akanjon' akizy vita malagasy

1. rurik ( 21/03/2006 12:08)
Saika mba hanotany aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny .
misaotra.
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 14:59
2. ftma ( 21/03/2006 14:45)
ruruk misy aty na izaho aza mivarotra raha mila :wink:
3. ainaheri ( 21/03/2006 17:00)
Misy fa refa étè nao vao mahita fa tsy mivoaka izy
hiver fa tsisy kil mamonjé reny tsena communale reny fa eny ahitana azy!!
4. Fiffi ( 21/03/2006 18:52)
ainaheri: misy na hiver aza ka! eny @ centre commercial ireny misy foana , vao nividy chemin de table aho t@ sabotsy teo dia maro dia maro tokoa ireo akanjon'ankizy an!
5. chipie1 ( 21/03/2006 18:57)
magasin inn kou zany ry fiffi ?
6. Fiffi ( 21/03/2006 19:38)
chipie: centre commercial wa io an! dia ao anatin'ny centre io no misy ireny mpivarotra ireny , tao Rosny2 zah sabotsy nahitako an'io fa misy foana an!
7. Veloo ( 21/03/2006 20:51)
rurik a za mahita aky a...:wink:
8. Fiffi ( 22/03/2006 05:56)
fa aiza ndry no tsy mahita an'ireny ?
9. chipie1 ( 22/03/2006 06:34)
fiffi > ka lé centre commercial efa misy magasin efa ho 200 oatra ! fa tiako ho fantatra oe inn ny anranlé magasin ka!;-)
10. Fiffi ( 22/03/2006 07:15)
tsy misy anarany akia an fa samy manana ny stand-ny daholo ny mpivarotra dia samy ao daholo , ireo stand ireo dia eo am-povoan'ny iny couloir ngeza be iny izay no mahatonga azy tsy misy anarana satria miovaova foana ny toerana fa tsy fixe
11. chipie1 ( 22/03/2006 15:22)
ah d'accord ! merci Fiffi , aty aminay aty tsy mba misy :-P
12. Fiffi ( 22/03/2006 15:24)
chipie: ary raha manafatra ao @ io auzoma boutique io akia ? toa misy ao an!
13. chipie1 ( 22/03/2006 15:28)
ié , na mande foire de paris
14. Fiffi ( 22/03/2006 15:31)
ie! io koa aloha dia tena mety tsara @ zay ndry mahita zavatra bdb koa!
15. rurik ( 23/03/2006 07:14)
Misaotra betsaka ry :-*:-* namana ,
miala tsiny raha izao vao mamaly fa tsy nandalo teto omaly :-D:-D:-D
16. rurik ( 23/03/2006 07:16)
Veloo:

rurik a za mahita aky a...:wink:



veloo:-*:-* andefaso aho zany:-D:-D:-D lavitra loatra any andry ko. nefa na izany aza misaotra ihany :-*
17. rurik ( 23/03/2006 07:17)
Fiffi:

fa aiza ndry no tsy mahita an'ireny ?



Fiffi angaha mo tsy hanjy aho we aiza jereo aloha ny momba ahy rehefa manana fotoana fa sao mba misy koa aty fa tsy haiko . :-*:-*
18. rurik ( 23/03/2006 07:19)
Fiffi:

chipie: ary raha manafatra ao @ io auzoma boutique io akia ? toa misy ao an!



Fiffi nijery aky aho fa tsy misy ilay jereko ao toa sakay sy sakamalao no ao sa @ gasikara ?? nitady t@net aho fa tsy mahita izay no nahatonga ahy nanotany eto.
19. rurik ( 23/03/2006 07:25)
www auzoma boutique.com mo le izy??
20. rurik ( 23/03/2006 07:26)
http://www.auzoma boutique.com io ve??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3588