

misy fiantraikany am fiaraha ve na am fanambadiana any aoriana ny elanelana eo am fahaizana amampalalany olona roa, ohatra: le sipa manana doctorat ohatra de le bandy bachelier de tsy nanoy nianatra tsony!
mba dinika io an!nefa zva misy!misaotra

Amiko dia misy fiantraikany io.
Mety hisy aloha ny complexe-n'ny iray, complexe d'inferiorite izany angamba. Dia hanampy koa ny complexe de "superiorite" an'ny iray! Dia matokia fa ny fiaraha-monina koa mbola hitondra ny anjara-birikiny :-D:-D:-D
Ny olona realiste dia tokony mahatsapa izany. Ny fanontaniana tokony apetraka dia hoe Inona no tokony atao mba tsy hoe katastrofika ilay fiantraikany?
ikalakintina:

ça fait partie ny dinika io HM a!, fa izao, misaotra anareo alou e!, fa izao no tohiny, tsy cas ko alou le izy fa cas manahirana ny olona akaiky ahy indrindra, de izao, te hanoy fianarana aty andafy le sipa nefa alohany andehanany de mba he hanambady na atao fomba2 izy ect, mba misy zavatra mipetraka e! saingy ny fianakaviany sy ny namany sy ny manodidina azy de miteny we ndehana mande mianatra alou fa ho hita eo; satria raha aty le sipa sarotra be kou ny handehanana olona tsy hianatra aty andafy, de mbola olana be iray io, raha mba manana evitra indray nareo, de misaotra betsaka e!
Raha izaho dia aleoko mandeha fotsiny aloha. Sady etsy ambony toa mbola be ahiahy kely ilay fiarahana.
51. kala ( 07/04/2006 14:43)
tsy misy anampiana tsy misy analana. merciiiiiiii pissoa fa misy horaisin'ny tsirairay ange ireo hevitra maro reo ê!:wink:
52. Herimiafina ( 07/04/2006 15:14)
ravakamalala:

fa maninona raha any madagasikara ihany no manohy fianarana? tsara anie ny fampianarana eny ankatso e! aza misara toerana izany!

zay sy herimiafina aza efa tsy fidiny, izao lasa mifampila kisa fotsiny sisa.:snif::snif:


Lavitry ny maso lavitry ny fo. :-w

Izao foana no tsy maintsy hiafaran,ny fahalavirantoerana, mifampila kisa. :-w
53. pissoa ( 07/04/2006 15:27)
Herimiafina:

Izao foana no tsy maintsy hiafaran,ny fahalavirantoerana, mifampila kisa. :-w

Siora am'zany ve ianao? :-w:-w
54. Herimiafina ( 07/04/2006 15:48)
Tsy maintsy izay na tiana na tsy tiana, soyons realistes! ahumm ahummm :-w:-w
55. pissoa ( 07/04/2006 16:17)
Realist zah kah! Haiko hoe matetika ... fa tsy hoe tsy maintsy na tiana na tsy tiana! ahumm ahummm :-w:-w
56. Herimiafina ( 07/04/2006 16:27)
Tsy m,aintsy io na tiana na tsy tiana kah, izany matetika izany mbola fantasma, fanamboniana morale, manalavitra ny saintika amin'ny tena olana. ahummm ahummm :-w:-w
57. pissoa ( 07/04/2006 16:28)
Ngo de mila contre example elah? :roll::roll: ahummm ahummm :-w:-w
58. Herimiafina ( 07/04/2006 16:29)
Omeo contre exemple ary aho hanakianako azy amin'ny contre expertise! hehehehe=))=)) :-w:-w
59. pissoa ( 07/04/2006 16:33)
:-D:-D:-D Andraso fa hangataka alalana zah, na asaiko mandefa hafatra mitokana any aminao ry zareo (tsy azo atao ny mitantara fiainan'olona tsy misy fierana) :-D:-D
60. Herimiafina ( 07/04/2006 17:00)
Tantarao knou, inona no olana, nya nao aza tanatarainy eran,ny tanana klé. :-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1675