01 avril, fetin'ny lainga ?

1. felampaiso ( 27/03/2006 13:15)
Tena raran'ny Tenin'Andriamanitra ny lainga,tsy tokony ho voafandrika amin'ny fanaovana poisson d'avril ny tena kristiana ka hamoron-dainga isaky ny 01 avril hanaovana ankasomparana ny hafa, tsara raha tazonina ilay teny hoe " izay tsy tianareo atao aminareo dia aza atao amin'ny hafa koa ", asan'ny devoly ange ny lainga satria voalaza fa rain'ny lainga izy....Tsy tokony hatao zavatra vulgaire @ fiainana andavan'andro ny lainga sa ahoana ny hevitrareo ?
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:29
2. jentilisa ( 27/03/2006 13:38)
ka fanalana azy anie io e :°)
3. booboo ( 27/03/2006 13:42)
:°)

4. bichette ( 27/03/2006 13:54)
:^)
5. Fiffi ( 27/03/2006 14:03)
tsy lainga kosa fa vazi2 eh!:°)
6. Fanja1 ( 27/03/2006 14:51)
bichette za anie miandry andry e! efa tonga ngaha njy akia? bizzzzzzzzzz
7. mandalo ( 27/03/2006 15:06)
aza gaga amin\'ny 1 avril ianao fa fety noforon\'izao tontolo izao ireny mba hahatsara ny fiainany.
ny atao hoe: fiainana tsara sy mahafinaritra mantsy eto amin\'ity izao tontolo izao iainantsika ity dia fifaliana lehibe rehefa ny tena no mandresy ary any hafa ny fahoriana sy ny faharesena.Tiana ho an\'ny tena ireny ny zava-tsoa rehetra ary malahelo raha toa ny hafa no mba tafita ka miteraka fialonana sy fahatzerena ao anaty.miandry fotsiny ny fotoana hanehoana azy ka hararaotina ny fotoana (efa nomanina amin\'izany mihitsy)1 avril hamitahana sy hanaovana izay maha voafitaka ny hafa.
isika koa mba manaraka izany satria heverintsika fa lainga kely ve dia maninona fa vazivazy fotsiny ireny fa ny devoly dia fifaliana tsy omby trat.ra ny ao am-pony fa manaraka azy daholo ny olona ka tarihiny hatrany amin\'ny ady satria tsy misy intsony ny fandeferana rehafa tena mihatra amin\'ny marary ny sangy.Izay no mahatonga ny soratra masina mananatra antsika hoe: \"Fantaro ny zavatra rehetra ary ario ny ratsy\"; \"halaviro ny fakam-panahy\"
8. ravakamalala ( 27/03/2006 16:41)
felampaiso> 8O8O8O sa poisson d'avril io?
9. lapino ( 27/03/2006 17:18)
Ngah koa moa tsy maintsy mandainga amin'ny 1 avril e? Azo lazaina hoe mandainga ve izao raha misy olona manao ohatra an'izao: Jereo eto ?
10. Achia ( 27/03/2006 19:29)
inona ary ty ry lapino a jereo eto jereo ery tssssss za zao nanantena ahita zavatra kay asan'i lapino:°)
11. vale ( 27/03/2006 19:33)
tsisy n'in, n'in eo ry lapino à, amboary kely aloha ô!:°)
12. Fiffi ( 27/03/2006 21:27)
:-D:-D:-D:-D:-D http://www.rigoler.com/Blagues5/1eravril/index_nofr_1eravril.phtml#Idees
13. Fiffi ( 27/03/2006 21:31)
sa ity ? http://www.momes.net/dictionnaire/p/poissondavril2.html
14. Fiffi ( 27/03/2006 21:43)
Tena raran'ny Tenin'Andriamanitra ny lainga,tsy tokony ho voafandrika amin'ny fanaovana poisson d'avril ny tena kristiana ka hamoron-dainga isaky ny 01 avril hanaovana ankasomparana ny hafa
tena tsy hitako izay hidiran'izao lazainao izao @ 1er Avril an! mety tsy fantatrao angamba ny dikan'ny io na hoe maninona no misy an'io fa mba jero io voalaza ao @ io hoe" jereo eto" io dia ho hitanao eh!
