01 avril, fetin'ny lainga ?

41. marozevo ( 06/04/2006 21:41)
Ka noho izany dia mbola averina fa diso toerana ity loha hevitra ity, ka tokony hafindra amin'izay.
42. Fiffi ( 08/04/2006 08:54)
ka i felampaiso ary tsy hita intsony sa ve tena poisson d'avril ilay dinika eh ? sa izy hiany io niditra xxx tsy misokatra io ?
43. marozevo ( 10/04/2006 22:24)
An3 ... tsy i felampaiso io fa i xxx ka. I Felampaiso lasa any Ilakaka. Hitako tany izy marina eh... Sa anarana mitovy ?
44. Fiffi ( 11/04/2006 06:23)
vita aloha iny poisson d'avril iny dia miandry ny @ taona manaraka indray zany! :)
45. marozevo ( 11/04/2006 11:32)
Dia ataovy any amin'ny loha hevitra hafa ivelan'ny finoana sy ny fivavahana amin'ny taona manaraka dia mety tsara izy amin'izay.
46. felampaiso ( 11/04/2006 12:36)
marozevo:

An3 ... tsy i felampaiso io fa i xxx ka. I Felampaiso lasa any Ilakaka. Hitako tany izy marina eh... Sa anarana mitovy ?


1/ Hi hi hi ! Izaho mbola tsy tany Ila...kaka izany fa aty an-dafy ko, sao dia mba i vonimboasary na i ravintsaonjo kosa no hitanareo tany !
2/ Izaho anisan'ny nanome ny hevitro momba ity fampiasana xxx ity rehefa maneho hevitra, amiko hoy aho kanosa ny olona toy ireny ( jereo lohahevitra momba NY MPIANDRY ato @ ity lohahevitra finoana/fivavahana ity ihany ) raha tsy hoe te-hanao poisson d'avril angaha izy ?
47. marozevo ( 11/04/2006 18:40)
Marina eh ! .. Tena hitako tany Ilakaka i Felampaiso, fa mety hoe anarana mitovy fotsiny anie eh... Misy felampaiso hitako tany tamin'ny 2001, dia noheveriko ho ianao, ka tsy izy izany. Azafady retsy ah...
Marina fa samy pseudo daholo no ampiasaina eto, nefa na izany aza ilay xxx kosa tsy laoniny eh. Ny antsika ange pseudo no eto fa hita atsy ambadika ny tena marina eh. Ny an'i xxx na eto na ary dia xxx daholo. Tsy hoe kanosa fotsiny fa tena fanetry ny olona toy ireny.
48. Fiffi ( 12/04/2006 05:46)
raha ny hevitro manokana kosa aloha dia misy ny toeranan'ny dinika izay tsy mety kosa angamba raha tsy hidirana xxx an! satria mba tsy te-hitonona anarana izy , eny fa dia efa ps daholo aza no hidirantsika ato , satria koa manko mety hitady vaha-olana @ fiainany izy ka tsy sahy miseho masoandro arakin'ny mba filazako azy hihihi . Fa kosa aloha an! raha resaka fivavahana sy finoana , tokony mba hasiana fiheverana hiany ny momba an'io satria na ny hamaly azy ary dia mandreraka tokoa , zah manokana moa io an!
49. marozevo ( 25/04/2006 18:53)
Izaho kosa aloha dia tena tsy d'accord amin'ilay fiafenana ambadiky ny xxx eh. Za aza mandinika ireo "ny momba azy" atsy ho atsy, dia gaga fa vitsy dia vitsy no tena milaza ny marina momba azy araka ny fangatahan'ny mpikarakara (plan).
Ho ahy tsy dia asiako olana izany, fa mampandinika kosa hoe mba hatraiza moa ny fananantsika personalité eh.
50. Fiffi ( 26/04/2006 10:05)
zany hoe misy azo handeferana hiany aloha ny fihafenana @ xxx saingy tafahoatra loatra ilay izy ka mahasorena , tsy hanomezan-tsiny azy ireo izay miafina xxx koa raha miafina izy nefa kosa arakarakin'ilay dinika haleha fa indraindray ve mba mangataka resety sakafo dia hihafenana @ io xxx io ?
51. marozevo ( 27/04/2006 21:43)
Dia ataovy recette xxx koa no avaly azy eh. tsy olana izany
52. Fiffi ( 29/04/2006 15:55)
tapitra rahampitso ny trondro ka tsy ny xxx no hataoko recette fa ny rondro hamaranana ity volana ity ! hihihhihi
53. marozevo ( 30/04/2006 09:20)
Dia inona izany ny recette volana mai ?
54. Fiffi ( 01/05/2006 07:25)
ny recette volana Mai hitako aloha dia ny fangetahetako ny fanampian'ny Tompo hanompo azy , fa tsy ny volana Mai hiany io an! fa raha mbola velona eto an-tany hiany aho.
55. marozevo ( 01/05/2006 23:19)
Ny ahy kosa ry Fiffi, amin'ny maha Katolika ahy, dia ny recette nampianarin'i Masina Maria no tena ezahiko amin'ity volana mai ity.
Na ny anao na ny ahy dia irariana mba samy hitondra fahasalamana ho an'ny fanahy sy ny vatana, araka ilay vavaka fanao rehefa hisakafo.
56. Fiffi ( 02/05/2006 13:10)
«Seigneur Dieu, donnez votre bénédiction à nous et à la nourriture que nous allons prendre pour nous soutenir dans votre service». Amen
57. marozevo ( 02/05/2006 23:10)
fa aiza moa i Fiffi ity eh... Any Diego sa any Normandie. Toa vavaka efa henoko tany Normandie io ataonao io.
58. Fiffi ( 03/05/2006 03:44)
sady tsy Diego no tsy Normandie no misy ahy kah! eto Paris aho. Ary io vavaka io dia efa vavaka nataon'ny fianakaviana hatrizay , hatrizay , de mitohy foana hatramin'izao ka hivavahana koa ny hitohizany mandrakizay. Fa mitsangana aloha dia manao ny signe hazo fijaliana , zay vao manao io vavaka io.
59. marozevo ( 04/05/2006 00:11)
Tsy maharaka jeu aho izany. Ohatran'ny tsaroako ianao, deux mois eo ho eo izay, nilaza hoe any Diego. Sa izaho no tsy nahazo resaka ?

Efa henoko tany Normandie io vavaka io, hoy aho, ary hita izao fa marina tokoa satria i Paris sy i Normandie tsy dia mifanalavitra loatra. Izaho mipetraka 2 mois par an ao Rouen. Eo amin'ny gare Saint Lazare no mandray train mankany.

60. Fiffi ( 04/05/2006 08:44)
marozevo: indrisy fa mbola tsy tany Diego mihintsy aho. Fa ny tena mavesan-danja amin'io fivavahana io aloha dia marina aloha fa hoe mivavaka alohan'ny hisakafohanana fa ny tena jerena dia ny teny hoe"

"pour nous soutenir dans votre service».
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0673