01 avril, fetin'ny lainga ?
61. marozevo
(
04/05/2006 15:25)
Ny ahy indray ilay hoe "à nous et à la nourriture que nous allons prendre", no manaitra ahy. Eo am-pisakafoanana izany dia tsy ny sakafo irery no mahazo ny tso-dranon'Andriamanitra fa ny mpisakafo koa.
Mitaona hifampizara sy hifampitsinjo izany.
Any amin'ny ilany atsimon'i France indray koa aza ampiany hoe :"Donne du pain à ceux qui n'en on pas".
Mitaona hifampizara sy hifampitsinjo izany.
Any amin'ny ilany atsimon'i France indray koa aza ampiany hoe :"Donne du pain à ceux qui n'en on pas".
62. Fiffi
(
06/05/2006 06:02)
. Eo am-pisakafoanana izany dia tsy ny sakafo irery no mahazo ny tso-dranon'Andriamanitra fa ny mpisakafo koa.izany hoe : samy manana ny handraisany azy tokoa ny @ io fa raha hoe zah manokana aloha dia ny fangatahana an'Andriamanitra hitahy ny sakafo aloha fa raha tsy mahazo fitahiana koa ny sakafo , @ fomba ahoana no hanatanterahana ny zavatra handrasan'Andriamanitra antsika ?
Marina aloha fa tsy ny sakafo ho hanina hiany no hahazahoana hery fa ny fivavahana raha ny tena marina , fa na izany aza dia ilaina hiany koa ny sakafo. "pour nous soutenir dans votre service». satria hono " Raha noana ny kibo , mivezivezy ny fanahy.
63. marozevo
(
08/05/2006 15:32)
Raha nilaza io fahazoako azy eo ambony aho, dia tsy midika velively fa tsy d'accord amin'izay lazainao ka...
65. marozevo
(
10/05/2006 19:29)
Ary adino re no nanontany hoe mba fetin'ny inona kosa izany ny 01 juin ? Sa mbola ho avy moa de amin'izay lazaina !!!...