izay tsy tianareo atao aminareo dia aza atao amin'ny hafa koa ", asan'ny devoly ange ny lainga satria voalaza fa rain'ny lainga izy....Tsy tokony hatao zavatra vulgaire @ fiainana andavan'andro ny lainga sa ahoana ny hevitrareo ?
ianao ve dia sahy hilaza fa tsy mba nanao an'io farce io na indray mandeha aza ny 1er Avril ? sady tsy misy resaka lainga anie io eh! satria mananihany fosiny eh! Mety diso angamba fa tsy tokony ato @ Fivavahana sy Finoana no tokony nasiana an'ity satria mba farce sy lalao na hatsikana anie ny 1èr avril ry felampaiso eh! fa tsy hoe lainga akory , misy ny maha-samihafa azy mihintsy an! Ary tsy misy an'izany hoe 1er avril fetin'ny lainga izany fa fetin'ny fanalana azy sy fanaovana farce eh!
15. marozevo ( 27/03/2006 22:07)
Ity kosa aloha dia sujet tena tsara eh, saingy diso toerana araka io lazain'i Fiffi io.-
16. Fiffi ( 28/03/2006 04:59)
f'ita wa eh ?
17. mandalo ( 28/03/2006 08:04)
Ny hoe sujet diso toerana amiko dia tsy mitombina satria mety tsy hotsapantsika ny tena niseho tamin'ilay nanome lohahevitra ka nahatery azy nametraka ny question ary ny sehatra toy izao anie dia hilazana ny manahirana izany hoe "mifampizarà ny mahavesatra" ka raha ao amin'ny rubrique "fivavahana sy finoana" no nipoirany dia tena mifanaraka amin'ny hafatrin'ny Tompo tsara izany.
Tsy misy miteny eto hoe tsy nandainga mihitsy fa raha mbola olombelona koa dia mpanota ary tsy misy afa-miala amin'izany na iray aza ;na inona toerany eo amin'ny fiarahamonina na inona andraikitra tazoniny raha mbola eto amin'ity tany fandalovana ity ny tongony roa.
Soa fa mamindra fo tsy mitsahatra Andriamanitra ka manome lalandava ny teniny amin'ny alalan'ny baiboly hanitsiantsika ny fitondrantenantsika (notre comportement). tsy misy fanerena anefa izany satria nomeny safidy koa isika (choix) ka raha mbola tsy resy lahatra ianao fa sangy sy vazivazy ireny dia afaka manohy ianao fa tsy misy bedy, tsy misy mitsara anao eo fa rehefa tonga Jesosy tsy maintsy hohita eo ny tena izy; izany noantony tsy maintsy hangatahana ny Fanahy masina izay efa nomeny izay rehetra mino Azy mba hitantana sy hanazava ny lalantsika ka hananantsika ny Esprit de discernement eo amin'ny fiainana (Rom 12:2).
Io fanahy io koa no manome antsika ny fitiavana ka hahafahantsika tsy manilika ny hafa nohon'ny faharesen-dahany (I kor 13) fa ny anjarantsika dia mamafy ny teniny mba haniry ao ampon'ny rehetra
18. Angie ( 28/03/2006 09:51)
Za aloha taloha dia tena anisan'ireo zay nanao lainga be mihintsy e fanararaotana aza io andro io hanaovana ireo tsy azo natao.:oops:
Ankehitriny kosa dia ataoko manalavitra ahy mihintsy io toy ny tsy misy, tena ratsy hoy aho satria raha farce mba entina misangy tsy voatery atao @ io date io ihany ary tsy natao hankarary olona na hahazoana fahafinaretana fotsiny ka hoy aho e mahaiza mifidy daholo fa raha ny torohevitro aloha dia aza miditra @ izany e. :D
19. boulki ( 28/03/2006 10:31)
De ahoana zay tsy mba mandainga zany ry angie fa indraindray ihany vao milaza ny marina =))ao fa omeko :* njy de ampy ahy zay e :D
20. jentilisa ( 28/03/2006 11:44)
aza mandainga nefa aza milaza ny marina! dikany: mangina! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.2783